Aiza ny zanako....

1. xxx ( 09/03/2007 08:58)
novalian'i booboo ny 16/03/2007 10:28
2. kanto10 ( 09/03/2007 09:36)
zahay indray ve no ahalala anzany? sao de lasan'ny vorona fa bekoretaka? rehefa mangina de averiny ihany.
3. Fiffi ( 09/03/2007 10:21)
xxx:

?
:?:


4. lost ( 09/03/2007 10:28)
AIZANYZANAKO AVOAINIZANAKOANDOHATAPENAKACAMIO7248TP
:roll: tô tsy mitovy o?Tsy i Bera adala v no tindraxxxx atao sujet eto io ee sa raxxxx no Bera aminy??:?:
5. Fiffi ( 09/03/2007 14:29)
dinika tsy mazava....tsy azo....
6. booboo ( 09/03/2007 14:36)
Lost > fa naninona tokoa hoà io zanany io e ?
7. Fiffi ( 09/03/2007 18:46)
dinika tsy hay...tsy fantatra....inona no tian'i xxx lazaina ? :roll::roll:
8. aigredoux ( 12/03/2007 12:52)
Omeo painsô sy paintira mena za hamaliko azy :D
9. boozkel ( 13/03/2007 07:34)
Fa hatramin'ôvina le zaza no tsy hita e? ndana mametraka plainte @ polisy , :(:(
ary sao de le zaza nitomany hitako vao teo, niankanjo mena ambony de slip fotsy ny ambany? bory volo fa tsy haiko hoe lahy iny sa vavy?
ooooiinnnn oin oin
10. Kwasi ( 15/03/2007 23:30)
Maty nodonin'ny fiara hono io zaza io e. Dia lasa nivaha ny rainy dia io manoratsoratra eraky ny arabe io.
11. booboo ( 16/03/2007 10:28)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2462