Aza kivy Bazylou a maro no tsy tia no ny tia
21. xxx
(
06/03/2007 14:01)
xxx ! Aretina itovizana ny antsika fa izaho koa [size=13px]NIRYNAPHOBE[/size]
23. niryna
(
09/03/2007 06:33)
xxx:
xxx ! Aretina itovizana ny antsika fa izaho koa [size=13px]NIRYNAPHOBE[/size]
=))=))=))Ny anay tsiky dia ampy.Fenoy tsiky foana ny fiainana e.Miara mitsika ,miara midola,miara dia.Ianao mitemany irery eo sy vizaka manafina tava kanefa efa fantatrao^oo^oo^o=D=D
24. niryna
(
09/03/2007 06:36)
bazylou:
dia raharahin'iza hono raha nirynaphobe ianareo ???
Tsikio fotsiny Bazy a dia vao maika tezitra:roll:Izay ihany no fanao ireny olona .....ireny
25. xxx
(
09/03/2007 07:00)
niryna:
[quote=bazylou]
dia raharahin'iza hono raha nirynaphobe ianareo ???
Tsikio fotsiny Bazy a dia vao maika tezitra:roll:Izay ihany no fanao ireny olona .....ireny
Izay mihitsy,ireny ilay olona tsy mba faly dia tiany hanaraka azy ny tena.Efa mavesatra ery izao ny fony mitady hoe izay indray ary no harapako :ha,ha,:P hi!
Ianao tsy faly fa izy ireo handihyyy:cry:
26. Fiffi
(
28/03/2007 05:39)
io ho an'i niryna.......
Mpandefa : bazylou [ Valio ] 27-03-2007 23:16:42
Lohateny : tsy afa miala amin'ny frantsay ianao
le8 a!! ts na efa alikainy aza dia mbola mandadilady any aminy ihany, ary ny traboinanao raha tsy omeny saosy ianao tsy avotrao ireo , ( ilay nifidy anao ireo),pauvre gasy
"bazylou":mazava ve ?
pauvre gasy