Fanohanana serasera

1. EncoRama ( 06/03/2007 21:21)
Tsy haiko hoe aiza no tokony hanoratako inty fa dia entiko eto aloha.
saika mba hanainga antsika rehetra izay mba te hanohana ny serasera @ click fotsiny na dia tsy hoe mmmmanao zavatra be dia be aza.
Sendra nandehndeha tany ho any aho mantsy dia nahita ka aborako eto aloha dia samy mandinika ny tsirairay.
Eto @ takelaky serasera matetika dia misy dokam-barotra ery ambony ery ka misy soratra hoe oxado. Ny tiako lazaina ho anareo izay te hanohana ny serasera kanefa tsy te handoa na tsy manana vola dia mba clickéo ilay dokam-barotra ka misy pejy iray hafa indray misokatra dia mba clickéo indray koa ao @ iny pejy iray vaovao nisokatra iny. Kely ny vola azo @ izany click roa izany nefa raha mba manao izany na dia indray mandeh isam-bolana aza ny mpinamana rehetra ato dia mety mba ahazoantsika hanohanana ny serasera na dia tsy mivanatana aza izany.
Marihiko eto fa inty dia onjohonjoko izaho samy irery fa tsy misy hifandraisany @ mpiandraikitra ny serasera koa inoako fa tsy hanome olana ny mpiandraikitra izao soratako eto izao ary isaorako mialoha anareo izay mba te hanohana ny serasera izany.
Raha mahatsikaritra mantsy ianareo dia mila fanampiana ny serasera satria matetika maima-poana ny eto ka mba tsy hialany vola ampaosy foana re tompoko dia miangavy anareo aho mba hanao click indray mandeh na indroa isam-bolana ianareo namako rehetra eto.
Ny adidy tsy vita hono raha tsy hifanakonana ary ny tao-trano tsy hefa ny irery.
Mino aho fa ts ho sarotra ho antsika tsirairay avy manketo ny manao izany ary mamelà ahy ry mpiandraikitra raha tsy mety izao voalazako rehetra eto izao.
novalian'i Fiffi ny 08/03/2007 23:36
2. xxx ( 06/03/2007 23:00)
vita tompoko
3. Papoose ( 07/03/2007 04:34)
aiza ary le oxado zany le!tena feminup zao ny ahy no eo:?:
4. niryna ( 07/03/2007 06:17)
Misaotra anao nampahafantatra anay.
5. tslem ( 07/03/2007 16:41)
ôtrany tsy mahita an izany oxado zany koa zah an, credit immobilier, jeux de casino, zany zao no hitako ato:roll: ndraso fa mety ho hita eo ihany zany manaraka fa tsy miseho aloh hatramizao, merci anao EncoRama
6. soanja ( 07/03/2007 16:43)
Misaotra nampahafantatra tokoa. Ao fa hanao zany aho.
7. exdadabe ( 07/03/2007 18:21)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 07-03-2007 17:43:14
Lohateny : Re : Fanohanana serasera
Misaotra nampahafantatra tokoa. Ao fa hanao zany aho.
:wink:
8. soanja ( 07/03/2007 21:11)
exdadabe:

Mpandefa : soanja [ Valio ] 07-03-2007 17:43:14
Lohateny : Re : Fanohanana serasera
Misaotra nampahafantatra tokoa. Ao fa hanao zany aho.
:wink:


:-*:-*:-*:-*(l)


9. Fiffi ( 07/03/2007 22:10)
nga tsy hoe zay pub rehetra mande de mety daholo ?
10. EncoRama ( 08/03/2007 20:26)
Misaotra anareo izay nanao e, ary mba ahelezo ho fanohanatsika maimai-poana ho an'ity seraserantsika inty.

Fiffi, tsy hoe izay pub rehetra fa ny oxado aloha no fantatro fa izay le system. Mino aho fa mitovy an'izany daholo koa na ny hafa aza anefa. Ny tompon'andraikitra eto nefa no tena mahafantatra kanefa tsy afaka maneho ny heviny ampahibe maso izy @ andraikitra noraisiny mihoatra ireo pub nanankina aminy ny doka mandalo eto.

rehefa an'ny oxado ilay pub dia misy soratra kely hoe oxado ery @ sisiny havanana ambanin'ny pub.
11. Fiffi ( 08/03/2007 21:46)
EncoRama: heu....fa tena tsy hitako zany hoe "oxado" zany an ! :roll:
12. sakaizakely ( 08/03/2007 22:46)
tohanako am sandrikeliko serasera dia ampy ô ?
13. Fiffi ( 08/03/2007 23:36)
de :) de ampy ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0993