Aza kivy Bazylou a maro no tsy tia no ny tia
1. niryna
(
05/03/2007 02:05)
Aza kivy ry Bazylou a,rehefa tsy manenjika anao fotsiny ny eritreritrao dia ampy anao izay.
Zavatra positif foana atao,adinonao angaha io.
Mpanenjika,mpialona,mpanambany,mpandrangitra aretina hitoviza ho an'ny olombelona rehetra ireo.Ary ireo ny karazana toetra ratsy.
Mamela ho an'ireo izay manenjika anao dia ho afaka ny hatezerana sy ny hakiviana.Hevero ho toy ny mivazivazy koa satria indraindray te-handany fotoana fotsiny:@:@
(l)niryna

novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 05:39
2. xxx
(
05/03/2007 04:11)
F'anga misy manenjika any bazylou hono eo rizareo:?:.
Rehefa zavatra mari-pototra fotsiny no teneniny dia ok, fa tsy manivaiva tsy misy fanajana an'izao olona rehetra izao.
Tohizo ny fitsikerana ry bazylou fa mba ataovy "critique constructive" fotsiny ilay izy, dia betsaka ny hanaraka ny fihevitrao, fa tsy ireny pensee bete et futile ireny no hamenoana ny forum.

3. Robert
(
05/03/2007 05:31)
Ilay izy anie, tena ilaina ny mpanohitra matanjaka sy manampy ny vahoaka @ sarotra.
Raha misy voina mahazo ny vahoaka fa tsy manao nininona ny fanjaka de afaka mba manao hetsika koa ny mpanohitra ary rehefa tonga ny fifidianana de hohitany olona fa azo hianterehana koa ry zareo mpanohitra fa tsy Ra-8 irery no mahavita azy fa misy olona hafa koa.
Fa ny an'i Bazyl de mihomehy ny mahazo (voina) ny mpiray tanindrazana no mahamaika azy. Hita fa tsy fitiavana malagasy tsotra izao. Ka io no itsikerany olona azy teo..

4. rush
(
05/03/2007 06:20)
Robert:ka tsy hitako izay antony nanaovan'i niryna an'ity dinika ity satria tsy misy zavatra hainy ny momba ny politika sady tsy misy afats'io teny "fanenjehana" io no mba hainy.
Fa ny an'i Bazyl de mihomehy ny mahazo (voina) ny mpiray tanindrazana no mahamaika azy. Hita fa tsy fitiavana malagasy tsotra izao. Ka io no itsikerany olona azy teo..
7. sakaizakely
(
05/03/2007 08:49)
xxx:
niryna:
:@:@
hay ve niryna mifoka sigara e, :-D:-D:-D:-D
SADY MIFOKA IO NO MIGOKA DIA MISAOSY INDRAIM ISANTAONA. IO NO MAHATONGA AZY BE RESAKA MANKALEO
10. xxx
(
05/03/2007 10:44)
fa angaha i bazyl mahatsiaro ho tsy misy mpitia e?
Miady hevitra izy fa tsy mahatsiaro tena ho voadona.
Sady tsy manery izy no tsy manopa aloha e! Sady tsy mila avocat koa.

11. xxx
(
05/03/2007 12:27)
izay indrindra manko! tsy maharaka ny dinika halefany ianao ry niryna ka alohan'ny hitsikerana ny hafa dia mandehana aloha mamaky sy mandalina ny zavatra rehetra lazainy, indrindra fa ao @ politika.
15. Fiffi
(
05/03/2007 22:27)
:-D:-D:-D:-D:-D simplex: tena misy "appel du (l)" mihintsy ve ? :-D:-D:-D
17. niryna
(
06/03/2007 07:48)
sakaizakely:
xxx:
niryna:
:@:@
hay ve niryna mifoka sigara e, :-D:-D:-D:-D
SADY MIFOKA IO NO MIGOKA DIA MISAOSY INDRAIM ISANTAONA. IO NO MAHATONGA AZY BE RESAKA MANKALEO
Io fa nivaoka ny sakaizakely.Mankaleo hono,angaha ianareo ry itony nisy nanery hijery e
19. niryna
(
06/03/2007 07:50)
xxx:
fa angaha i bazyl mahatsiaro ho tsy misy mpitia e?
Miady hevitra izy fa tsy mahatsiaro tena ho voadona.
Sady tsy manery izy no tsy manopa aloha e! Sady tsy mila avocat koa.
bayl tsy tia gasy vazaha ihany no arahany sns..:lol:
20. xxx
(
06/03/2007 12:59)
niryna:
xxx:
fa angaha i bazyl mahatsiaro ho tsy misy mpitia e?
Miady hevitra izy fa tsy mahatsiaro tena ho voadona.
Sady tsy manery izy no tsy manopa aloha e! Sady tsy mila avocat koa.
bayl tsy tia gasy vazaha ihany no arahany sns..:lol:
zah tsy tia niryna ary aza mitady namana any @ bazylou fa tsy tiany hono na kadô aza:-D:-D