Bonan'iv Methode...

1. vale ( 11/03/2007 01:55)
Faly miarahaba :-* an'ny namana Methode tratry ny tsingerin-taona androany ..de ho an'izay tonga fety androany koa oohh..!.. Levy koa:-* (raha mahita an'ity hafatra ty..); ...HAPPY BIRTHDAY éee..!:wink:
novalian'i Fiffi ny 23/03/2007 16:36
2. cutie ( 11/03/2007 02:17)
andray
tena afa-baraka marina za
soa ihany nisy an-jy vale:-*:-*:-*:-*
bon aniv methode :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Mbola ho avy ny mail fa aza taitra:wink:
3. vale ( 11/03/2007 02:27)
2 rien ky cutie a!:-*, tsy de mbola tara zao kah:P, tsika sy njy aza en avance nge ee,hihihi:-*:-*:-*
4. siks ( 11/03/2007 06:00)
Bon anniv lesy de mirary soa sy fahombiazana ary fahasalamana a
5. Fiffi ( 11/03/2007 15:37)
i Methode , Achia sy ireo namana rehetra zay androany ny annif-ny......
6. methode ( 11/03/2007 17:38)
Misaotra ny namana rehetra nahatsiaro! Misaotra an'i Cutie fa voaray le e-mail! Bisou be daholo nareo reo! Misaotra manokana an'i Vale na dia tsy mihaona matetika ato amin'ny akrajia aza dia mahatsiaro! Mirary fahombiazana amin'izay atao rehetra ho anareo tsirairay avy!
7. methode ( 11/03/2007 17:40)
Misaotra an'i Fiffi tamin'ilay raozy menabe sy ny hafatra miaraka aminy!:-*:-*:-*
8. Fiffi ( 11/03/2007 17:49)
:):-*:-*:-*:-* methode:-*:-*
9. ftma ( 11/03/2007 19:55)
Methode: mamerina ny firariantsoa dia ho "tratry ny mandra-pa..." :-*
cutie: nga mbola mamaky mail Methode?
10. vale ( 11/03/2007 20:02)
ftma: hihihi:P
Méthode: de manaova fety mamy beee..! zah tsy manadino ka..eny na de tsy de nandalo firy tsony karajia azany, hi!hi!hi!:P:-*:-*:-*
11. pissoa ( 11/03/2007 20:43)
bonanif ze tonga fety retra ... dia bonanif i Achia :lol:
12. vale ( 11/03/2007 21:33)
oay bonanif koa Achia:wink::P
13. mbaliana ( 11/03/2007 21:34)
bon anif i methode e.. tara be mihitsyza zany .. ialana tsiny e :-*:-*
14. Fiffi ( 11/03/2007 21:54)
15. Vahinala ( 11/03/2007 23:31)
Bonanif hoanizay manana annif rehetra androany zany koty ! Bizz beuuuuuu
16. cutie ( 12/03/2007 01:56)
Mpandefa : methode [ Valio ] 11-03-2007 18:38:48
Lohateny : Re : Bonan'iv Methode...
Misaotra ny namana rehetra nahatsiaro! Misaotra an'i Cutie fa voaray le e-mail

tsy misy fisaorana de mbola ampiana ve:-D
17. cutie ( 12/03/2007 01:57)
cutie: nga mbola mamaky mail Methode?

hatramizao
sa tsy zany ry methode:wink:
18. cutie ( 12/03/2007 01:58)
Mpandefa : vale [ Valio ] 11-03-2007 03:27:43
Lohateny : Re : Bonan'iv Methode...
2 rien ky cutie a!, tsy de mbola tara zao kah, tsika sy njy aza en avance nge ee,hihihi

:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
19. Fiffi ( 12/03/2007 06:17)
ireo ry methode ny gatô fa de miandry andry hizara zany an ! :)
20. ftma ( 12/03/2007 07:08)
cutie: za aloha tsy valiany intsony e fa zatra chat vocal ko de na ny adresy mail aza adinoko :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3392