Ho an'i Vady Malalako

1. patrick2002 ( 09/03/2007 16:50)
Tantara marina ity izay nitranga tao france .
Nanapa-kevitra ity tovolahy malagasy iray izay mipetraka tao France, fa hampaka-bady any Madagascar fa tsy azo hatokisana hono ny vehivavy gasy tany France, Ka nanao antso avo ho an'i fianakaviana ,dia nitady tokoa ny fianakaviana ary dia nahita ny ho andefimandriny ilay tovolahy ,tsy iza io tovovavy io fa zanak'olo mifanolo-bodirindrina an'i RAD ny tovolahy ihany .
Tovovavy bikaina ,malemy fanahy ,nahita fianarana ,raha jerena dia tovovavy mifanaraka ny fenitra takiany fiaraha-monina hoe vehivavy maontina ,natao ny fankafantarana ka tonga dia roboka ra-tovolahy ary nanapa-kevitra fa haka congé 2 semaine hikarakarana ny raharaha .
Natao ny raharaha ,sy ny fanambadiana rehetra tany madagasikara ,ilay tovolahy dia mitondra ny titre hoe GERANT @ GRANDE SURFACE any France .Niverina tany France ilay tovolahy rehefa vita ny fampiakarana ary nanafatra ity taola-tehezany.
Vao tonga tany 3 volana anefa ilay tovovavy dia nandalo tafiotra mahery sahady ny tokatranon'izy roa .
Nilaza ra vehivavy fa nofitahina izy satria gerant na grande surface no vadiny ay Mpamafa- trano no asany ,tsy mipetraka amin'i appartement akory fa studio no hipetrahana .
Ra lehilahy etsy andaniny manameloka an'ity vadiny fa fotsy varavarana ra -vehivavy ,tsy mitsimbina ny tokatranony ,ary tsy mety miasa ,fa efa nampidirina hanao femme de chambre ao @ Hotel nefa dia nialany fa tsy manao asa hoatran'io hono izy.
Tonga teo @ tsotsoro-mamba hisarahana ary ka dia samy naka ny azy ,separation de corps ,ra vehivavy lasa miaraka @ vadin'olona gasy rehetra mana-katao ao France ity.Tezitra ra lehilahy ka dia ny RAD ra vehivavy tany Madagascar no nanalany ny fony ,ary dia teny henjana no nataony fa Makorelina ny zanakareo :^)Mpivaro-body, nangina ny RAD tany DAGO.
Indray andro raha niaraka tamin'i vadin'olona ilay tovovavy dia accidenté ny auto nitondra azy ,ary maty sur le coup ra-vehivavy.
Malagasy moa tsy miady @ faty, ka dia nikarakara ny hampodiana ny razana ilay tovolahy, ary nanolotra couronne misy ny soratra hoe HO AN'I VADY MALALAKO .
Tsy nitana tsara anefa ny colle hipetahan'ilay soratra ,ka dia niala ny A teo amin'ilay VADY ,ary ilay O teo amin'ilay MALALAKO, tonga tao @ hangar ny aeroport ,hitan'ilay rangahy docker tao @ aeroport ilay alphabet A sy O ka nampetany ary nampifamadihany ,izy raha teo tsy mahay mamaky teny gasy :-D:-D
Tonga teny @ aeroport Ivato ny razana ka hakory ny hatairany fianakaviany ra-tompokovavy nahita an'ity soratra teo @ couronne nomeny tovolahy
HO AN'I VODY MALALAKA no soratra teo :-Dka raikitra ny ady teo @ fianakaviana 2 tonta ,menatra sy niala-pa moramora ny fianakaviany lehilahy.=))=))
novalian'i xxx ny 15/03/2007 18:30
2. xxx ( 09/03/2007 17:10)
hanky va reeeeee!!! Tena marina io ry patrick2000.Zay ilay ZESTA POKATY fanaondry zareo gasy any France any zay.Hiaraha-mahita eto tsara io kan!!! F'iza angaha no lazaina mandainga sy be fialonana foana an??????:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))
3. patrick2002 ( 09/03/2007 17:32)
zah aloha ra XXX tsy miteny mihintsy hoe be zesta ny gasy ao France ah!
Ny tiako tenenina fotsiny dia izao Tsy mitovy ny fiainana ao France sy madagascar ,zavatra mora azonao ao Dago sarotra ny ahazoanao azy any France,ary zavatra mora hazonao any France sarotra ny ahazoanao azy any dago ,
fiainana samy manana ny hanitra ho azy ireo fiainana roa ireo ,ka safidy ny anay matoa izahay mipetraka aty ,safidy ny anareo matoa ianareo mipetraka any ,aoka izahay hajana ny safidinay ,ary mahereza ianareo @ safidinareo.=D=D
4. booboo ( 09/03/2007 17:33)
loza koa zany lé !

:-D:-D:-D:-D:-D ...kiii tsy tanako ny fihomehezako f'azafady
5. xxx ( 09/03/2007 17:36)
Izay ilay maha-lozika ilay hoe resa-bady lasa resa-body:D fa kosa ilay fialonana no tsy ekeko.
6. xxx ( 09/03/2007 18:17)
xxx:

hanky va reeeeee!!! Tena marina io ry patrick2000.Zay ilay ZESTA POKATY fanaondry zareo gasy any France any zay.Hiaraha-mahita eto tsara io kan!!! F'iza angaha no lazaina mandainga sy be fialonana foana an??????:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))



mpandray an-tendrony, izany ve ny oll nianatra???
Tu ne vois que le bout de ton nez!=))=))Ianao no tena pôkaty klé!
7. kiadi ( 09/03/2007 18:24)
iza ary reo miafina @ xxx reo
8. xxx ( 09/03/2007 18:31)
patrick2002:

ilay tovolahy dia mitondra ny titre hoe GERANT @ GRANDE SURFACE any France .Niverina tany France ilay tovolahy rehefa vita ny
Nilaza ra vehivavy fa nofitahina izy satria gerant na grande surface no vadiny ay Mpamafa- trano no asany ,tsy mipetraka amin'i appartement akory fa studio no hipetrahana .


Zany no maha zesta pokaty .... tsy misy akory ...maninona zao ra milaza ny marina??? Zao ny vhv voafitaka tsy fidiny ary io no niafarany.
na inona lazanareo ao na inona de efa mazava io. LAINGA!!!!!!!!!!!!!!!!!!!= ZESTA POKATY! = be wawawawa


9. Lalah ( 09/03/2007 18:31)
Tena mba loza koa zany, ary ny sampona tsy misy raha tsy vorivahoaka an!

xxx, resaka vadyity fa tsy resaka Frantsa ankia a! aza dia tonga dia mitsara.Ary mba ovay amin zay io xxx io, fa ny mpamosavy aza zao efa mandeha atoandro fa tsy @ alina intsony, maika ve ka isika forumista.
10. Lalah ( 09/03/2007 18:38)
manao ahoana re raha i xxx no lasa mipetraka any France any e? zakanao ve raha haratsian ny olona hoatran zao ianao hoe: ny olona ao France pokaty, be zesta?
Aza atao fatsimbe-manginy fa mety olona iray no be zesta fa tsy ny rehetra.
Mbola hipetraka any moa ianao io dia ho hitanao tsara.
11. Fiffi ( 09/03/2007 18:45)
fa inona hiany aza ity resaka pokaty sy mizesta sns ity ? :roll::roll::roll:
12. xxx ( 09/03/2007 18:47)
xxx:


mpandray an-tendrony, izany ve ny oll nianatra???
Tu ne vois que le bout de ton nez!=))=))Ianao no tena pôkaty klé!



K'efa hitampoko itampirenena io ve ny laingabe an'ity tovolahy tao france tao, de mbola tsy pokaty foana zany???? Mbola manamarina io tovolahy hita be fa mpamitaka, pokaty io foana ve ianao???? Mampalahelo.
Mba misaina!!! ianao ra mbola momba azy de mazavabe: seki rasambila sakuzy.
13. Fiffi ( 09/03/2007 18:49)
14. xxx ( 09/03/2007 20:17)

xxx:


mpandray an-tendrony, izany ve ny oll nianatra???
Tu ne vois que le bout de ton nez!=))=))Ianao no tena pôkaty klé!




K'efa hitampoko itampirenena io ve ny laingabe an'ity tovolahy tao france tao, de mbola tsy pokaty foana zany???? Mbola manamarina io tovolahy hita be fa mpamitaka, pokaty io foana ve ianao???? Mampalahelo.
Mba misaina!!! ianao ra mbola momba azy de mazavabe: seki rasambila sakuzy.


K'ita hoa! ary tsy io tantara io rery no nahitanay izany fa tena mbola bdb ny hitanay sy tsapan-tananay niseho tany frantsa tany, fa zay tsy te-hitantara eto fotsiny .Ary en plus malaza b eraka radio sy gazety aty Dago izany. Tena mahamenatra sady mampalahelo ilay vokatr'ity "Lainga" na zesta pokaty ity, be wawawa fotsiny nefa tsy haninna tsy haninna, faty no niahafarany, tena mampalahelo.




15. tynah ( 09/03/2007 20:40)
Samia maka sy manao zay mahasoa azy eh! fa aza d mifanaratsy fa mahamenatra.Samy manao zay tiny io.En plus zahay koa tsy mangataka any am'i xxx ka in ary no maha sepotra an'i xxx an zany=))
16. xxx ( 09/03/2007 20:44)
misy :twisted: b d b i xxx eh! ( xxx=666) =)) za zao aty dago te ho any finda mafy mintsy fa mitsiriritra fotsiny fa tsy mety tafa eh!
17. Solitikabe ( 09/03/2007 21:06)
sady :=))=))=))=))=))=))=))
no :cry::cry::cry::cry.
Nahoana tokoa ary ny teny ratsy sy ny teny tsara no mifanakaiky foana?
18. sakaizakely ( 09/03/2007 21:11)
patrick2002> mbo tapaka ny tsinaiko marina mafy! =)) =))

Soa ihany fa tantara ka tantara.

Marina fa mandainga ilay lhl, nefa tsy tokony ho fijangajangana no hamaliana azy. Samy manana ny stratégie-ny ny olona.

Tsy vhv gasy ihany anefa no voafitaka toy izao, fa betsaka ny vhv afrikana na avy @ tany andalampandrosoana no voany. Ilay faniriana te hiala ny fahantrana satria manantena izy fa ho afaka hitsinjo ny fianakaviany mahatra, na koa ireo izay varianan'ny rendrarendran'ny tany mandroso dia manaraka ambokony lhl. Rehefa tonga any andafy vao gaga sy tankina nefa tapidalankaleha satria indraindray confisquer-n'ilay lhl ny passeport.

Ny tena olana koa matetika ireo vhv ireo, tsy nandia fianarana, na entin'ny fahamenarana dia tsy sahy mi-dénoncer ny fiainany, dia tsy hita izay hamonjena azy.

Misy Associations afrikana fantatro hoe manao campagne de prévention be any antoerana, manome torohevitra ny fianakaviana sy ireo vhv mbola mazoto hanambady vahiny, ka efa manomboka miova ny toejavatra amin'izao fotoana. Mahafantatra ny zo-ny ireo vhv ka irina fa hihena ny tantara toy izao.

Izany angamba no tokony atao ho an'ireo tovovavy malagasy mba hiarovana azy ireo.
19. mandrak ( 09/03/2007 22:40)
patrick2002:

Tantara marina ity izay nitranga tao france .
Nanapa-kevitra ity tovolahy malagasy iray izay mipetraka tao France, fa hampaka-bady any Madagascar




nedala zany no namono ny vohay de ny ol no niravaka ny vanginy :-D
tsy oé mihomé loza hà famalatsaka bé mitsy :-D
20. xxx ( 09/03/2007 23:50)
Lalah:

Mbola hipetraka any moa ianao io dia ho hitanao tsara.


Hipetraka any france hoy ianao???:{:{ tsy aleonay ary ny mifidy ny hatsikabenay -30°C.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1189