Tsy misasa

1. ikaretsaka ( 23/02/2007 18:47)
nahita ilay theme tary @ resa-behivavy hoa za (tsy tia rano)
mba gaga amin'ny gasy sasany ..
ny rano any amintsika dia feno na aiza na aiza aleha, ny nosintsika voahodidina rano, ny renirano sy ny tanimbary sy ny farihy manginy fotsiny,
fa mahaagga fa raha miara mivavaka na mamonjy fety any amintsika.. indrindra raha any @ morondranomasina ilay izy.. dia manara pofona be sy misy fofom-batana be ny olona.
ny savony anie ka mora... afaka petahana @ zao raha tsisy savony na ny manasa ny tena na ny lamba .. fa e e e!

ny any @ dezaka aty @ be kintana.. Arizona, Nevada, dia vidiana any @ etats hafa ny rano ary ferana ny fampiasana azy, fa misasa sy tsy mba misy fofombatana loatra ny olona...

fa ahoana mihitsy ary??8O8O
novalian'i Papoose ny 07/03/2007 04:30
2. dailynews ( 23/02/2007 19:12)
izaho koa aza mba gaga. Ary tsy vitan izany ihany fa halako ihany koa ny toetran ny olona na lahy na vavy mandeha miditra ny WC dia tsy manasa tanana amin ny savony avy eo. maharikoriko no filazako azy.
3. xxx ( 23/02/2007 19:20)
tsy laharapamehana izany ry zareo an! sasao tsara aloha ny anareo any usa
4. ikaretsaka ( 23/02/2007 19:37)
ka efa misasa zahay matoa gaga @ tsy misasa kooo
5. xxx ( 23/02/2007 19:37)
xxx:

tsy laharapamehana izany ry zareo an! sasao tsara aloha ny anareo any usa


:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=)):b:b:b:-@:-@:-@
6. xxx ( 23/02/2007 19:38)
ikaretsaka:

ka efa misasa zahay matoa gaga @ tsy misasa kooo



kita oa koa!!!
7. xxx ( 23/02/2007 19:41)
xxx:

ikaretsaka:

ka efa misasa zahay matoa gaga @ tsy misasa kooo



kita oa koa!!!




Nefa ianao aza lahy misasa, ka maika fa izy vavy tsy misasa dain dain:-P:-P:-P:-P.
8. fasaly ( 23/02/2007 19:46)
in ndray aza ity mifampitifitifitr ity????


ny any amitsika mafàna ny andro de mora tsemboka nuy olona....raha be atsembohana lava dia mitera-pofona vetivety iny indrindra raha tsy soloina ilay akanjo fa hanaovana mandritra ny iray andro na plus....
sady misy olona efa zàtra anlay fofona tsy tsapanay hoe misy fofona izy, fa enao aty ivelany no tonga di maheno anlay izy.....
fa miresaka izany nareo fa taty aminay nisy rangahy izay fa à 2m miala azy defa mamofona mampiwôka be mitsy nifanakaiky moa teo am caisse fa tena tsy laitra e! asa in lotra ny namofona teny aminy fa fofona ity fofona ity ......saia ni wôka mitsy aho fa de naleo tsy niaina tam orona mandrapahalasany:?
9. xxx ( 23/02/2007 19:54)
efa hoe voretra koh!:-D:-D
10. xxx ( 23/02/2007 20:09)
aza dia manao tamba-be ry xxx fa sao misy aretina ilay olona a ! aza manody. raha ny hitako fony izaho nivezivezy tany amin'ny hopitaly nanaraka olona voan'ny cancer, dia tena mampitehitsaoka mihitsy ny fofona fa feno fery ny tenan'ilay olona. saingy hitsaoka aiza fa ny tena manaraka marary.

ikaretsaka : ny vazaha misy maimbo be any anaty lift koa, misy fofona matavy hafahafa. Dain be ! Dia ny tsy itovizany koa dia ny vazaha na ny olona amin'ny tany efa mandroso, mahatakatra karazana deo mifanaraka aminy ny isambatanolona fa ny any amintsika mbola karazana "rendrarendra" izany amin'ny ankabeazam-bahoaka ... dia araka ny tenin'i fasaly hoe raha vao mafana ny andro dia misy fofona.
11. xxx ( 23/02/2007 20:11)
fasaly:

in ndray aza ity mifampitifitifitr ity????


ny any amitsika mafàna ny andro de mora tsemboka nuy olona....raha be atsembohana lava dia mitera-pofona vetivety iny indrindra raha tsy soloina ilay akanjo fa hanaovana mandritra ny iray andro na plus....
sady misy olona efa zàtra anlay fofona tsy tsapanay hoe misy fofona izy, fa enao aty ivelany no tonga di maheno anlay izy.....
fa miresaka izany nareo fa taty aminay nisy rangahy izay fa à 2m miala azy defa mamofona mampiwôka be mitsy nifanakaiky moa teo am caisse fa tena tsy laitra e! asa in lotra ny namofona teny aminy fa fofona ity fofona ity ......saia ni wôka mitsy aho fa de naleo tsy niaina tam orona mandrapahalasany:?




Loza!!! dain, dain, dain:-P:-P:-P,

maty ah fasaly, ra za angamba teo @ place-nao de asa foana...
12. fasaly ( 23/02/2007 20:12)
xxx: marina izany ny savony manitra lafo be any amitsika tsy takatry ny gasy maro an'isa, maro an'isa satria ny mahantra no betsaka noho ny manambola:? raha savony gasy njay no ampesaina vao maika maimbo:?
13. xxx ( 23/02/2007 20:20)
xxx:


Dia ny tsy itovizany koa dia ny vazaha na ny olona amin'ny tany efa mandroso, mahatakatra karazana deo mifanaraka aminy ny isambatanolona fa ny any amintsika mbola karazana "rendrarendra" izany amin'ny ankabeazam-bahoaka ...


Marina io. satria lafo ny deo any @ tsika. eto izy zao deo simple nefa tsarabe dove 45g zao 3$ efa x 10.000Fmg= 30.000Fmg de ozy ny gasy any dago oe ny sakafo hanina aza ity tadiavina ka io v tsy haingitraingitra fotsiny!!!

Na izany aza be karazana savony any, tokony hita ihany ny ala-olana!!!!

14. xxx ( 23/02/2007 20:23)
fasaly:

xxx: marina izany ny savony manitra lafo be any amitsika tsy takatry ny gasy maro an'isa, maro an'isa satria ny mahantra no betsaka noho ny manambola:? raha savony gasy njay no ampesaina vao maika maimbo:?



savony Nosy tsara ry fasaly an!!! ary ambony qualité reny any @ tsika. tsy voatery hanenjika savony manitra foana!!!
15. kally ( 23/02/2007 20:43)
F'angaha mila déo sy savony manitra izany e? Savony tsotra sy alamo ary voan-tseva dia lasa izao fa ny hakamoana no betsaka angamba kah!
16. xxx ( 23/02/2007 20:54)
:oops:
17. fasaly ( 23/02/2007 21:01)
xxx: ié! hay tkou moa misy savonin'i nosy gasikara!:-P sady mandrovy be mitry reny an!:-P
18. Lalah ( 23/02/2007 22:13)
Iza ndray zao tsy misasa doudouce zao? Ikaretsaka ndray no mahita an izany ao an!
xxx: sasao tsara ahoana ary ny anay aty USA, nga ny aty misasa ratsy efa nahita angaha toi, efa nitsikilo eraky US zay tsy misasa ve? Grave njay zany an!hm hm hm
19. xxx ( 24/02/2007 01:17)
xxx:

tsy laharapamehana izany ry zareo an! sasao tsara aloha ny anareo any usa

fa inona no idiran ny usa @ zany?
ary tsy azo atao angaha ny miresaka fa tonga dia mitifitifitra olona tsy maninona anao akory?
ary raha ny fahadiovana kely tahaka izany no tsy laharampahamehana aminao dia manontany tena aho hoe mba manao ahoana ny mba fahadiovanao.

20. niryna ( 24/02/2007 04:55)
dailynews:

izaho koa aza mba gaga. Ary tsy vitan izany ihany fa halako ihany koa ny toetran ny olona na lahy na vavy mandeha miditra ny WC dia tsy manasa tanana amin ny savony avy eo. maharikoriko no filazako azy.


Toa misy an'io daholo ko.Misy firenena izay tsy mahazo manao zavatra firy any amin'ny taniny ka aty izy no manapatra ary dia mitabataba be rehefa miresaka,mivoaka moa dia tsy manasa tanana ,miditra tsy maka ttsy fipetrahana,ny fipetrahana indray no hiakarana ary feno dian-kiraro:roll:,feno ny ranony ny manodidina:x
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0941