lasa aiza koa i...

41. vale ( 10/03/2007 19:50)
booboo:

Mandrindra hoà tô ty hita popoka tsony e ?
:roll:eny hoà ky booboo! zak koa mba nieritreritra hoe fa nankaiza tokoa mandrindra fa elabe tsy hita tsony!:(


42. Fiffi ( 10/03/2007 20:11)
bdb ny namana tsy hita intsony......
ravakamalala
bellla
veloo
marozevo
mandalo
vanilla
fameusecousine
mamafara
herimiafina
jennifer2
akamatiana
watafonnnnnnnnn:(
salohy
mimich

iza koh ? ..........
43. Vahinala ( 12/03/2007 12:52)
fa lasa aiz aby aby re ?
44. kelly13 ( 12/03/2007 15:28)
za. :°)
45. tslem ( 12/03/2007 19:40)
kelly13:

signal nataon'izay oul zay tamiko ankia io an, t@ izy fony tia ahy, hihihihihi



izy hono da miteny ô! :-D:-D:-D
46. xxx ( 12/03/2007 20:20)
Hihihi - i kiali sy kala koa reto nanjavona a :-D:-D:-D
47. Fiffi ( 13/03/2007 08:35)
48. vale ( 13/03/2007 13:50)
xxx::-D:-D:-D:-D:-D
49. Fiffi ( 15/03/2007 06:17)
i kala efa hita kah ! fa i kiali no tena nanjavona....
50. kelly13 ( 15/03/2007 07:12)
tslem kou mandalo d tsy hita tampoka aveo lollll
51. fasaly ( 15/03/2007 07:14)
fiffi: i kiali niova ps hoe kiadi:°);-)
52. fasaly ( 15/03/2007 07:16)
kelly13:

signal nataon'izay oul zay tamiko ankia io an, t@ izy fony tia ahy, hihihihihi


tam mbola mpifanao rdv tam sipasipa taloha io de vao misioka lery de mivoaka toa ny tao tao antrano :-D:-Dmanja kou tamreny sioka ireny an!:-D:-D:-D


i mandrindra hitako nandalo connecté fa tsy namela hafatsa:cry::cry::cry:


53. Fiffi ( 15/03/2007 07:26)
fasaly:
fiffi: i kiali niova ps hoe kiadi:°);-)
hay ? toa hitako manko le sary tato @ namana de ohatran'izy hiany ! :-D:-D:-D:-D


54. kelly13 ( 15/03/2007 07:32)
sady mitepotepo b ny fo, lolll, faly sahirana :-D

hay v kiali=kiadi e! niova "d" ny "l" hum :o
55. Fiffi ( 15/03/2007 07:34)
hummm.....manao hoe boummm boummmmm ve ? :-D:-D
56. kelly13 ( 15/03/2007 08:11)
fiffi ié, d boramena kely refa mahita azy hihihihi
57. Fiffi ( 15/03/2007 08:36)
hummm....hihihhii
58. fasaly ( 15/03/2007 11:12)
kelly: fiffi: fangah naka sarotsa lery fa ny l miova d fotriny:?:-D:-D:-D:-D:-D
59. mandrindra ( 17/03/2007 09:10)
booboo, lasa aiza aho hoe ee? eto ihany aho ka, manoloana ny milina aho izao :D
pissoooaaaaaaakkkoooooo ôôô, ny fizarana dia tsy maintsy mitohy foana an:D. avia amin'izay fa omeko ny anjaranao ianao e :wink::-*
fasaly, aza manahelo fa eo kely klou:*; ie nanadalo kely tany amin'ny tanana aho fa mbola eto amin'ity lafrantsa ity ihany aloha izao ka
inty ary aho fa tsy aiza tysy akory eeee:)
60. fasaly ( 17/03/2007 09:40)
wéééééééééééééééééééééé nangina be zay tsy nisy hoe mandrindra tampoka tato:? fa efa eo enao zao de :-*:*;-):-D aza mihetsika eo tsony:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5639