Prototipa!

1. pottita ( 08/03/2007 15:49)
Prototipan'i laboratoira Microsoft Cambridge:
Fampidirana ny materiel sy ny logiciel eo amin'ny fiainana adavan'andro (efa ho lasa lavitra mihintsy isika izany!!:?) :
- ...
- ...
-milalao lalao dames sy echec amin'ireo olona an-tendrilavitra(virtuel)8O.
-Fisafidianana ny données aty ivelany, ao anatin'ireo appareils izay ao anatin'ny bol(ahafahana milalao,sy mi-navigue,...)8O.
- ...
- :idea:Aiza ny machine mampandroso an'i Madagasikara?:°):cry:
- ...
http://www.youtube.com/watch?v=muibPAUvOXk
Ito ndray dia interface multi-touchen'i Jeff Hann publien'ny Fast company.
http://www.youtube.com/watch?v=ysEVYwa-vHM
novalian'i pottita ny 20/03/2007 15:17
2. bazylou ( 08/03/2007 23:26)
tsy zakan'ny gasy izany fa ny hiady antrano sy ny 4*4 ihanyno hainy ary aleony mividy foana toa izay hanamboatra ho azy
3. xxx ( 09/03/2007 05:27)
ary mba tian'i bazylou mmihitsy ilay manambany ny gasy an!
Rahoviana tokoa vao handroso raha toy izao daholo ny fisainan'ny gasy rehetra?
4. DotMG ( 09/03/2007 06:07)
Ary sao dia mba tsy manambany malagasy kosa ary izy fa tena milaza ny marina? Sao dia tena tsy tia manamboatra zavatra tokoa isika fa aleontsika mividy?

Fa ny gasy aloha eo @ fanamboarana matériel kosa voafehin'ny tsy fananana teknolojia. Ohatrinona izao nefa vao mety hahavita hanamboatra circuit intégré isika? Fa raha resaka logiciel izay tsy mila tsy afa-tsy solosaina sy rindrankajy kosa, misy mahavita isika fa atansiô!
5. pottita ( 09/03/2007 13:41)
bazylou:
tsy zakan'ny gasy izany fa ny hiady antrano sy ny 4*4 ihanyno hainy ary aleony mividy foana toa izay hanamboatra ho azy

Tsy ny gasy rehetra akory no manana io toen-tsaina io ; ny 60% ny malagasy dia mivelona any am-banivohitra:
ny an-kamaroan ny dia tsy te hiala amin ny fomba tranainy sy ny mahazatra = tsy te hivoatra, raha mivoatra anefa dia tsy ho arakiny vola eo am-pelatanana ny fandrosoana.
Ireo mahavita fianarana dia mieritreritriny hanao zavatra betsaka nefa rehefa tsy mahita asa mandritra ny volana maromaro dia very ny traikefa sy ny hevitra.:-w
Ny gasy mahavita zavatra betsaka=D(mihoatra ny vitany firenena sasany raha toa ka tena omena azy ny hery rehetra (fitaovana, vola, marché,...) ary tsy ho baikon ny firenana matanjaka fa hanana zo sy independance...
Ny toe-tsaina miova hoazy rehefa misy ny asa sy ny vola.

Solution:idea:: - Mitady firenena matanjaka atokisana (investissement,...) fa tsy ireny firenena mangalatra ny haren'i Madagasikara ireny fotsiny.
-Tsy miankina loatra amin'ny fangatahana...sy ny faniriana amin'ny zavatra tsy ho voavidy.
-Mijery lavitra8O
-Amboarina ny lalana rehetra eran'ny madagasikara.
-marché: manao alliance amin'ny firenena manodidinan'i ocean indian sy politika low cost.
-hamoraina (taxe,...)sy tsingoina ny fidiran'ireo Entreprise vahiny hiforona eto amintsika.
-hamafisina ny securité interieur sy ny exterieur(ny ranomasina manodidina Dago)
-Omena adiresy sy anarana lalana daholo ny quartier rehetra eto madagasikara
- ... Oaaay lasa lavitra be zaho zany8-)
6. xxx ( 17/03/2007 11:27)
koa raha tsy mety hanao alliance ry zareo ry pottita de ahoana? mbola sarotra be zany lasa hivoana ny resaka ra toa hiditra lalina fra ny zavatra tsapako hoa de zao lasa boaka be zany ny gasy refa tonga aty ivelany fa tsy haiko azonao no tiako ho tenenina hoe tsy misy otr'azy dhl izany ny fiainana de izay kosa tsisy otranay mitsy ra hadinderena
7. wooda ( 17/03/2007 23:08)
fahaizana dia ananan'ny gasy!

Tsy azo lavina izany, fa maro ny zavatra mampisakana tsy hampiasainy izany fahaizana izany

Ohatra fotsiny ny fahasarotana eto Madagasikara mikasika ny karama ohatra na ny orinasa mety hampiasainy izany fahaizany izany!

Misy @nareo ve izao no afaka hino fa misy gasy miasa any @ NASA manana toerana ambony satria anisan'ireo technicien anisan'ny tena azo antsoina hoe "génie du millénaire"? Eritrereto fotsiny hoe ny halaviran'izany eh!

Raha hoe ny eto Madagasikara no asiana teny dia mbola ho lavitra izany satria raha mbola samy "égoiste" tsy mieritritra afa tsy ny ao ampaosiny dia mbola ho tara foana, na inona hambara sy ho dinihana eto!

:twisted: (minoa fotsiny ihany eh!)
8. pottita ( 20/03/2007 15:17)
xxx:
lasa boaka be zany ny gasy refa tonga aty ivelany fa tsy haiko azonao no tiako ho tenenina hoe tsy misy otr'azy dhl izany ny fiainana de izay kosa tsisy otranay mitsy ra hadinderena

Ts de azoko tsara ny tianao lazaina ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0973