Tena fanovàna ve?

1. ilanto ( 04/03/2007 12:44)
Ahoana ry zareo ny hevitrareo a; tena fanovàna ve no ho entin'ity Lalàmpanorenana hasiana fanavaozana ity? Inona no soa mety ho entiny ary inona no lesoka mila fahamailoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5689