stress

21. Vahinala ( 12/03/2007 21:14)
Tsy dia azoko loatra ilay hoe antony mampa stresser anao, ny hody aty Mada ve ? Ka tsy vao maika aza ve mahafaly izany hoe mody antanindrazana izany sa misy antony hafa mihitsy angamba ? D aiza moa zany le hoe be kongona io ? Kalam fotsiny fa aza mora taitaitra an, zany an !:wink:
22. watafon ( 13/03/2007 19:45)
Fiffi: tena tsy haindry v le " kongona" ? karazana parasite akia izy io an ! manaikitra ary manpangidihidy tokoa , somary lehibe kokoa noho ny parasy ny habeny e! :-*
vahinala: elaela an ! :-*
23. xxx ( 14/03/2007 01:55)
oh! mety le firenena any LIBAN io angamba no misy azy ry reto an!
24. watafon ( 14/03/2007 05:49)
xxx: za alou tena fanina e !
25. Fiffi ( 14/03/2007 06:10)
wata :*: brrrrrrrr misy hira zay hoe mangidihidy ny lamosin'le olona de sao de kongona ? de noheveriko ahitra le izy :oops:
fa i manatiana00 tsy hita intsony ?
26. watafon ( 14/03/2007 07:24)
Fiffi: :* hihihi! hiran'i lefona angamba izy zay raha tsy diso za an ! i manatiana kou anie nanpiresaka antsika ftsn e! hihihi
27. Fiffi ( 14/03/2007 16:27)
wata: :*:*
heu.....sady tsy hita intsony izy !
28. watafon ( 15/03/2007 12:37)
andraso fa tedaviko izy e! :-D
29. melody ( 15/03/2007 21:09)
fiffi sy watafon: nareo koa tsy maharaka film mintsiny kity, efa nalefako etsy ambony etsy ilay momba ny kongona, jereo ange:wink:
30. watafon ( 16/03/2007 04:26)
melody: oooohhhh! variana fa zfd e! io ry Fiffi mbo jereo an !
31. melody ( 16/03/2007 12:02)
watafon, :-D:-D:-D:-D:-D to henoko fa ny hotely tsotsotra ao dago ireny,na tana na amorontisrika, misy kongona bdb:x
32. Vahinala ( 16/03/2007 23:01)
watafon:

vahinala: elaela an ! :-*



watafon > Eo ihany fa ts mande lavitra e !

Iz le nanoratra le hevitra koa moa ts namaly tson ko, ts mety azoko mints hoe inn le ma stresser, mety efa tonga any am tany destination ny izy zay d afaka l stress !
33. Fiffi ( 18/03/2007 07:59)
wata::* hihihihi zay fa hitako kah !
melody: azafadt akia fa tena variana marina :oops: ka faly nahita an'i wata teto zah de voadingako le jereo eto ! :-D:-D
34. melody ( 18/03/2007 20:14)
fiffi: tsy maninona akia!
oooohhhh! variana fa zfd e!

efa nesorina ny fady e!:lol::lol:
35. Fiffi ( 18/03/2007 20:40)
=D=D=D:-*:-*:-*
36. melody ( 19/03/2007 12:48)
eny ary e, :-*:-*
37. Fiffi ( 21/03/2007 21:20)
:):-*:-*:-*
38. meva2 ( 27/03/2007 08:12)
bjr, miverina amin'ilay resaka stress aho, eto frantsa aho ary amin'ny manodidina ahy dia olona posée, calme ny fahitany ahy, nony injay anefa aho mifankahita amin'ny olona any m/car dia lazain-dry zareo fa speed, mikoropaka, ect.. indraindray aho manontany tena mihitsy hoe inona ary no tena marina!!!
39. rapala ( 27/03/2007 10:25)
meva2: ka nahazo ilay aretindry zareo european indry izany koa:(, rotoroto lava...manjary lasa stressed be indry raha mitohy io mikoropaka lava io fa mahaiza maka fotôna ho anao manokana d mi-relax, cool8):)
40. Fiffi ( 27/03/2007 10:56)
eka ouz
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3257