Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
25/02/2007 09:17)
ao ambany sôsety
http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1aqly_ao-ambany-sosety...
tohiny
novalian'i Stretch ny 28/02/2007 18:54
oli
(
25/02/2007 09:08)
zay anaovana azy
be loha ela boussa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 18:59
soanja
(
25/02/2007 05:54)
Resaka fangalarana
Hono hoy aho raha ohatra ve ka misy olona iray manana paiso sy paoma ary voankazo be de be ao an-tokotaniny, de masaka be ireo nefa tsy hohaniny fa jereny fotsiny ary lo ampitoerana eo satria izy tsy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 07:48
xxx
(
24/02/2007 22:31)
ory ava-manana
aretintsaina pahazo ny malagasy sasany io, ary miteraka fankahalana mihitsy aza indraindray, mampalahelo...
tohiny
novalian'i belaza ny 02/03/2007 09:51
rakaroka
(
24/02/2007 22:29)
Hadino!...(zary tenany)
"Mon Dieu!,je suis tellement occupé à vous regarder que je crains d'en oublier de mourir (ou vivre?)!...
Ahoana ary izany?......
tohiny
novalian'i rakaroka ny 04/03/2007 13:17
bazylou
(
24/02/2007 22:14)
raha esorina ny p autonome sy ny senat dia inona moa izany
Deux avant-projets de révision constitutionnelle - Exit les provinces autonomes, le Sénat dans l’expectative !
Mis en ligne le 23/02/2007
Le Comité préparatoire de la révision de la Cons...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:42
jefra
(
24/02/2007 20:28)
Madagasikara, Fijery vaovao
[b]Madagasikara fijery vaovao[/b], tsy resaka MAP fa fampisehoana ny harena voajanahary ananantsika sy ny kalitao fampiasa. Rakitra vita malagasy (2004).
Mety efa betsaka no nahita, fa atolotra ire...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2007 00:00
bazylou
(
24/02/2007 20:07)
fa ahoana ihany e!!
Conférence sur le MAP à Paris
Le Directeur des Affaires Economiques de la Présidence de la République de Madagascar, Monsieur Ivohasina RAZAFIMAEFA, en présence de Monsieur l’Ambassadeur de...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/02/2007 19:07
bazylou
(
24/02/2007 20:02)
miady antrano ny anareo::
RAZOARIMIHAJA lance une enquête
MIDI Magasikara faha 25.01.2007
RAZOARIMIHAJA lance une enquête
Le compte-rendu de la visite de courtoisie du TIM-Allemagne avec les révélations sur l...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 24/02/2007 20:59
sambatra
(
24/02/2007 17:19)
Vakio ito raha te-hihomehy na hanala sorisory!!!
Misy tovolahy anankiray, mpihaza rajako lahy no asany. Rehefa mihaza izy dia miaraka amina tovolahy anankiray hafa sy alika ary basy. Indray andro anefa tsy afaka ilay namany mpiaraka aminy toy ny mah...
tohiny
novalian'i pissoa ny 01/03/2007 13:05
ratonga
(
24/02/2007 14:06)
Rahovina....asa angamba atsy wàtsy...
Pétrole (L'Express)
Un projet pilote d'exploration à Tsimiroro
Le potentiel pétrolier de Madagascar se confirme. Les compagnies étrangères sont à pied d'oeuvre pour les explorations.
La ...
tohiny
novalian'i cutie ny 28/02/2007 21:37
niryna
(
24/02/2007 07:57)
Secret-ny fahatanorana? Sitrana tanteraka ny foko?
Misy fahalalana kely ananako indray ity ka ho zaraiko ho antsika rehetra ato.Efa namerimberina ny fahatezerana,ny fifamelan-keloka,ny lolom-po,ny alahelo isika fa ireo no tena hiainana.
Misy olona di...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/03/2007 07:01
niryna
(
24/02/2007 05:24)
Afa-po amin'izay aho ka!
Maninona tokony ary no tsy mety afa-po ny olona e.Ny olona lava te-ho fohy(io aloha dia vitsy) fa saingy lasa vokoka izy rehefa lava loatra:cry:.Ny fohy te-ho lava.Mihezaka ny manao basket hono e dia ...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/02/2007 07:19
niryna
(
24/02/2007 01:26)
Ray be tantely ny lahy indrindra rehefa marary izahay.
Anisany hisaorako ho anareo lehilahy kosa aloha ny fikarakarana anay rehefa marary izahay e.Io kosa dia tena mba fiderana anareo manokana.Indraindray matahotra rehefa marary ny vady fa ianareo lehilah...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:55
fijo
(
23/02/2007 23:45)
hoavy kristi hitsara .......
ny mpino kritsianina dia mino ,fa hisy ny "fara andro"ary dia hoavy kritsy hitsara ny olona.
raisiko ary ilay hevitra tary ambadika tary.
isika rehetra dia mahalala fa io kristy io,dia taty aorian'...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:38
tharavelo
(
23/02/2007 21:12)
tiako ianao (hamki)
miangavy raha mba misy mahay io hira io tsy fantatro na diso natsia no nanoratako lay mpihira fa t@ tel no nanomezana ahy io ka tsy d azoko tsara misaotra mialoha...
tohiny
tslem
(
23/02/2007 18:53)
boubounezy
Ary mba nankaiza ho ah boubounezy e? ...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 15/03/2007 09:03
ikaretsaka
(
23/02/2007 18:47)
Tsy misasa
nahita ilay theme tary @ resa-behivavy hoa za (tsy tia rano)
mba gaga amin'ny gasy sasany ..
ny rano any amintsika dia feno na aiza na aiza aleha, ny nosintsika voahodidina rano, ny renirano sy ny t...
tohiny
novalian'i Papoose ny 07/03/2007 04:30
xxx
(
23/02/2007 18:40)
Fiangonana evangelique
Manahoana daholo isika ato, aiza ry zareo no misy fiangonana evangelique eto @ île de france?
Misaotra @ listra ! lol...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 16:14
