Rossy

1. dores ( 01/03/2007 15:58)
mangataka tononkira Rossy ilay hoe "mbola tsy tafody foana"
répondu par Stretch le 02/03/2007 18:08
2. Fiffi ( 01/03/2007 16:02)
sao de ity ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3140
3. sitlo ( 01/03/2007 19:21)
f'izay sy ny ankizy dia eto ihany ô
Aza maharitra ela loatra
fa rehefa miverina tiako ihany ô
4. Stretch ( 01/03/2007 21:28)
hein !
hirako zany !
fa ndraindray ihany . . .
5. sitlo ( 01/03/2007 21:32)
Na dia mbola tsy niteny aza dia efa fantatro.
6. Stretch ( 01/03/2007 21:39)
tsy am reel io fa virtuel fotsiny.

aleo hazava ny resaka.
7. dores ( 02/03/2007 14:05)
Fiffi:

sao de ity ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3140



Bnjr Fiffi!
Misaotra aky fa tena sahirana Indry manome ireo tononkira tadiaviko, saingy mampalahelo dia tsy misy izy ireo nomendry ireo ah!
8. dores ( 02/03/2007 14:10)
Alefaso ry Stretch ra hiranao izany fa tena tadiavko ah!:-D:*:-*
9. Stretch ( 02/03/2007 18:08)
ka ireo nadikan'i fiffi reo no noheveriko.

fa io manko ny tena izy hiran-dRamilison Andohavary mpihira gasy.

fa sao de kosa ilay hoe:

mahatsiaro anao fôna aho
kosa ary ny tadiavin-dry ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3404