ahoana izany?
1. kelly13
(
01/03/2007 17:07)
http://www.dailymotion.com/video/x1aym4_discrimination-a-lembauche
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 17:16
2. tywa68
(
01/03/2007 20:07)
inona moa ry kelly fa misy mihitsy io ary zay sahy dia mitory zany koa !
4. Fiffi
(
01/03/2007 21:18)
indrisy fa tena misy mihintsy io an !
Tsy hitanareo ve le omaly hariva journal 20h iny ? nisy vazaha saika hoe haka salle de reception tondé raikitra le izy.......palace io an !
vao nivoaka le vazaha de tonga indray ity olona mainty nefa manao akanjo mihaja be.....le vazaha nefa en jean.......
Tondé nahazo valiny le olona io hoe tsy misy toerana intsony jusqu'à la fin de l'année......grave an !

5. sakaizakely
(
02/03/2007 10:05)
resaka asa aloha aho tsy nahazo olana.
Fa ny efa nahazo ahy t@ nitady trano. Sendra tsy niasa indray andro izay dia lasa namonjy agence immobilière izaho irery. Vao teo ambaravarana dia notsenain'ilay tompon'ny agence, dia nanontaniany hoe mikarama ve ? Hoatrinona ? Miverena @ manaraka mitondra ny justificatifs rehetra. Nanaovan'ny vadiko test taty afara, mody mijorojoro eo @ vitrine mijerijery, dia nivoaka ilay rangahy dia nasainy nandroso ny vadiko hiresaka aminy ao @ biraony. Tsy nanontaniany na karama, tsy nangatahany pièces justificatives, fa tonga dia nampisehoany ny trano dispos nananany. Teo no nidirako antsehatra, fa za manko tia mamaly faty izay, novasohako teo le rangah de lasa enay mtsama nivoaka.
ozy Coluche hoe t@ Andriamanitra namorona ny olona dia nataony hoe misia fotsy, misia mainty, misia lava, misia fohy, misia matavy, misia mahia, misia ratsy, misia tsara sns ... si t'es gros, noir, moche et que t'es un nain en même temps, c'est mal barré pour toi (tsy texto io fa araky ny fahatadidiavako azy)
Mbola misy tokoa ny mpanavakavaka

6. vahiny2004
(
02/03/2007 11:02)
Betsaka ny manao an'io , aleony aza mandoa sazy raha toa ka misy mitory , izany hoe ilay izy en direct be ohatran'io kosa aloha ... sendra variana angamba izy dia voateniny mafy ilay izy
asa raha hitanareo koa ilay mpanao volo efa tratra, fa ny azy kosa mba hoe "incompatibilité de tsy tadidiko" no argument-ny fa tsy nolazainy en face hoe maizina ianao dia tsy tiako . Fa voasazy izy ka

7. Fiffi
(
03/03/2007 17:16)
io aloha de mbola anisan'ny zavatra tena manahirana be an ! grave io kah !