Fialonana mpanao hira gasy
1. salmo1
(
07/03/2007 22:46)
T@ fampielezan-kevitriny nisiany Didier sy ra8.
De nisy mpanao hira gasy teo @ kianjany tanàna.
Rehefa tsy azo nianarana ny vely amponga sy ny tsoka mozika, de samy ngitrika kely daholo hijery an'ireto artiste hanao propangady.
Voadidina mpianatra ny mpanao hiragasy.
Tonga ity ny fandihizana sy fampisehoana ny fahaizany mpanao hiragasy.
Isakiny mively amponga lay anakiray, de bandy 4 lahy no mandandy sady mihisaka makeny alou.
Efa niteny ihany aho t@ lay akamako oe:
-Mihisana enao fa miamanatona ry zalah.
Tsy niheno ahy akory izy fa de variana t@ lay fampisehoana.
Tonga teo antongotrilay joba ny mpandady anakiray, ny pively amponga mbola mively ihany, vao nintsangana le bandy mpanao hiragasy de le sipa teo alohany ledala no nataony :*
Fihimezana ny manodidina na ny mpijery rehetra.
Ary zah zany ahoana:?:

novalian'i raichomen ny 02/02/2011 19:48
3. salmo1
(
08/03/2007 00:36)
le anah kou angamba tena diso manja lôtra. de zay no nahatonga an'ilay mpanao hiragasy nifidy ny vavany, nefa teo alouhany ledala anie nisy bdb. izao zah tokony mpanaraka any ravalo lasa tsia fa hafa indray.
4. salmo1
(
08/03/2007 00:46)
cutie: zah tsy ti hiragasy sady tsy mirevy, na mijery, na miheno aza :-D
6. cutie
(
08/03/2007 01:32)
Lohateny : Re : Fialonana mpanao hira gasy
cutie: zah tsy ti hiragasy sady tsy mirevy, na mijery, na miheno aza
Ary zah zany ahoana
voavaly ny fanontaniana:-D:-D:-D
7. fasaly
(
08/03/2007 07:31)
:-D:-D:-D:-D:-D ary salmo mitsy lay nitsinjaka iraka lahy iny kou mody hoe tsy tia hira gasy!:?
10. zandrikely
(
11/03/2007 11:55)
maro ny sahy milaza hoe tsy anamabady mpiasa tany
tsy hivoka ny lavatronany hono izy ra tsy chauffar ihany
lazainy fa manamobola hono ireny no sady mahita tany
isankariva zao ny poketrany mibonjina toy izany
tsy hivoka ny lavatronany hono izy ra tsy chauffar ihany
lazainy fa manamobola hono ireny no sady mahita tany
isankariva zao ny poketrany mibonjina toy izany
11. simplex
(
11/03/2007 12:33)
tsy lainga lainga kosa fa nofa be le hira gasy vakodrazana hoe Ramilisona besigara e, zanaka navelan'i tompokolahy xxx eee :roll: nefa d misy ol mahazo fyany mintsy @ reny an :)
Fa le mpandihy an'zala kosa alou misy mahatalanjona ihany e. Asa ra ireny no tena mahaliana an'le ol, indrindra fa ny sipakely mahazo bizz :°):P8)8)
salmo: ny lasa homba ny lasa wa, ny hoavy banjinina: **pach** ;-):°)^:^

12. fasaly
(
11/03/2007 16:19)
:-D:-D:-D:-D:-D ié tadidiko isaka alahady hariva taloha tam mbola radio anosy ireny no fandaharana mande fa marary be ny lohako efa avy nitelina nivakin isaky ny faran'ny herinandro dia mbola hira gasy no heno am radio:? zà kou lou tsy tia e! fa ny mpandihy zà mijery ihany satrai mahatalanjona marina fa lay hira hummmm an a an!
13. vale
(
11/03/2007 22:15)
ye, misy hafatra tsara be anatin'ireny hiragasy ireny kooh, hihih..; fa ny resak'i salmo kosa de tsy misy azoko na ny kely aza:-D..
andraso hoe averina fanin-4 ndray, so de mba...:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
andraso hoe averina fanin-4 ndray, so de mba...:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
14. vale
(
11/03/2007 22:24)
oouufff...!hihihi, de tonga teo an-tongotr'ilay joba le mpanao hiragasy de nataony:* ve izany izy? hihihi, de in ny antony nandadizan'ilay efatra anefa?:-w tsy mananihany za salmo fa azafady a, naika tsy azoko fa mbola misy kely tsy azoko ihany anefa:-D,.. de hay moa le hoe ity akamako, izany jôba kay ve e,hihihihihi..:wink:
15. fasaly
(
12/03/2007 06:46)
vale: ka ny hafatra tsara be kou nge mety ho hitanao am hira slow tsara be e!;-):-P
16. vale
(
12/03/2007 10:08)
fasaly: ihihihihi, eka! marina zany:wink:, fa tsy hafatra fitiavana nge ny an'ireny eh! hihihi
18. salmo1
(
12/03/2007 12:26)
fasaly:
ka ny hafatra tsara be kou nge mety ho hitanao am hira slow tsara be e!
Eny ry zareo ah.
ozy ry zalah 3% oe:
Tao tsaroakko foana akia enao,
tao tsaroako foana hatramin'izao.
Fa na de efa vovoka, aza ny tenan-dry;
t tsy afaka ato an-tsaiko akii.
Fa ny avenirako, any afara
hatokako ho anao ho tantara...
19. vale
(
12/03/2007 15:18)
zay ahay mba mazava ry salmo,:-D:wink:
lapino: de tsisy fidirana ve de tsy asiana hiram-pitiavana kosa? :? hihihi
lapino: de tsisy fidirana ve de tsy asiana hiram-pitiavana kosa? :? hihihi
20. raichomen
(
02/02/2011 19:48)
salmo1:
fasaly:
ka ny hafatra tsara be kou nge mety ho hitanao am hira slow tsara be e!
Eny ry zareo ah.
ozy ry zalah 3% oe:
Tao tsaroakko foana akia enao,
tao tsaroako foana hatramin'izao.
Fa na de efa vovoka, aza ny tenan-dry;
t tsy afaka ato an-tsaiko akii.
Fa ny avenirako, any afara
hatokako ho anao ho tantara...
Manaona e! oh ry salmo a, iza ,azafady, ny chanteur na groupe no mihiran'izany hiram'pitiavana zany?? tsy tadidiko intsony...