Fandefasana fiara dago?

1. xxx ( 08/03/2007 20:32)
Intéressant ve ny mandefa fiara hamidy any dago? tsy hanaovana afera akory fa mba te hiova fiara izahay dia saika hoe alefa amidy any ilay taloha vao mividy vaovao?
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:26
2. xxx ( 09/03/2007 05:56)
Tsy intéressant.
3. Fiffi ( 09/03/2007 15:00)
ho lany frais fotsiny....lafo bee
4. deutsch007 ( 09/03/2007 19:55)
ny frais eo ihany,fa ny dedouanement no tena lafo e!Za aloha nahatonga tany mada ihany,fa ra le izy no amidy,de tena fantiantoka be.Ny mitondra azy mandende sisa no mampiakatra ny moral e!
5. fijo ( 09/03/2007 23:11)
tsy ahazoana tombony ry akama an.
6. bazylou ( 17/03/2007 23:26)
aleo tsy mandefa !!! ny tsara kokoa dia ny mividy vaovao eo an-toerana raha misy ny vola!!
7. mionona87 ( 22/06/2007 12:26)
miakina @le année ihany fa ra +de 10ans le vam de tsy interessant fa lafo ny douane atao aona fa zany ny vokatrin'i dédouanement teo iny eh zao vo sahirana tsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0844