vaseline

1. naughtyboy ( 07/03/2007 18:56)
nisy mpivady nanazava ny heviny momba ny fiainany mpifankatia teo @ fandaharana 1.

Mpanolotra(M.1): mbola misy ve zv tsy azonareo 2 resahana ve na ny any ampandriana aza na ko fady2

Vhv(V.2):An3 zahay akory tsy oe mpianadahy ka misy fady na fetrany fa manao ny fanaony hafa rehetra

M.1 : zao ary,misy fanontaniana manitikitika ahy ty
Betsaka ny olona no mampiasa koja2 refa ifandamoro
mba ahazahoany fahafinaretana hafa ka asa inn no hevitrao momba ny vaseline?

V.2 :tsy misy olana mintsiny aho ny momba an'io ary sahy milaza aho misaotra ho an'izay namorona an'io

M.2 : hay! mba afaka omenao sopapa kely ve @ zany lazainao zany

V.2 :refa tena le mamba B iny zay roa tonga de mifanidy antrano ary manosotra kely io menaka io tonga de lafatra ny revinay mitsamy

M.2 :ka mbola tsy novalinao foana nge le antsipirihany zay mbo tinay ho fantatra e

V.2 :Oay fa aiza ary enao zany no tsy mahatakajavatra otr'izany tsotra B :
- refa raikitra iny ny revy de osorana menaka ny tanambaravarana de tsy tafiditra ao ambaravarana intsony ny ankizy tonga de milamm ny rehetra

M.2:lasa lavitra ko ngamba ny saiko ka tsy koboko iny



novalian'i nambina ny 14/03/2007 15:07
2. fasaly ( 07/03/2007 20:26)
:roll::roll::roll:tsy de azoko ary naughtyboy:P:?
3. sitlo ( 09/03/2007 04:18)
ny ahy koa efa lasa alavitra ny saiko :-D:-D
4. naughtyboy ( 09/03/2007 16:08)
fomba fampiasany mpifankatia vaseline zany no nazavainy le vhv teo kay le varavarana no nampiasaina azy io fa tsy izy 2..
5. boozkel ( 12/03/2007 14:56)
hay ve ka mety hanamafisana hidi-trano reny vaseline reny e, iny ndray no tsy hitako, soa fianatra e!!
6. naughtyboy ( 12/03/2007 20:13)
zay maintsy andramo ka zahao fa tsara ny vaseline..
7. nambina ( 13/03/2007 10:44)
boozkel, :-D:-D:-D
n'boy, dain kou ity enao ity, tsy matevina be ve ny vaseline sady miraikidraikitra be?:-P
8. naughtyboy ( 13/03/2007 18:24)
ra betsaka ve ny ampiasaina tsy hiraikitra fa fa ny tanjona de ze ampalama zv (tanambaravarana)hihi
9. nambina ( 14/03/2007 15:07)
hay ve varavarana e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0469