hopitaly aiza no mba azo hitokisana @ fiterahana eto tana

21. Irisy ( 15/02/2015 05:49)

Irisy:


andoniainah1:

miarahaba antsika,
de misy afaka manome prix ve @reo maternité reo,misaotra

Ao Sainte Fleur zao ny accouchement normal 3e cat 181000Ar de ny 1er cat 269000Ar fa ny cesarienne 3e cat 602000Ar de ny 1er cat 834000Ar a titre indicatif ireo an, fa efa ao anatiny ny fanafody sy ny kaliny mpiteraka. Nanontaniako t@ ity semaine ity io fa misy mizara brochure eo @varavarana.
Ny any MSI( medicamant en sus): ny accouchement normal entre 105000Ar(- 301000Ar(1er cat avec repas). Operation cesarienne entre 677500Ar(hors cat sans repas) -900000Ar(1er cat avec repas ).
Ny ahy zao hande hoteteziko ireo maternite sy clinique eto Tana, hanontanaiana prix sy cotation, service misy sns

Za aloha itako manahirana ilay mifidy toerana hiterahana. Ny clinique prive hoe madio, voakarakara tsara fa izy le misy service tsy ampy raha oharina @ hopitalim-panjakana.
Soa ihany fa mba misy anity hiresahana.
Ary sao de misy afaka manome ny prix Maternite Befelatanana sy contact Gynecologue ao.Misaotra
22. miurah ( 07/09/2015 17:23)
ra za manokana alo dia mi-deconseille ny ao befelatanana e! sady naka sage-femme manokana za no niditra 1ere categorie dia oe iditra hopital lehibe fa zaza voloan nef tsy azo ny zanako vao herinandro zay,ny fanaraha-maso tsy dia misy sady zareo ko tsy dia mivaky loha,nanenina mitsy za nakao nefa teo @ 2500000 teo no lany nefa accouchement normal tsisy complication,tsy mifankaiza @ny any @clinique ian. mba te hanontany za oe aiza no tena misy clinique mahay,tsara,tsy atahorana eto tana? na gynecologue mahay afaka manaraka tsara ny grossesse? efa nisy ni-conseille za oe Dr Francis ao @clinique Noa,ahoana ny fahitanareo anareo az zay efa tao?
23. Minosoa44 ( 13/02/2016 15:52)
Za koa mitady dr sy hopitaly iterahana sao mba misy afaka manome prix azafady
24. ANatia ( 17/06/2016 10:48)
bjr, mitovy ku ny fanotaniana, le hopital lehibe mu zany du genre oe iza avy, tena vaky ny loha satria, vo zay vo iteraka nefa tsy ita oe aiza no andeha.
25. antho00 ( 30/12/2016 06:22)
bjr! za alo tao amin clinique des soeur ankadifotsy no niteraka !! tena afa po tanteraka aho tamin 'i fikarakarana e!!! i dr andry no nanao suivi ahy tamin 2015. fa rehefa iteraka bb2 aho mbola izy iany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2478