Ray be tantely ny lahy indrindra rehefa marary izahay.

1. niryna ( 24/02/2007 01:26)
Anisany hisaorako ho anareo lehilahy kosa aloha ny fikarakarana anay rehefa marary izahay e.Io kosa dia tena mba fiderana anareo manokana.Indraindray matahotra rehefa marary ny vady fa ianareo lehilahy kosa dia tena tsy miataka mihitsy.Misaotra ry zareo a,mba teneninay kosa aloha ny zava-misy sy ny marina e.:*
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:55
2. fasaly ( 24/02/2007 09:06)
(l):wink::P
3. tywa68 ( 24/02/2007 10:49)
marina tokoa : tonga d mora sitrana ê ?:lol:
4. baw ( 24/02/2007 11:50)
satry fôna harary d misy mpikarakara :-D
5. fasaly ( 24/02/2007 13:24)
ié de mihanta mafy ery! tsy manao raharaha mitsy :-D
6. tywa68 ( 24/02/2007 13:55)
ka tsy ho sitrana ve rehefa miandrona ny raha² fa variana nanao garde-malade ramose :-D:-D?
7. fasaly ( 24/02/2007 14:33)
ka i rams ndray nge mody hendry be manao raharaha be refa marary e! fa refa sitrana de tsy misy fika fa de miverina toy ny isan'anjo de aleo mody prolozéna kely ny mody hoe marary:-P
8. tywa68 ( 24/02/2007 14:37)
izy mantsy poire tsy hahita hoe be fika ! :lol::-D:-D
9. wooda ( 27/02/2007 02:01)
Hay ve tsapanareo ihany eh!:wink:

Fitia mifamaly io! (Samoela)
10. wooda ( 27/02/2007 02:03)
Izany ilay hoe: "Fitia mifamaly" (Samoela):wink:
11. niryna ( 27/02/2007 08:07)
tywa68:

marina tokoa : tonga d mora sitrana ê ?:lol:


Sitrana tanteraka rehefa mahazo horokoroko sy tambitamby.'Eo anilan'i tiana a ,eo akaikin'i malala.:D
12. niryna ( 27/02/2007 08:08)
baw:

satry fôna harary d misy mpikarakara :-D


Hoy ilay olona iray izay hoe nampitomboiny hono ny andro naharariany8O
13. niryna ( 27/02/2007 08:09)
fasaly:

ié de mihanta mafy ery! tsy manao raharaha mitsy :-D

Rehefa sitrana isika vao miteny izy hoe hay mazana be ilay raharahanao:P:P

14. niryna ( 27/02/2007 08:10)
tywa68:

ka tsy ho sitrana ve rehefa miandrona ny raha² fa variana nanao garde-malade ramose :-D:-D?

Tenenina moramora asiana manampy ny zanany ka,mba ampio i dadanao8O

15. niryna ( 27/02/2007 08:11)
fasaly:

ka i rams ndray nge mody hendry be manao raharaha be refa marary e! fa refa sitrana de tsy misy fika fa de miverina toy ny isan'anjo de aleo mody prolozéna kely ny mody hoe marary:-P

Toa hitan'i fasaly ny fika izany:lol:

16. niryna ( 27/02/2007 08:13)
tywa68:

izy mantsy poire tsy hahita hoe be fika ! :lol::-D:-D


Tena matahotra ny ankabeazan'ny lehilahy rehefa marary ramatoa.Hividianany fanafody maro mihitsy aza,ny eo mbola tsy lany ,ny eo ampiana indray.Ny tena tiako dia fantany daholo ny zavatra tiako ka na tsy mahalatsan-kanina aza aho dia eo ambony latabatra daholo.Hohaniko ny ahy rehefa sitrana aho ka 8)
17. niryna ( 27/02/2007 08:15)
wooda:

Hay ve tsapanareo ihany eh!:wink:

Fitia mifamaly io! (Samoela)

Rehefa misy zavatra tsara anie dia mila tenenina fa aiza dia ny ratsy foana no henoina:oops:

18. niryna ( 27/02/2007 08:16)
wooda:

Izany ilay hoe: "Fitia mifamaly" (Samoela):wink:

Sady tsy tsara raha irery ra-vehivavy8O:wink:

19. bibiango ( 05/03/2007 13:50)
Satrinareo ve hararirary , halazolazo ho voan'ny tazo, dia eo am-pandriana eo tsy maintsy falifaly karakaran-dramose, sô de mbô fetsy be, hividianana pain pâté na goutter ao koa yaourt parfumé!!!
20. niryna ( 07/03/2007 06:55)
bibiango:

Satrinareo ve hararirary , halazolazo ho voan'ny tazo, dia eo am-pandriana eo tsy maintsy falifaly karakaran-dramose, sô de mbô fetsy be, hividianana pain pâté na goutter ao koa yaourt parfumé!!!



ie! Mahazo zavatra be dia be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3204