resabady lasa resabody = fialonana !

1. sakaizakely ( 09/03/2007 13:51)
Ho an'ireo mpankahala gasy aty ivelany, lazaina fa tsy be zesta ivelany fotsiny ny gasy aty andafy nefa olona mafiady daholo.

Rehefa ampisehoana azy ireo fa tsy marina izany, misy ireo tafita sy mahavita ny fiainany tsy miandry tolorana toa azy ireo, dia lazaina indray fa ny vodiny no mahatafita azy. :-D :-D :-D

Satrinareo ho fakofako sy mitsipozipozy toa anareo daholo ve ny malagasy rehetra izay ianareo vao afapo ? Mahaiza mionona @zay anjarany fa samy manana ny tandrify azy io.

Fahotana mahafaty ve raha tsy samy malagasy ray sy reny no mivady ?
novalian'i karinah ny 13/03/2007 23:36
2. Fiffi ( 09/03/2007 14:28)
sakaizakely:
Mahaiza mionona @zay anjarany fa samy manana ny tandrify azy io.
eka ouz booboo zay !
heu.....ny zavatra tsy azoko fotsiny de zao: bdb ny gasy eran-tany.....fa maninona no zay eto frantsa hiany no henjehina sy haratsiana ? :roll::roll: bdb ny gasy tena hummmm.......manana ny maha-izy azy mihintsy eto frantsa....fiara , trano , ny asa milay be sns.....fa aleo fotsiny samy mifanaja eh ! sady koh ange tsy hitondra na aiza na aiza ny fanenjehana zany eh ! sady efa samy mba olondehibe fa tsy zaza be fialonana....


3. xxx ( 09/03/2007 15:26)
sakaizakely:

Ho an'ireo mpankahala gasy aty ivelany, lazaina fa tsy be zesta ivelany fotsiny ny gasy aty andafy nefa olona mafiady daholo.

Rehefa ampisehoana azy ireo fa tsy marina izany, misy ireo tafita sy mahavita ny fiainany tsy miandry tolorana toa azy ireo, dia lazaina indray fa ny vodiny no mahatafita azy. :-D :-D :-D

Satrinareo ho fakofako sy mitsipozipozy toa anareo daholo ve ny malagasy rehetra izay ianareo vao afapo ? Mahaiza mionona @zay anjarany fa samy manana ny tandrify azy io.

Fahotana mahafaty ve raha tsy samy malagasy ray sy reny no mivady ?



Mamono afo angaha Ra -sakaizakely izany refa avy voadona avy tatsy amindry troupen'ny ry xxx ao aminy gasy atsy frantsa, maivana nareo eeeeee.:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))=)):b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@ ary matoa laisany gasy ao frantsa ihany no voateny eto nefa marobe ny gasy aty ivelany eraka izao tontolo izao ity de ao raha tsy mazavazava!!!!!!!!!!:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{
4. patrick2002 ( 09/03/2007 16:07)
ka mazava-be anie izany eh! VADY avy amin'i teny hoe VODY MIADY izay no mahatonga ny teny hoe VADY ,ka lozika ilay hoe resa-bady lasa resa-body :wink: fa kosa ilay fialonana no tsy ekeko.
Tokony mba hampiakarina ilay discussions fa tsy atao vulgaire .:D
5. salmo1 ( 09/03/2007 16:15)
zah tena tsy mahazo mintsy :oops::-D efa naveriko vakiana in-7 anefa.
6. Fiffi ( 09/03/2007 16:38)
aza migafy tahak'zao kosa ry xxx aaahhh ! mivoaha tao fa shhh !!!
7. xxx ( 09/03/2007 16:44)
ry zalahy xxx ireo mantsy dia mora fitahina sy ampiresahin'izao olona tsy hay tsy hay rehetra izao daholo raha azoko tsara , sady le mino tsaho be ireny mihitsy fa tsy nahita akory sady tsy niaina ilay izy akory ,fa manao resaka ambonin'ny vavahady fotsiny sy resaka manidina .
Mba olon-dehibe ry xxx fa aza manao resa-jaza toy io a!.
Ho any mantsy izahay (groupe)@ grande vacance io hijery izay pasin'ny kofa any .
8. xxx ( 09/03/2007 18:18)
xxx:

sakaizakely:

Ho an'ireo mpankahala gasy aty ivelany, lazaina fa tsy be zesta ivelany fotsiny ny gasy aty andafy nefa olona mafiady daholo.

Rehefa ampisehoana azy ireo fa tsy marina izany, misy ireo tafita sy mahavita ny fiainany tsy miandry tolorana toa azy ireo, dia lazaina indray fa ny vodiny no mahatafita azy. :-D :-D :-D

Satrinareo ho fakofako sy mitsipozipozy toa anareo daholo ve ny malagasy rehetra izay ianareo vao afapo ? Mahaiza mionona @zay anjarany fa samy manana ny tandrify azy io.

Fahotana mahafaty ve raha tsy samy malagasy ray sy reny no mivady ?



Mamono afo angaha Ra -sakaizakely izany refa avy voadona avy tatsy amindry troupen'ny ry xxx ao aminy gasy atsy frantsa, maivana nareo eeeeee.:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))=)):b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@ ary matoa laisany gasy ao frantsa ihany no voateny eto nefa marobe ny gasy aty ivelany eraka izao tontolo izao ity de ao raha tsy mazavazava!!!!!!!!!!:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{

Maivan-doha!!!Kentrona!

9. Fiffi ( 09/03/2007 18:43)
:roll:
10. kelly13 ( 09/03/2007 21:06)
tsy d mazava amiko lôtra fa indraindray le xxx manao hoe "aty andafy"! nga aty andafy ianao sa any mada? inn no marina?
11. Solitikabe ( 09/03/2007 21:12)
Ka le nitsoaka avy tany Frantsa ihany no mitantara fa iza moa no mahita izay nisy tany.
Fa io koa aloha no mbola maha samy hafa antsika amin'ny Karana sy ny Sinoa ary ny Morisianina sy ny Komorianina eh. Ny an-dry zareo izay tsy ankivaky loha hoe inona no asan-dranona fa rehefa miaina i ranona dia izay no izy. Na mpivarotra gazety, na mpamafa kiraro.
12. sakaizakely ( 09/03/2007 21:31)
Io fandaingana sy fihamboana io dia tsy miala @ olombelona ary misy toy izany ny gasy sasantsany. Izahay moa tsy lehibe tao Antananarivo, fa talohan'ny ahatongavana tany, dia be ny mitantara fa be zesta ireo tananariviana ireo ary dia tsapa tokoa izany. Izany hoe efa fomba n'ny gasy mitsy io fa tsy niandry ho tonga aty andafy akory vao nanana io toetra ratsy io.

Tsy azo raisina ankapobeny hoe ny gasy aty andafy izao na izao. Arakaraky ny tsirairay io. Misy ny tsy aninn tsy aninn fa be resaka fotsiny, misy ny sendra ny tsy fidiny nefa manao izay afany, misy koa ireo izay tafita. Saingy ny hazo avo halandrivotra hoy ny fitenenana.
13. bozylove ( 09/03/2007 23:03)
aza adino aloha fa na hoe tafita enao aty andafy na mihaina tsara; vahiny foana e! tsy maintsy misy fona ny fanvakavahana , sahirana fona sahala anireo vahiny @ fanaovana taratasy, fitadiavana asa , fitadiavana trano sns ....mila miady fona vao mahazo izay tadiavina :cry:

Amiko ny atao hoe "mafy ady" efa miady lava mampiseho foana fa capable sy compétent et surtt miady anireo reflexion baza. Tsy maintsy miady fona na tafita aza efa tratran'ny racisme : "mafy ady ara tsaina" mety tsy mafy ady arabola.
Raha ohatra vaza mampiasa anao tsy misy ny olana , fa raha enao no mibaiko vaza tsy tantiny fa tsy maintsy mampiseho ny compétence-nao foana et surtt efa ireo vaza de niveau sociale tsy nahita fianarana no manao remarka racisme anao sefo; tsy mora an!! tsy manaiky anizany réflexion izany dia tsy maintsy misy kely fona ny ady donc "mafy ady" na tafita aza.

ary izany mahatonga ny malagasy avy aty andafy tonga any tanindrazana ohatra ny hoe misehoseho satria any vao mahatsiaro tena mihaina sady any tany ny tena hafa ihany. Efa tonga any manarararoatra 8):P

Fa ireo gasy tafita aty andafy ohatra ny sokina tapidalakalehy e! , raha hody tsy mahita asa , fa dia miandry ny retraite vao mody.
14. salmo1 ( 10/03/2007 03:54)
bozylove:
ary izany mahatonga ny malagasy avy aty andafy tonga any tanindrazana ohatra ny hoe misehoseho satria any vao mahatsiaro tena mihaina sady any tany ny tena hafa ihany.


Tsy marina kosa zany eh:oops::( .
Enao ihany no mamorona filme hanenjehana olona rehefa tsy tafapetraka tsara sy sahirana ianareo:!:. noho izany, Aza tsaraina ny malagasy mipetraka ao Mscar sy France fa samy hafa ny fombany.
15. Fiffi ( 10/03/2007 10:01)
fa hono hoa an ! fa itondra inona aloha le fitsikerana ny hafa ? sady samy gasy klé ! ny mahagaga ahy de zao

-hitondra inona io fialonana sy fitsikerana ny gasy mitovy @ nao io ?

-Lasa ho mpanakarena tampoka teo ve ?

-Tsy ny saina fotsiny ve no harary @ io ?

-Fa maninona no tsy ny vahiny no tsikeraina sy haratsiana fa ny mpiray tanindrazana @ nao ?

-De hoe rehefa miresaka @ vahiny de hasiana haja kokoa hoe "oui Mme , oui Mr" ?

-De isakin'ny mamaly eto ve de nahazo fahafaham-po hoe iny fa nasiako indray reo olona reo ?

-Fa hitondra ho aiza zao rehetra zao ? :roll::roll:
16. salmo1 ( 10/03/2007 11:23)
Fiffi: efa voalaza eo ambony ny valiny ireto fanontaniana ireto.
Tsy misy izany sady tsy marina, ary aoka samy hivelona am zay hananany, fahaizany, toetrany, fombany. Ra toa ka resaka mainty sy fotsy no jerena; vahaolana haingana indrindra manaova tahakany Michael Jackson :-P:-D

Tsy misy manambany zany ranga fa samy olom-belona avokoa.
17. bozylove ( 10/03/2007 16:22)
An'i salmo1

Hoy i bozylove:
ary izany mahatonga ny malagasy avy aty andafy tonga any tanindrazana ohatra ny hoe misehoseho satria any vao mahatsiaro tena mihaina sady any tany ny tena hafa ihany.


Tsy marina kosa zany eh .
Enao ihany no mamorona filme hanenjehana olona rehefa tsy tafapetraka tsara sy sahirana ianareo. noho izany, Aza tsaraina ny malagasy mipetraka ao Mscar sy France fa samy hafa ny fombany.

Asa raha mahazo soratra salmo1 izany , tsy mitsara n'iza n'iza aho , fa manoratra ny zava misy. Ny malagasy aty andafy na tafita na sahirana , efa tonga any tanindrazana mahatsiaro mihaina tsara satria tsy mahatsiaro ho vahiny (sy manararaotra ny fianana mora par rapport ny aty france mihaina tsara dia "ohatra ny hoe misehoseho") mazava ve razandry an??? :-)
18. bozylove ( 10/03/2007 16:47)
any fiffi, ny tsy tia sy mpialona anie misy fona e, fa tsy atao mahakarary saina izany efa madio ny eritreritra sy mihaina araka izay mampety ny fianan'ny tsiraray no zavadehibe.

Izaho tsy mitsikera fa manoratra ny zava misy aty France. Ny malagasy dia sahala ny vahiny rehetra miady sy mitolona satria tsy fotsy (na manana taratasy vaza aza tsy misoratra eny tampikandrina izany). Ny adimpianana aty dia fanavakavahana e!, atao fona ny pub politika baza aty @ ny intégration intégration aty france, samy manana ny culture sy ny fombany fa hoe aty andafy dia ho adino ny maha malagasy. Izaho aloha dia tsy menatra ny ho malagasy aty France.

Ny zavatra no marihiko fotsiny isaky ny manao vancance aty tanindrazana , dia gaga mahita ny tanora malagasy tia miteny frantsay nefa samy malagasy :-(

Ny vaza tonga aty amintsika malagasy ve mba mba mi s'integre @ malagasy???
19. xxx ( 10/03/2007 17:54)
Tena marina ny voalazanao ry bozylove an! ry zareo no efa malade, tsy mety mahazo resaka, sy tsy mety mahita ny zava-misy fa efa jamba.d enao miteny ndray no...
20. salmo1 ( 10/03/2007 18:19)
:-w makaleo be nareo zany ^:^
Tsy maintsy asina bleme daholo izao zavatra hiainana rehetra izao:oops::!:Ny malagasy lazaina fa mpanambany ny tenany,:-w ny tanora mizesta rehefa miteny frantsay ao Mscar:-w, ny olona avy ety ivelany miseoseo ao Mscar...
Ra zah ianareo hatraika am vato ny loha, fa mandreraka. Foronina daholo izao tsy misy rehetra izao. ¿izany ve de fiainana:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2984