Ho an'i Vady Malalako
21. xxx
(
10/03/2007 00:13)
patrick2002:
ary mahereza ianareo @ safidinareo.=D=D
Ié, sady zay koa moa efa nisafidy ny Dagomalalanay.
22. patrick2002
(
10/03/2007 00:15)
Fa iza ary ity ra xxx ity kty ?:roll: aty aminay aloha -30 ny hiver aty ,fa tsy manana toe-tsina hoatranao io izahay aty :oops::oops:
23. Fiffi
(
10/03/2007 10:03)
tynah:zay indrindra manko.....
Samia maka sy manao zay mahasoa azy eh! fa aza d mifanaratsy fa mahamenatra.Samy manao zay tiny io.En plus zahay koa tsy mangataka any am'i xxx ka in ary no maha sepotra an'i xxx an zany=))
24. Samoana
(
10/03/2007 11:01)
Tena mba niaritra ny mafy sy tsara fanahy kosa le bandy fa mbola nikarakara an-drafotsy t@ andro farany kle !
Hain-drapat2002 mihintsy ny nitantara:-D=D
Hain-drapat2002 mihintsy ny nitantara:-D=D
25. melody
(
10/03/2007 14:42)
mampalahelo ilay tantara satria:
1. feno lainga ra lhl io - naninona ra nilaza ny marina
2. nanantena volamena ny andaniny 2 kanjo varahana no azo
3. manambony tena ra vhv (miavona asa)
4. niady ny 2 tonta, nefa mpinamana taloha
5. fahafatesana no niafarany
:(:(:(:(:(:(

26. anouck78
(
10/03/2007 15:30)
tsy omena tsiny ilay lehilahy raha nandainga satria mety fiarovana ireo RAD eo anatrehan'ny fiarahamonina ,fa isika vehivavy no tena kely saina indraindray indrindra moa rehefa hoe tsra tarehy izay....mitetika ny avo indrindra de manatena foana hoe tsy maintsy tafita satria tsara tarehy .
Ny TOKANTRANO dia iarahamadidy sy manapaka TSY MIFANERY (@ lafiny rehetra io) ary indrndra ny FIFANDEFERANA....
ny tokony nataokn'ilay vehivavy fotsiny angamba de nitady asa izay tiany hatao toy ny manjono:lol::lol: mihira :°)na manao

27. bazylou
(
10/03/2007 15:32)
raha izaho no teo amin'ny placen'ilay lhl dia nariko tery nyfatin'ilay vhv !! nalefako teny amin'ny fosse commune,, izy mamadika sy tsy tia ravi deno indray ve no atao izatsy sy zaroa e !!!??
28. xxx
(
10/03/2007 15:41)
xxx:dainnnnn !!! mahay mitsikera ny aty frantsa ery nefa kay any @ gilasy !
Hipetraka any france hoy ianao???:{:{ tsy aleonay ary ny mifidy ny hatsikabenay -30°C.
29. Fiffi
(
10/03/2007 15:55)
anouck78:manao inona ? :roll:
nitady asa izay tiany hatao toy ny manjono:lol::lol: mihira :°)na manao
30. xxx
(
10/03/2007 17:31)
xxx:
xxx:dainnnnn !!! mahay mitsikera ny aty frantsa ery nefa kay any @ gilasy !
Hipetraka any france hoy ianao???:{:{ tsy aleonay ary ny mifidy ny hatsikabenay -30°C.
Ra tsy azonao io de zao hoy aho aminao averiko hoe: ra hifidy ny hipetraka any france??? tsy mi-ntéressé ahy izany na de kely aza..., tsy mila aho.Jamais, ra hifidy ny hipetraka aty ivelany indray ve tsy haleonay mifidy ny mipetraka any @ -30°C, fa zay tsy any @ zao fa aty dago no mipetraka @ zao fotoana izao ra tsy azonao.Zay le izy, aoka hazava ny resaka.
31. xxx
(
10/03/2007 17:35)
bazylou:
raha izaho no teo amin'ny placen'ilay lhl dia nariko tery nyfatin'ilay vhv !! nalefako teny amin'ny fosse commune,, izy mamadika sy tsy tia ravi deno indray ve no atao izatsy sy zaroa e !!!??
oh! Ary enao lhl mpamadika koa agana misy ilana anao???? naleoko tsy misy!!!!naleoko tsy hary!!! Tsy tolérable ny lainga!!!
32. xxx
(
10/03/2007 17:42)
xxx:
Hipetraka any france hoy ianao???:{:{ tsy aleonay ary ny mifidy ny hatsikabenay -30°C.
dainnnnn !!! mahay mitsikera ny aty frantsa ery nefa kay any @ gilasy !
de maninna ra any @ glace kay aty c maninona?
33. xxx
(
10/03/2007 17:48)
xxx:
Hipetraka any france hoy ianao???:{:{ tsy aleonay ary ny mifidy ny hatsikabenay -30°C.
dainnnnn !!! mahay mitsikera ny aty frantsa ery nefa kay any @ gilasy !
de maninna ra any @ glace kay aty c maninona?
hey! aty aminay aty usa aty koa misy glace koa @ zao,aty @ glace koa aty @ nay zao, de manina zao aty maninna???
34. xxx
(
10/03/2007 18:23)
Samoana:
Tena mba niaritra ny mafy sy tsara fanahy kosa le bandy fa mbola nikarakara an-drafotsy t@ andro farany kle !
Hain-drapat2002 mihintsy ny nitantara:-D=D
Ka lozika zany koa, nahatsapa ny hadisony izy lhl koa,mba tsy hananany heloka eo anatrehan'atra de nataony izany, nohon'ny fahatahorany an'atra. Satria nohon'ny fitaka bevava nataony ihany no nahatonga ity vhv vadiny niala tao antokantranondry zareo, ary lasa nanaonao foana vokatrin'ny hakivina sy ny fahamoizam-po nahazo azy vokatriny fitaka nahazo azy, ary faty no nihafarany.
Fa hinoko marina fa ra nitsotra dieny amboalohany izy (ra-Lhl)ny marina mahakasika azy oe zao no asako , zao no fiainako any france ka ra henon'i ra-vhv zany fa tsy nisakana ninoninona azy izany fa mbola nisiska niroboka hanambady azy ihany ravehivavy satria tia azy, de azo hantoka fa nifanohitra tanteraka t@ io zavatra nitranga io ny zava-misy teo @ tokantranon'izy roroa. Azo antoka fa naharitra izany satria samy vonona ny hanondrotra ny tokantranony zareo roa, satria tsy ny vola anie ny base-ny faharetan'ny tokantrano eee, fa ny fitiavana. Fa tsy zay no nitranga, nandainga ra-lhl namitaka de io no vokany. Ary izay no maha-faotana mahafaty ny Lainga. Tsy tolérable zany.
35. xxx
(
11/03/2007 14:34)
Nahatsiaro an'i xxx aho fa avy namaky teto dia naheno an'ito tao am rvg : na jalousie na jalousa (alaharo)
Dia mihainoa finaritra
Dia mihainoa finaritra
36. sipagasy
(
11/03/2007 17:41)
sakaizakely:
Misy Associations afrikana fantatro hoe manao campagne de prévention be any antoerana, manome torohevitra ny fianakaviana sy ireo vhv mbola mazoto hanambady vahiny, ka efa manomboka miova ny toejavatra amin'izao fotoana. Mahafantatra ny zo-ny ireo vhv ka irina fa hihena ny tantara toy izao.
Izany angamba no tokony atao ho an'ireo tovovavy malagasy mba hiarovana azy ireo.
tena iznay tokoa izao no mety hatao any amintsika mba ahitan'ny tovovavy may ny hanambady vazà ireo fa tsy paradisa anie aty e!!! Mba azonao omena ve akia ry sakaizakely ny anaran'ilay assoc afrikana izany?? sa iza no vonona hiaraka amiko hanangana tahaka izany??? ny soa fianatra mantsy e!!! aleo misoroka mantsy toy izay mitsabo e!!!
37. sakaizakely
(
11/03/2007 20:17)
Sipagasy>
Tena tsy tsaroako ny anaran'ilay association fa ao Paris ao no foibe-ny. Reportage t@ télé no nahalalako azy ary hitako fa tena mety ny ataony.
Ohatra hoe asainy manao photocopie ny passport ny vhv dia samy mitazona na ny fianakaviana na ilay assoc, ka raha toa ka confisquer-n'ilay lhl ny original dia tsy olana ny mamapanao exemplaire vaovao dia tsy coincée ilay olona.
Sady contacts ho an'ny vhv no mandray andraikitra koa ireo mal traitées izay voatery mandositra ny tokantranony io association io.
Ny fahafantarana fotsiny ny fisiany dia efa hery ho an'ireo vhv, satria fantany fa tsy irery ry zareo any antanin'olona any.
Ataoko angamba fa azo atao tokoa ny manangana association toy izao mba hisorohana ny voina mety hanjo ireo tovovavy avy any amintsika.
:-*

38. pissoa
(
11/03/2007 20:37)
patrick2002:
Tantara marina ity izay nitranga tao france .
Nanapa-kevitra ity tovolahy malagasy iray izay mipetraka tao France, fa hampaka-bady any Madagascar fa tsy azo hatokisana hono ny vehivavy gasy tany France, Ka nanao antso avo ho an'i fianakaviana ,dia nitady tokoa ny fianakaviana ary dia nahita ny ho andefimandriny ilay tovolahy ,tsy iza io tovovavy io fa zanak'olo mifanolo-bodirindrina an'i RAD ny tovolahy ihany .
Tovovavy bikaina ,malemy fanahy ,nahita fianarana ,raha jerena dia tovovavy mifanaraka ny fenitra takiany fiaraha-monina hoe vehivavy maontina ,natao ny fankafantarana ka tonga dia roboka ra-tovolahy ary nanapa-kevitra fa haka congé 2 semaine hikarakarana ny raharaha .
Natao ny raharaha ,sy ny fanambadiana rehetra tany madagasikara ,ilay tovolahy dia mitondra ny titre hoe GERANT @ GRANDE SURFACE any France .Niverina tany France ilay tovolahy rehefa vita ny fampiakarana ary nanafatra ity taola-tehezany.
Vao tonga tany 3 volana anefa ilay tovovavy dia nandalo tafiotra mahery sahady ny tokatranon'izy roa .
Nilaza ra vehivavy fa nofitahina izy satria gerant na grande surface no vadiny ay Mpamafa- trano no asany ,tsy mipetraka amin'i appartement akory fa studio no hipetrahana .
Ra lehilahy etsy andaniny manameloka an'ity vadiny fa fotsy varavarana ra -vehivavy ,tsy mitsimbina ny tokatranony ,ary tsy mety miasa ,fa efa nampidirina hanao femme de chambre ao @ Hotel nefa dia nialany fa tsy manao asa hoatran'io hono izy.
Tonga teo @ tsotsoro-mamba hisarahana ary ka dia samy naka ny azy ,separation de corps ,ra vehivavy lasa miaraka @ vadin'olona gasy rehetra mana-katao ao France ity.Tezitra ra lehilahy ka dia ny RAD ra vehivavy tany Madagascar no nanalany ny fony ,ary dia teny henjana no nataony fa Makorelina ny zanakareo :^)Mpivaro-body, nangina ny RAD tany DAGO.
Indray andro raha niaraka tamin'i vadin'olona ilay tovovavy dia accidenté ny auto nitondra azy ,ary maty sur le coup ra-vehivavy.
Malagasy moa tsy miady @ faty, ka dia nikarakara ny hampodiana ny razana ilay tovolahy, ary nanolotra couronne misy ny soratra hoe HO AN'I VADY MALALAKO .
Tsy nitana tsara anefa ny colle hipetahan'ilay soratra ,ka dia niala ny A teo amin'ilay VADY ,ary ilay O teo amin'ilay MALALAKO, tonga tao @ hangar ny aeroport ,hitan'ilay rangahy docker tao @ aeroport ilay alphabet A sy O ka nampetany ary nampifamadihany ,izy raha teo tsy mahay mamaky teny gasy :-D:-D
Tonga teny @ aeroport Ivato ny razana ka hakory ny hatairany fianakaviany ra-tompokovavy nahita an'ity soratra teo @ couronne nomeny tovolahy
HO AN'I VODY MALALAKA no soratra teo :-Dka raikitra ny ady teo @ fianakaviana 2 tonta ,menatra sy niala-pa moramora ny fianakaviany lehilahy.=))=))
omeko ny daka be zany bandy zany raha hitako :oops::oops::oops::-D
39. soanja
(
12/03/2007 10:20)
Pat> mahavariana de mahavariana tokoa ilay tantara.
1- Voa manomboka ny tantara dia efa hita fa misy lesoka ilay lehilahy. Nahoana tonga dia hilaza izy fa tsy misy atokisana ny vehivavy ao France? Avy aiza io tsoaka io?
2- Tsy naleony ve mitady vady manakaiky azy toy izay mila voa tsy ary any lavitra any. Ny toetra koa mantsy azo hovana e. Tsy misy izany hoe ratsy tanteraka izany mihitsy na eo France n'aiza n'aiza: ny fitiavana no manova an'io rehefa tia.
3-Diso be ilay fijery hoe vehivavy malemy fanahy? ahoana ny ahitana an'io amin'ny fiarahamonina nefa dia samy niaiky ny rehetra fa maotina izy. Maotina ve no malemy fanahy?
4- Nandainga ra-lehilahy, fa nahoana no nandainga e. Izany ve no entina hanorenana tokatrano. Mampalahelo ihany tokoa.
5- Ny vehivavy indray, nahoana koa raha mba nifampiresaka toy izay nivarilavo. Amiko io no tsy nampalemy fanahy azy.
Ny fitsarana olona ety ivelany io tokoa mantsy no mahavoa antsika mianakavy matetika e. Ny vady na izay hampakarina dia mila fantarina ary zohina , indrindra koa resahina mazava izay tsara hazava.
Raha lavatongotra fotsy varvarana izy dia resahina mba hiova na hanontaniana izay antony. Raha nandainga ny vady dia anontanina izay nahavoa azy nampandainga azy. Misy foana mantsy ny fifamelana rehefa tia e. Io no lakilen'ny fiarahana maharitra. Fifampitokisana ao anatin'ny firesahana amim-panajana sy ampitiavna hatrany na dia mahatsiaro marary aza ny fo.
6- Ny fahitako azy dia nizaka ny nataony ihany ralehilahy satria nahazo ny manganana satria fatra-pifidy loatra.
7- Ny mampalahelo ahy amin'ity fotsiny dia ny fiafaran'ny tantara hoe izay no nanjo an-dravehivavy. Ny amin'iny dia efa anjarany ny ho faty ka atao akory. Bad luck!
8- Ny resaka litera nifamadika indray dia tsy misy idiran'io tantara io akory amiko.
Mampalahelo ahy ny fiainana ratsy fiafara, nefa tokony mbola samy nianAtra lesona izy roroa nefa nindaosin'ny fahafatesana sahady ny iray.
Misaotra nizara. :-*:-*

40. Vahinala
(
12/03/2007 21:38)
Sady mampalahelo be ilay toetsaina, tsy hadisoan'ilay vhv mihitsy izany fa ilay no mitomany randrana manendrika ny hafa, izay le hoe ny marina anie hita eny ihany e.
Fa tsy mihomehy loza fa le fiafarany kosa aloha dia tena=))=))=))=))=))
Fa tsy mihomehy loza fa le fiafarany kosa aloha dia tena=))=))=))=))=))