Lalô lalô, ndreto izahay veloma soara soara ny aminay e!
1. Bita
(
04/03/2007 17:03)
Tena mba omeo sopapa indray e fa tena hira efa soara be daholo ka tsy hita ato @ fandaharana
novalian'i rurik ny 09/03/2007 09:01
2. lemenakely
(
04/03/2007 17:28)
hira hirain'ny miarramila izy io refa manao echauffement ry zareo tadidiko tsara io hira io fony fahakely
4. pissoa
(
04/03/2007 20:02)
toa misy resaka hoe "olon-tsivanona" izay no mba tadidiko amin'io, hihihi :oops:
5. booboo
(
04/03/2007 20:04)
sô dé lé misy hoe :
-dia veloma hono antsoiny,
fa ny fony tsy any intsony,
raha izy no antenaina
dia ny kintana isaina ô ry lala ô
-'lay mosoara mangamanga
ahatsiarovako an'i dada
'lay mosoara mavokely
ahatsiarovako an'i neny ô ry lala ô
zay ihany no tadidiko.
-dia veloma hono antsoiny,
fa ny fony tsy any intsony,
raha izy no antenaina
dia ny kintana isaina ô ry lala ô
-'lay mosoara mangamanga
ahatsiarovako an'i dada
'lay mosoara mavokely
ahatsiarovako an'i neny ô ry lala ô
zay ihany no tadidiko.
6. Bita
(
05/03/2007 10:58)
Tena misaotra fa tena ok ilay valiny tsy misy olana na mampihomehy aza ny toniny fa hirevena lay izy e! Bises de ilay Balahazo ty ndaty indray izany...
7. rurik
(
09/03/2007 09:01)
ny fahaizako anaio indray dia toa misy hoe
Andeha aho zao
Hanao miaramila
Tsy misaraka amin'ny basy
Andefaso taratasy
aho ry lala ô
Lala ô
Lala ô
Ndreto izahay
Veloma soarasoara
Ny any aminayyyyy
De andraso tadidina ny tohiny:roll::roll::roll:
Andeha aho zao
Hanao miaramila
Tsy misaraka amin'ny basy
Andefaso taratasy
aho ry lala ô
Lala ô
Lala ô
Ndreto izahay
Veloma soarasoara
Ny any aminayyyyy
De andraso tadidina ny tohiny:roll::roll::roll:
