Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
09/03/2007 07:47)
Farihy mirehitra Afo! Mitomany Izy mahita ireo tsy nanaraka!
Mbola manana fotoana izaho sy ianao ny hiverina Aminy.
Araraoty ny fotoana fa tsy fantatra izay hiaviany.
Indray andro rehefa nivavaka toy ny fanaony ity ramatoa dia nisy zavatra nitranga toy izao...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 06:13
xxx
(
09/03/2007 04:13)
DIHANTANA
Maninona tsy misokatra io lohahevitra io, zahay kanefa tibe an'io.
Misaotra mialoha ny mpikarakara....
tohiny
novalian'i hery ny 09/03/2007 08:51
infinity
(
09/03/2007 00:43)
Mpanety
Nisy lehilahy iray nitsirika teo @ varavaran'ny salon de coiffure sady nanontany:
- mbola misy hafiriana vao anjarako azafady??
-mpanety: (sady mijery ireo olona miandry)...euhh adiny roa eo ho ...
tohiny
novalian'i ramalagasy ny 23/03/2007 23:12
bazylou
(
08/03/2007 23:44)
ity serasera ity aloha
dia hafa mihitsy mihoatran'dry wanadoo and co e!! tsy misy spontaneite fa mila izatsy sy zaroa vao afaka mamaly na manome hevitra izay tia handray anjara!! mba jereo ny an'i wanadoo fa feno taratry ny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2007 21:08
bazylou
(
08/03/2007 23:32)
fa ahoana ihany ity gasy lany andro
mangataka etsy syeroa ity e!! na ny prezda aza tsy menatra intsony ny hangataka etsy sy eroa !! ny vokatra ve ??? tssssssssssss, ny beneficen'ny orinasany no feno...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2007 08:49
salmo1
(
08/03/2007 23:00)
hono wa...
Ary mba aiza i Didier ratsiraka:?::roll:
...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:01
rakolo
(
08/03/2007 22:28)
Faha-5 taonan'ny fifaninanana sora-tononina soratonon'2007
Tongava hifaninana amin'ny sora-tononina izay hatao amin'ny faha-17 martsa ho avy izao.
Ny fotoana dia manomboka amin'ny 7 ora hariva.
Toerana :
FIAP
30, rue Cabanis
75014 Paris (Métro GlaciÃ...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/03/2007 02:33
xxx
(
08/03/2007 20:32)
Fandefasana fiara dago?
Intéressant ve ny mandefa fiara hamidy any dago? tsy hanaovana afera akory fa mba te hiova fiara izahay dia saika hoe alefa amidy any ilay taloha vao mividy vaovao?...
tohiny
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:26
sakaizakely
(
08/03/2007 18:09)
Nofinofy
Izaho rehefa manonofy ka miharatsy ilay izy, ohatran'ny hoe manonofy misy manenjika ohatra, dia fantatro foana hoe nofy io, dia iny aho no manidina mikopakopatsandry hono ary tena lasa eny anabakabaka...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 13/03/2007 08:43
salopard
(
08/03/2007 17:56)
nanondrana vary ny gasy
exportation na vary indray no malaza , ny tiko no manao azy.
ny vazaha mihinambary,[b] isika gasy mihinana ny ampangony[/b]aza hadino ny vary no fototsakafontsika, [b]ka raha exporte-na ny fototra,...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 06/04/2007 16:43
maholisoa
(
08/03/2007 17:04)
CD Lalatiana
Manao ahoana,
Sao mba misy mahalala hoe aiza no azo vidina ilay CD vaovaon'i Lalatiana ??? (Vente par correspodence eto Frantsa raha mety)
Mandrampihaona.
Maholisoa...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/03/2007 16:35
ikaretsaka
(
08/03/2007 16:32)
resaka Kristianina
Marina fa isika izay eto ka samy miteny sy milaza hoe "Kristianaina" dia samy manao daholo ilay hoe "Jesoa kristy" no inoanay sy torinay!
Izao anefa no tsapa raha mandinika tsara ny tsy fitovia...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/03/2007 00:31
pottita
(
08/03/2007 15:49)
Prototipa!
Prototipan'i laboratoira Microsoft Cambridge:
Fampidirana ny materiel sy ny logiciel eo amin'ny fiainana adavan'andro (efa ho lasa lavitra mihintsy isika izany!!:?) :
- ...
- ...
-milalao lalao da...
tohiny
novalian'i pottita ny 20/03/2007 15:17
azzaro
(
08/03/2007 13:28)
Tarehy maina be
Manahoana,
Mba toroy hevitra aho ry zareo fa tena matahotra fa maina loatra ny tarehiko a! manjary misy plaque mihitsy. Misotro rano aho (miezaka), fa tiako asiana produit efficace, nefa ilay hanan...
tohiny
novalian'i kally ny 09/03/2007 15:45
salmo1
(
08/03/2007 13:00)
Favory indrindra
Homena loka zay mafantatra ny nahazo laharana voalohany, teo am fivondronana Ambohidratrimo tam 2005-2006.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2007 02:01
xxx
(
08/03/2007 12:57)
Fifaninanana ve izy ity sa
fialonana ?
Tsy azoko loatra, mba azavao amiko ny fandehan'ity biz biz ity. Misy ireo namana be fitiavanamana, mafana fo amin'ny fandraisana anjara sy ny fanohanana ny hafa, madio firesaka sy fisai...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 20/03/2007 21:54
salmo1
(
08/03/2007 12:46)
Mbola ao am Lycee, chicagasy familia espanol
Ilay zanak'olona.
Efa afaka baka de mbola hanao bi-baka indray hono:!::oops:. Zesta fotsiny eo anatrehany firenena sy ny mpianatra :!:.
Bravô ¡Felicidades!=D, fa nahazo ny laharana voalohany t@ 2...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2007 11:40
pimaso
(
08/03/2007 12:07)
Arahabaina ry Andriambavilanitra rehetra o!
Dia mazotoa miasa izay mbola tsy naka ny zony anio e!
@ 29 Mars zahay lhl vao afaka mampirevy anareo tsara!
Patience...
tohiny
novalian'i booboo ny 09/03/2007 14:33
xxx
(
08/03/2007 11:53)
mangataka
mpihira:Melky
lohatenin'ilay hira:Iza marina?...
tohiny
xxx
(
08/03/2007 11:13)
Tsiliva - I love you
Slt,
Mba mangataka le hiran'i Tsiliva "i love you" sy i Mima "100%" ary Jaojoby " vambanao nomaly" anie zfd e.
Mrc...
tohiny
