nanondrana vary ny gasy
1. salopard
(
08/03/2007 17:56)
exportation na vary indray no malaza , ny tiko no manao azy.
ny vazaha mihinambary, isika gasy mihinana ny ampangonyaza hadino ny vary no fototsakafontsika, ka raha exporte-na ny fototra, tsy misy fotony ny gasy
mais non, laingako, ni-importer vary kisoa ravalo
sniff, sniff... tsy ampy dôzy aloha

novalian'i mirana5 ny 06/04/2007 16:43
3. tynah
(
08/03/2007 20:41)
Raha marina kosa alou io d tena tsy rariny kosa eh! Zany zany no mahatonga ny vary misondrotra be ny vidiny? andray kosa eh!!!:cry::cry::cry: tena misy :evil: ao ambadik'io!:snif:
4. fijo
(
09/03/2007 06:03)
aza raisina amin'izay le resaka.aza hadino fa ny vidin'ny vary iray kg ahondran'ny gasy,dia mahazo vary 2 kg avy aty ivelany.izay no zavatra misy any izao
5. xxx
(
09/03/2007 11:34)
Mba fetsifetsy ry reto a! varotra io , fa na tany aiza na aiza dia ohatran'izany daholo ny fika a! ka na izaho aza no teo @ toerandravalo tsy nataoko koa izany
8. mirana5
(
06/04/2007 16:43)
NTSÖNALE:snif::snif::snif:mampalahelo zany ny malagasy,
Fony izy voafidy dia niteny hoé Ataoko ahoana rey ireto vahoaka 'reto é? Dia io zany ny zavatra nataony ho antsika é, ny paosiny nofenoiny ary mbola ho fenoiny dia ny gasy mihinana ny vary importé tsisy tsirony fa matsatso Dadany ndray ny adi'leiry:-w:-w:-w:-w:-w