zah kely nono kely

1. xxx ( 10/03/2007 21:14)
Sao mba misy azonareo hanampiana ahy akia fa tena zah kely nono kely :cry:d refa mba manao body d tsy misy endriny mintsy ah:oops: d mba tiako ho ngeza ngeza kely fotsiny fa raha be lotra ndray toa manjary menatra be zah! d m'sotra mialoha akia ah!:-* azafady fa nataoko xxx fa manjary ouainn be am namana lehilahy ato zah!
novalian'i bazylou ny 29/04/2007 23:06
2. Fiffi ( 10/03/2007 21:21)
heu....vao nisy dinika momba an'io tato....
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45e5b99217191
3. soanja ( 11/03/2007 14:37)
xxx aza manahy amzany fa mahatsara sy mifananentana amindry zany le nono matoa toa izay ka.
Misy statistika izay mivoaka taty fa ny vehivavy kely nono hono intelligente kokoa. :D ka asa na mety manampy andry io fa izay no mba avy aty amiko.
Tadidio foana fa tsy voatery mivoaka ety ivelany ny beaute fa misy koa ilay hatsarana ao anaty izay tena mahasambatra ny fananana azy.
4. tsikikely ( 11/03/2007 16:15)
Manao wonderbra na soutif vita japs na asiana rano mangatsiaka be ny tratra rehefa maraina. Misy endriny foana io na kely aza fa ny saina no mila manaiky hoe manja à. Maztou mikarakara é.
5. fasaly ( 11/03/2007 16:22)
io volazan'ny tsikikely io e! misy mora be any am magasin any ! refa enao mitsy no kely nono tsy hitombo ho wazy eo io fa efa zay mitsy! :wink: rehefa kely tsy milatsaka anie izy tsy maninona fa efa kely mbola mitarozaka iny no gravy e!:x
6. sitlo ( 11/03/2007 16:52)
:-D:-D
7. Fiffi ( 11/03/2007 20:41)
:-D
8. simplex ( 11/03/2007 20:41)
zao e, miankina @ le ampiasanao sy ilanao ny nononao ihany io.

* ra ohatra ka atao sakafon-jaza d mividiana biberon ngozangoza.

* ra ohatra ka mba tianao atao fanitonana lehilahy d tsy koi fa tsy voatery nono ngozabe ihany akory no manintona azy ireny. Le kozin'i soanja teo zao ohatra, hoe intelligente, sady mba image positive be zany au contraire an'ny nono ngozabe ;-) attention, za tsy miteny hoe ankelezo hoan'ze manana ngoza an :P:roll::-P

* ra toa ka mba natao hangalana estime @ namana fotsiny d ajanony any zany fa futilite fotsiny...

mba manaova akanjo kelikely sy teritery kou e. Sa tena tsisy raisina mintsy? :°) ra misy ny atao, afaka manao sirugie plastiq toi kanefa d tsy maintsy ho kopy foana ny bandy hoe "fake boobs" :b:°)8)8)
9. pissoa ( 11/03/2007 20:44)
:lol:
10. pissoa ( 11/03/2007 20:46)
simplex:
attention, za tsy miteny hoe ankelezo hoan'ze manana ngoza an :P:roll::-P

=))=))=))

11. fasaly ( 11/03/2007 21:11)
simplex: mora ery ny filazanao azy zany fa raha vevavy tsy misy nono kosa tena mahatsiaro tsy ho vevavy e ! tsy am place tsika lay izy fa tena misy mi deprime mitsy an!:? otran'ny hoe oul sima te hansitsy molotra ihany io:? fa lay manao solonono alou fika mety fa mila vola e! fa raha tia azy lay bandy miaraka aminy tsy mampaninona azy ny manaky anlay solonono tsy natioraly:-P fa lay solonono tsy natioraly alou mora fantatra e! refa matroy mitsilany lay sipa de mitritirina eo foana fa tsy somary mifisaka kely! fa raha vo mitritirina toundé kobo be fa tsy natoraly zay fa solonono b!:-P
12. fasaly ( 11/03/2007 21:13)
lay nono no tsy natoraly fa tsy lay solonono:roll::-D
13. patrick2002 ( 12/03/2007 01:05)
misotro ro-patsa be dia be :-D
14. sitlo ( 12/03/2007 01:50)
xxx> miala tsiny aloha ra nihomehy teo fa nampatsiahy ahy blagy izay io

tao amin'ny telefonina (D: dokotera, S: sipa)
D- ohatra ny paplemosy
S- an an an, mbola kelikely
D- voasary loranjy
S- an an an
D- voasary makirana?
S- an an an
D- fa ohatra ny inona ihany eh?
S- ohatra ny atody
D- aza mandany ny fotoanako an, atody sy voasary makirana ve tsy hitovy habeha ihany eh
S- sur plat
15. Fiffi ( 12/03/2007 06:20)
:-D:-D:-D tsy ratsy klé
16. kelly13 ( 12/03/2007 09:21)
sitlo>:-D:-D:-D

xxx>tt ce qui est petit hono est mignon tsy aleo v kelikely toy izay lolo ferrari b? ca vire au ridicule mantsy! sa kosa t hanao sirirzy estetika enao? ataovy vonona mantsy ny au moins 5000 euros!

d gaga aho fa d misy oul mahavita manao credit hanaovana io zvt io, d refa mahita tsirony d mahita zvt hafa amboarina indray! tsetsatsetsa kely iny an
17. Vahinala ( 12/03/2007 10:05)
Efa toebatana zany nendry matoa izy kelikely ko, ny vatandry koa zany raha azoko mety kelikely fa tsy maninona zany fa ratsy koa anie ra ngez lotra tsy mifanentana e, miteraha d miangeza beu izy amzay e ! hihihihi
18. ikaretsaka ( 12/03/2007 14:13)
d'efa izay izany ko.. rehefa izay ny nanaovan'nandriamanitra anao de amboary arak'izay ny saina..
ny fiakanjo sns fotsiny amboarina mba hifanentana amin'ilay izy.

mahavelona zazakely io matoa nataony ohatran'io.. raha tsy mahavelona de any ny probla
19. Fiffi ( 12/03/2007 14:50)
fa rehefa miteraka de mitombo io....
20. fasaly ( 12/03/2007 16:06)
kelly: efa mora kosa zao ny manao nono e! tsyotran'ny taloha tsony:? satria efa be ny mpanao anreny fa zà kalou tsy hanao anreny zany mitsy e! na de fisaka otran'ny in aza ny nonoko de aleoko amzao de manao sarindahy njay zany!!!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4325