stress

1. manatiana00 ( 10/03/2007 09:58)
Manahona daholy,

Mbo marina fa izaho izany tena mila ho tapaka lalandra amin'izaofotoana iresahako izao satria eoampanomanana ny handeha hody any Dago mihintsy aho io ary raha lazaiko aminareo hoe manao ahoana ny Kongona aty dia mety hiteny angambany ianareo aty hoe tena efa manampy anana sy epice koa angamba ny manatiana izany.

Stresser be mihintsy aho ato ary angamba tsara ho ahy ny mitady Cardiologue na ny toy izany satria raha firenenena ka samy firenena ihany dia tsy hitako intsony ny hilazana ny aty satria de mivaky loha foana ianao hoe inona indray no hahazo ahy androany.

de mba mitopndra ahy ambavaka fa izao raha mba tonga any Kenya dia efa mba misaotra zanahary:roll::^)
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:56
2. Fiffi ( 10/03/2007 10:09)
heu...tsy azoko an ! enao ao @ momba anao hoe any Dago.....bref...

de andeha hody any Dago de mi-stress ve ? fa maninona no mi-stress enao ? tsy tianao nga ny mody any ?
Ndana aloha mijery Dr sao sanatria ka maninona ao an ! vao maika ahasarotra ny fiainana....(tsy maniry an'zany akory zah fa arak'io voalazanao io an )

Dia aza kivy fa ataovy zay ahatongavanao any kenya raha any indray no tianao....
Mahereza hatrany ary mitondra anao am-bavaka.
3. sakaizakely ( 10/03/2007 10:14)
Fiffi, ny tian'i manatiana ho tenenina dia angamba hoe raha ho tonga antsasadalana (Kenya) dia efa tsara.
4. Fiffi ( 10/03/2007 10:16)
:oops:
de mivavaka ho anao mba ho tody soamantsara....
5. fasaly ( 10/03/2007 12:50)
fa aiza io firenena be kongona io kalou e! asio fanafody mamono bibikely de vita iny fa aza atao maha be stress! ny fodina aza eritreretina be lotra fa ento milamina une chose après l'autre amzay maivana koko lay stress, ny anao ny kongona eritreretina ny fodina ny fahatongavana antsasadalana ao kenya...vao maika mankarary an-doha
ento mora e! de mivavaka anao ny rehetra e!
korazy!!!!
6. Fiffi ( 10/03/2007 14:16)
fa inona akia ity kongona aloha ? :roll:
7. fasaly ( 10/03/2007 15:01)
tsy haiko tsara izy io ry fiffi fa bibby kely manikitra vatana raha tsy diso aho.....
8. melody ( 10/03/2007 15:10)
http://translate.google.com/translate?hl=fr&sl=en&u=http://www.uky.edu/Ag/Entomology/entfacts/struct/ef636.htm&sa=X&oi=translate&resnum=1&ct=result&prev=/search%3Fq%3Dbed%2Bbugs%26hl%3Dfr%26sa%3DG
9. kelly13 ( 10/03/2007 18:01)
brrrr mampitahotra
10. xxx ( 10/03/2007 19:55)
manatiana00:

Manahona daholy,

Mbo marina fa izaho izany tena mila ho tapaka lalandra amin'izaofotoana iresahako izao satria eoampanomanana ny handeha hody any Dago mihintsy aho io ary raha lazaiko aminareo hoe manao ahoana ny Kongona aty dia mety hiteny angambany ianareo aty hoe tena efa manampy anana sy epice koa angamba ny manatiana izany.

Stresser be mihintsy aho ato ary angamba tsara ho ahy ny mitady Cardiologue na ny toy izany satria raha firenenena ka samy firenena ihany dia tsy hitako intsony ny hilazana ny aty satria de mivaky loha foana ianao hoe inona indray no hahazo ahy androany.

de mba mitopndra ahy ambavaka fa izao raha mba tonga any Kenya dia efa mba misaotra zanahary:roll::^)



Tsy azo ny resakao? aiza no misy anao @ zao, d ande hody aiza ianao, de inna no hatao any kenya sa hi-scale, de inna le kongona sa (entana angamba)?:roll:
11. xxx ( 10/03/2007 19:58)
Stréssant foana ny fiainana en gle na aiza io na aiza, fa ny fahaizana mandamina sy mampirindra azy no maha-dangodango azy eeeee!Fiainana dangodango oooo!
12. watafon ( 10/03/2007 20:45)
manatiana : oohhh ! fa aiza aloha le firenena misy anao e ? :roll::?::?:
13. xxx ( 10/03/2007 22:55)
na izaho no tsy dia mahazo resaka na ohatran'ny tsy dia milamina ilay namana :roll:
14. soanja ( 11/03/2007 14:28)
Ny fiainana dia tsy hanolotra filaminana izany mihitsy fa ny tenantsika tsirairay no manome izany ny vatanao. Mila maka 1 minitra mihitsy aloha dia mandinika tsara hoe inona ny manampy ahy tsy ho lasa adala amin'ity zavatra iray ity.
Ny kongona tokoa aloha dia biby mandreraka be raha tena ilay kongona resahinao io tokoa. Ny manamora azy dia ariana daholo izay zavatra hitanao fa misy atody sy izay tiany handandizana. Eritrereto fotsiny hoe refa any Mada zah mividy vaovao indray, zah refa tomga any mantsy hiasa tsara dia hahazo vola hividianana izany foana ohatra.
Tongava aloha eny amin'ny aeroiport fotsiny dia refa tonga any aza mikoropaka. Raiso mora daholo ny rehatra. Mividiana boky milamina sy mahafinaritra anao mba handaminanao saina eny ampanidinana eny. Apetraho amin'Andriamanitra ny fahatokisana fa nomeny filaminana sy saina koa ilay piloty mitondra ny avion ary tech mahay daholo no nikarakara azy.
Matoa ianao hody dia izay ny mahasoa tian'Andriamanitra. Refa mahita ny lanitr'i gasikara dia arabao daholo ny rehetra tsapanao ao anatinao fa miandry maika ny hahatongavanao satria fantatrao fa fa faly izireo refa eo anivony ianao.
Mijanona sy mitazona foana eritreritra positive!
Tongavasoa!
15. xxx ( 11/03/2007 19:57)
za koa dia ohatra nao manoratra io stresse lava tena mila ho lasa adala e
16. Fiffi ( 11/03/2007 22:01)
fa inona ry zareo le hoe kongona azafady ? :roll:
17. xxx ( 12/03/2007 13:20)
tony fify tony koa otran'ny tsy mamaky sa de faly ny hanoratra fotsiny ,sy handray anjara isakin'ny misy resaka .io efa nazavainolona io ,ko inona koa ny fanampiny ,raha mbola tsy nahita kongona fify de otran'ny haofotsy (famille)
18. Samoana ( 12/03/2007 13:31)
Allô ! Allô ! efa tonga any kenya ihany ary ve izao zanak'oul izao fa toa tsy re tsaika introny e 8O8O!!!!

fiffi/ ny omby no tena "terrain" tian'ny kongona ka mahadongadonga be ny kibony:wink:
19. booboo ( 12/03/2007 19:22)
Manatiana > ento moramora sy miadana ao aby raha tsy zay miviaka eo ny farany :^):^),

hihihihihi ary ny fahazoako an'izany Kongona zany tena raha hafa mihitsy fa tsy ilay kongona bibikely ireny :°):°)
20. fasaly ( 12/03/2007 20:58)
samoana::-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3524