Ampidiro aloha ny tenimiafina
resabady lasa resabody = fialonana !
21. Stretch
(
10/03/2007 18:28)
Ra zah ianareo hatraika am vato ny loha, fa mandreraka
=)) =)) =))
de tsisy mpi forum tsony ngé ky ry salmo e !
22. salmo1
(
10/03/2007 20:33)
Stretch: ka ny lehibe tokony mba hananatra ny kely, fa tao izy ndray ity no be olana eto an-tany.
23. xxx
(
10/03/2007 23:56)
salmo1, mandana kaloha enao mande milalao any @ kilalaonao any, oh oe mande manala azy any @ ry pachinot sy ry soffia any, fa mbola tsy zakan'ny saina kelinao ny eto. Normal ra tsisy azonao ny resak'olona reo ambony reo ka sao d lasa miteniteny foana eo enao marina e.
24. bozylove
(
11/03/2007 16:57)
salmo1, mbola hita fa zaza marina ise :wink:, ka tsy mahatakatra ny resaky ny olondehibe hihhihi :P
XXXX ; ny tsikera misy foana e! fa tsy atao makarary andoha e: efa mahatsiaro tena fa tsy concerné @ nizany sa ahona hoy ise :lol:8)
XXXX ; ny tsikera misy foana e! fa tsy atao makarary andoha e: efa mahatsiaro tena fa tsy concerné @ nizany sa ahona hoy ise :lol:8)
25. xxx
(
11/03/2007 22:10)
bozylove:
salmo1, mbola hita fa zaza marina ise :wink:, ka tsy mahatakatra ny resaky ny olondehibe hihhihi :P
XXXX ; ny tsikera misy foana e! fa tsy atao makarary andoha e: efa mahatsiaro tena fa tsy concerné @ nizany sa ahona hoy ise :lol:8)
marina izany!^:^
26. karinah
(
13/03/2007 23:30)
:?... zao fotsiny ry zareo ny mba ahy, betsaka ny zavatra tokony handaniana roan-doha fa tsy hitsikera sy hifanaratsy toa izany no hatao mandany fotoana, tsy mitera-bokatsoa zany, na ho an'ny tsi-1.1, na ho an'ny daholobe, na ho an'ny FIRENANA. ^:^(
28. karinah
(
13/03/2007 23:36)
Stretch:c pas drole du tt:!:
Ra zah ianareo hatraika am vato ny loha, fa mandreraka
=)) =)) =))
de tsisy mpi forum tsony ngé ky ry salmo e !
