lasa aiza koa i...

1. booboo ( 07/03/2007 14:52)
Mandrindra hoà tô ty hita popoka tsony e ?
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:25
2. pissoa ( 07/03/2007 15:50)
mbola variana mizara fitiavana ngamba mandrindra :cry::cry::cry:
3. Fiffi ( 07/03/2007 17:16)
de tsy nahazo ve pissoa de :( ? ao @ zay mba :) an !
4. belaza ( 07/03/2007 17:44)
aza matahotra i pissoa fa haini mandrindra ny mandrindra io fizarana fitiavana io e
5. fasaly ( 07/03/2007 18:05)
ny resaka hitako faraparany nataon'i mandrindra tato am forum de hoe hody any antanàna hanao zvtr:roll::P:-w asa ho izay tkou ve! zà kou malahelo an'azy:?:cry::cry::cry::cry:
6. mandy ( 07/03/2007 18:10)
ary niko kou nge tsy hita zé nalehany ry reto e !
7. exdadabe ( 07/03/2007 18:13)
i arimalala aza tsy hita ko :cry:

d i kala :cry:

d i booboo :wink: ( krick krack boum boum ):-D
8. Fiffi ( 07/03/2007 18:18)
fasaly: toa hitako koh zay fa tsy tadidiko he taiza ? :roll:
9. pissoa ( 07/03/2007 18:19)
Fiffi:

de tsy nahazo ve pissoa de :( ? ao @ zay mba :) an !

ie :):-D:-D:-D

10. pissoa ( 07/03/2007 18:19)
belaza:

aza matahotra i pissoa fa haini mandrindra ny mandrindra io fizarana fitiavana io e

ahoana ny hahaizan'i belaza an'zany ... nga mpiara-mizara aminy :roll:

11. Fiffi ( 07/03/2007 18:23)
andraso aza hoe omena kely an'ity raha tsy mbola tafaverina le :)
12. sitlo ( 07/03/2007 19:51)

[center][size=30px]kitjo[/size][/center]

13. Fiffi ( 07/03/2007 22:08)
any dago......
14. cutie ( 07/03/2007 22:26)
vo hitako omaly o :-D:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 08/03/2007 06:20)
azo hatsohina phone koh izy ô ! :)
16. fasaly ( 08/03/2007 12:17)
ary i genakely nakaiza??????:?:cry::cry::cry::cry:
17. fasaly ( 08/03/2007 12:20)
exdadabe: oujyyy i ari.malala aza any am resaka dinika manokana no mamovokvoka te hianatra hitondra fiara kou!:roll:
18. Fiffi ( 08/03/2007 14:22)
bdb ny namana tsy hita intsony......:(
19. fasaly ( 08/03/2007 22:50)
sitlo:


[center][size=30px]kitjo[/size][/center]





sitlo:http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45d21312dfe41:-P


20. fasaly ( 08/03/2007 22:51)
averiko fa tsy mety

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45d21312dfe41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4548