normal ve

1. xxx ( 11/03/2007 22:51)
Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny. Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety.
Normal ve raha tsy mety tara aman'olona izany mihitsy?
novalian'i xxx ny 17/03/2007 12:50
2. Fiffi ( 11/03/2007 23:12)
xxx:
Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety.
fa ahoana no fahitanao an'le fitiavana ? :roll:


3. Fiffi ( 11/03/2007 23:18)
Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny.
fa maninona aloha le olona mpifankatia ?
Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety.
fa ahoana no fahitanao an'le fitiavana ? na le olona mifankatia ?
Normal ve raha tsy mety tara aman'olona izany mihitsy?
heu....ka sao de mbola tsy nianjera t@ olona tena tia anao @ (l) manontolo enao ? na enao mbola tsy nianjera t@ olona tena tianao @ (l)nao manontolo ?
4. fasaly ( 12/03/2007 06:44)
xxx:

Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny. Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety.
Normal ve raha tsy mety tara aman'olona izany mihitsy?



ka mbola tsy tojo zay mapanaitra sy zay tinao enao matoa mbola tsy tara izany:wink:;-):-P nefa refa too mety tena amorézy be!:-P


5. Fiffi ( 12/03/2007 07:58)
ka io koh ange tsy hoe vao mifankahita @ le olona tondé tara be eh ! à moins que coup de foudre ? fa mandeha tsikelikely io ....
6. Vahinala ( 12/03/2007 09:59)
Mbola tsy nahita le tena mety aminao zany enao matoa tsy tara ko, tsy tadiavina anie io fa tonga hoazy e fa ts misy tsy normal zany ra amiko aloha e !
7. simplex ( 12/03/2007 10:36)

sao d manja loatra i xxx? :P

na intellectuelle be :°)

8. lapino ( 12/03/2007 11:11)
simplex:


sao d manja loatra i xxx? :P

na intellectuelle be :°)
De tsy normal zany ? :-P


9. vale ( 12/03/2007 11:49)
xxx:

Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny. Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety.
Normal ve raha tsy mety tara aman'olona izany mihitsy?
xxx: tsy normaly io, jereo fa mety mila manatona psy enao fa indray2 rehefa mi-déprime na manana pb betsaka de tsy manana eritreritra am'zany, ka azo lazaina hoe tsy normaly io, fa mila fitsaboana,hihihihihi;-)


10. simplex ( 12/03/2007 12:14)
lapino:
De tsy normal zany ? :-P

ringard doly ny bandy rehetra k ;-)

afa tsy le bandy tsy mirara na tsy rarainy aza :b
11. Fiffi ( 12/03/2007 14:42)
simplex:
ringard doly ny bandy rehetra k ;-)
hummm....tsara rehefa maha-tsapa tena kah ! :wink:


12. vale ( 12/03/2007 16:58)
hihihihihi..iza ndray ny ringard ato zany? hihihi
13. xxx ( 12/03/2007 17:12)
xxx:

Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny. Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety.
Normal ve raha tsy mety tara aman'olona izany mihitsy?

mbola tsy nifanena taminao fotsiny ilay xxx magique :-P:-D:-D:-D
14. simplex ( 12/03/2007 18:31)
Fiffi:
hummm....tsara rehefa maha-tsapa tena kah ! :wink:

K heloka ibaboana mody ventiny kou :P

sa ahoana ry xxx :°);-)8)8)
15. soanja ( 13/03/2007 02:26)
xxx:

Za reto mba gaga amin'ny olan'ny mpifakatia maro rehefa sendra mihaino radio na eto amin'ny serasera ireny. Dia nandinika aho hoe sao dia ny fahitako ny fitiavana mihitsy aza no tsy mety.
Normal ve raha tsy mety tara aman'olona izany mihitsy?


Blem psy zany amiko. Mila jerena tsara ny fahazazana sy ny hatanorana ary ny fianana rehetra.
Raha mahatsapa ianao fa mbola tsy nitia nefa efa nihoatra ny taona 20 ans dia mila mitady dokotera momba ny psy hanampy anao hijery ny fiainana satria NY FITIAVANA dia toetra iray mahaolombelona.
Jereo koa anefa sao ny mitovy fitaovam-pananahana aminao no mampirona anao fa possible tsara manko izany fa mahatsiaro very foana ireto olona ireto ary efa nandeha tany amin'ny tsy faleha vao tonga saina hoe hay ity le tadiaviko hatraminzay. Mahereza an!


16. ajola ( 14/03/2007 12:09)
Fa sambatra ianao alou ry xxx fa saingy toa otran'ny tsy normal zany!
Fa ianao ve anefa efa niaraka t@ olona?
.......
Ary efa nisy tara t@nao ve alou e?
17. xxx ( 14/03/2007 17:23)
Misaotra anareo namaly ny diniko. Efa 24 taona aho.
Ny marina dia efa somary nanahy ihany aho hoe tsy normal izany, fa saingy raha ny fahitako ny fahorian'ireny olona mitomany sns ireny dia aleoko ihany ohatra ahy. Tsy tia ho any amin'ny psy izany aho.
Efa nisy olona niresahako an'io dia olona blazé hono aho (tsy mahafantatra sentiment). Tsy dia betsaka io araka ny fahalalany koa.
Eo amin'ilay olona efa niaraka taman'olona indray dia efa. Ary ny tara amiko koa dia efa nisy tokoa. Fa saingy tsy fantatro foana hoe tara amiko izy raha tsy aty aoriana rehefa mandinika aho hoe naninona izy no ohatra izao sy izao.
18. fasaly ( 17/03/2007 07:05)
ary normal ve raha tara lava:-P:roll::roll::roll::roll::-D
19. xxx ( 17/03/2007 12:50)
Mbola zaza be ka?Aza mitia olona zany fa aleo tin'olona fotsiny;(l)(l)(l):*:*:*:oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.062