zah kely nono kely

41. kelly13 ( 14/03/2007 07:48)
o ry stretch a, lafo lotsa ty creme saika hanapiko tosika ny oeuf sur plat-ko kou aiza za tsy hikirapaka
42. tiazaza ( 14/03/2007 09:16)
resaka serieux fa nisy vhvavy mpiara miasa amiko fa tena flasika kely ts'isy nono ary isakiny mahita azy dia tarehy manjonitra lava izany, fa rehefa nisy an'ity solo-nono ity dia nanao i kala ary dia lasa vhivavy hafa fa tsy le taloha intsony sourire lava niova eh!niova ny rehetra eh! izaho koa manana tendance kely nono fa rehefa tena flasika koa pourquoi pas solo-nono! rehefa izay no hita fa mahafinairtra ny tena tsy hitako izay maharatsy azy! amin'izany fontoana izany ve tsy efa ho rembourser nyh secu hi hi hi
43. karinah ( 14/03/2007 10:19)
:-D:-D:-D tiazaza, mbola ho ela aky izany, tsy efa mahazoazo tona ve njy @zany:-D:-D:-D:-D:oops:
44. karinah ( 14/03/2007 10:21)
hono wa fa tsy ze tian'ny sipanao sy vadinao ihany ve aloha no impornate eee, na kely io na be, sa natao ho an'ny besinimaro le izy no de asina blem be otran'izany? hi hi:^)
45. Stretch ( 14/03/2007 12:50)
karinah
Shimène Badi ve izany?


ndry ko ky mbô lall ,le mandé miseho vahôka am sout1 fotsiny am mafan'andro ky a !
ho avy ndray manko izy zao ,
nena lo tsy de tena ao am tena ilavako azy fa za hirarara !:-D
46. karinah ( 14/03/2007 19:34)
ihihihi
47. xxx ( 14/03/2007 20:42)
D misaotra anareo rehatra am valin teny fa tena mahafa po mintsy! zah alouh tsy hanao solo nono zany eh! fa ny pbl keliko fotsiny d eo am sakafon jaza refa manana avy eo hay moa izy io mitombo ka tsy vohavaha zany ny olana. sotra eh!!!!!!!!!:-*(l) ny cheriako tsy manin am'io kah tiny zah d zay.(l)
48. simplex ( 14/03/2007 20:46)
ok ok :)

fa ra ohatra k mitombo le sakafon-jaza refa manana d izay no tena mety. Fanaovana zaza izany no dingana voalohany hampangoza azy.
49. fasaly ( 14/03/2007 21:00)
:-D:-D:-D
50. simplex ( 14/03/2007 21:08)
natoraly sady tsy mandany vola ;-)
51. fasaly ( 14/03/2007 21:25)
marina zany ka! raha sahala amoko zany tsy tsara ny manao zaza sao mipoaka ny hiafarany:-D:{
52. fijo ( 15/03/2007 05:54)
misaotra letsy ra sur plat an :-D:-D:-D
53. fasaly ( 15/03/2007 06:53)
:-D:-D:-Dzay de faly ery fijo
54. kelly13 ( 16/03/2007 09:15)
fijo zany tsy tia sur plat? hihihi
55. fasaly ( 16/03/2007 16:24)
tsy mahavoky azy zany aky a!:-P
56. kelly13 ( 16/03/2007 16:47)
d tsy mahazo izy zany :°)
57. nikopol ( 16/03/2007 16:52)
simplex, le manao zaza toa mapibotsina nono fa CDD, rehefa teraka kelikely dia mihena indray ilay izy fa mihalava fotsiny, nefa ny habe no resahina eto...
58. kelly13 ( 16/03/2007 17:00)
:-D
59. sakaizakely ( 16/03/2007 17:25)
nikopol:

simplex, le manao zaza toa mapibotsina nono fa CDD, rehefa teraka kelikely dia mihena indray ilay izy fa mihalava fotsiny, nefa ny habe no resahina eto...


=)) =)) =)) =))


60. ikalapeta ( 18/03/2007 16:06)
sitlo:

xxx> miala tsiny aloha ra nihomehy teo fa nampatsiahy ahy blagy izay io

tao amin'ny telefonina (D: dokotera, S: sipa)
D- ohatra ny paplemosy
S- an an an, mbola kelikely
D- voasary loranjy
S- an an an
D- voasary makirana?
S- an an an
D- fa ohatra ny inona ihany eh?
S- ohatra ny atody
D- aza mandany ny fotoanako an, atody sy voasary makirana ve tsy hitovy habeha ihany eh
S- sur plat
:-D:-D:-D:-D
in dol reo?:-D



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2523