Arahabaina ry Andriambavilanitra rehetra o!

1. pimaso ( 08/03/2007 12:07)
Dia mazotoa miasa izay mbola tsy naka ny zony anio e!
@ 29 Mars zahay lhl vao afaka mampirevy anareo tsara!
Patience
novalian'i booboo ny 09/03/2007 14:33
2. fasaly ( 08/03/2007 12:23)
misaotra betraka fa nisa fatratra tkou anio nefa mba fetinay vevavy fa zà efa vita klou e!:?:P
3. andry08 ( 08/03/2007 12:25)
Misaotra ô tena hohararaotina ity andro ity e! Indray mandeha isan-taona miampy 364 jours e!Hihihih
4. kally ( 08/03/2007 12:43)
Misy enin-dahy izy raha kely ato amin'ny birao ato, raha mba nisy niarahaba na iray aza!!! samy variana ao ambadiky ny pc-ny ao avy, loza izany!!!:twisted: izaho koa aza mba nanadino:oops:
5. Fiffi ( 08/03/2007 14:20)
kiiiii ! zah ve ranga de miasa zao an ! :evil:
6. Samoana ( 08/03/2007 15:00)
(mba nanao travesti za androany de tafiditra ato @ resa-behivavy:oops:)
:-*ho anareo vavy antitra na ny tanora
:-*ho anareo be finoana na ny tsy mino
:-*ho anareo be mpitia na ny be mpankahala
:-*ho anareo efa fantatro na ny virtoaly hiringiriny:wink:
Namana mahafinaritra daholo rehefa mahay mitana ny maha izy azy e ^:^!
7. Zina ( 08/03/2007 19:59)
Pimaso a misatro lesy a:-*:-*
ianao rery no mba natsiahy:(
8. Zina ( 08/03/2007 20:00)
Pimaso a misatro lesy a

diso frapy ndray misaotra ooo
9. mandrak ( 08/03/2007 21:05)
pimaso:




ary ny any lélah ry zareo mbô rôviné é?
aiza vé ko misy fety dôly zao retra izao (ny maty, ny lahinga, ny st valantin,....sns) de ny any léla zany tsy mba eritreretina mintsy (makarary fou ana zany an :-D )
10. xl ( 09/03/2007 14:25)
mbola arahabaina daholo e!
@ 01 Mai ny fetinay lhl e!
dia ianareo indray no miborosy trano sy manao kaly ary mampirevy @ io!
Merci d'avance o!
11. booboo ( 09/03/2007 14:33)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051