Tsy misasa

21. fijo ( 24/02/2007 06:24)
ka le fofona iny kosa anie hono tena misarika ny lahy e :-D:-D:-D
22. jigs ( 24/02/2007 06:36)
tsara daholo izany hevitrareo izany hoe tokony hadio, fa hoan`nyakamaroan`ny olona eto mada anie @ izao miakatra be izao ny rano tena vaomaika masiso be e, nefa ny rano @ io tondaka mameno ny tanana an, misy toerana azo isasana tsara fa tsy hoe rano maloto akory an, ary ny mahagaga dia izao:
1 ny mpanankarena efa madio iny tsy resahako
2 ny mahantra be, ny ohaniny anio aza manahirana azy ka aiza moa izy no ahita savony eo
3 fa ny sasany kosa, manana asa tsara izao: chef personnel, contremaitre, operateur eny @ orin`asa, mpivarotra, receveur na taxi be ect misy aza moa minisitra, dia mahamenatra mihitsy satria raha vao eo akaikiny iny ianao dia misy fofona hafahafa toa maranitra izany, torana hatramin`ny volon`orona, marina e
sao dia mba misy tokony ho atao kosa ary hanampiana azy ireny e??? indrindra ianareo milaza ho mipetraka any an-dafy ireny, toa faly mitsikera fotsiny fa tsy mba nihevitra ny hanasoa ity tanindrazana ity! sa efa any dia tsy te ahalala ny aty intsony??
23. kally ( 24/02/2007 08:32)
Marina ihany ireo voalazan'i Jigs nefa tsy ny mahantra rehetra no tsy misasa.Mahita olona tena mahantra kely tsy manana n'inon'inona aho, nefa dia madio.Mba ho fitazonany ny hajany.
24. sakaizakely ( 24/02/2007 10:32)
Raha tsy efa lafolafo ny savony
dia nosasako mba tsy hisy anao intsony
nosasako anie foko raha mba nety
tsy hisy anao intsony

i Internety :idea:
25. vale ( 24/02/2007 13:53)
ikaretsaka:

nahita ilay theme tary @ resa-behivavy hoa za (tsy tia rano)
mba gaga amin'ny gasy sasany ..
ny rano any amintsika dia feno na aiza na aiza aleha, ny nosintsika voahodidina rano, ny renirano sy ny tanimbary sy ny farihy manginy fotsiny,
fa mahaagga fa raha miara mivavaka na mamonjy fety any amintsika.. indrindra raha any @ morondranomasina ilay izy.. dia manara pofona be sy misy fofom-batana be ny olona.
ny savony anie ka mora... afaka petahana @ zao raha tsisy savony na ny manasa ny tena na ny lamba .. fa e e e!

ny any @ dezaka aty @ be kintana.. Arizona, Nevada, dia vidiana any @ etats hafa ny rano ary ferana ny fampiasana azy, fa misasa sy tsy mba misy fofombatana loatra ny olona...

fa ahoana mihitsy ary??8O8O
Ikaretsaka: f'ahoana ny any amoron-dranomasina manokana? hihihi:wink:, tsy any ve no mapandray rano matetika:-D


26. vale ( 24/02/2007 13:54)
hihihihihi
27. vale ( 24/02/2007 14:06)
kally:

Marina ihany ireo voalazan'i Jigs nefa tsy ny mahantra rehetra no tsy misasa.Mahita olona tena mahantra kely tsy manana n'inon'inona aho, nefa dia madio.Mba ho fitazonany ny hajany.
amen!! miombon-kvt, ala olana no betsaka ny an'ny ssny.^:^


28. Papoose ( 25/02/2007 06:27)
ikaretsaka:

nahita ilay theme tary @ resa-behivavy hoa za (tsy tia rano)
mba gaga amin'ny gasy sasany ..
ny rano any amintsika dia feno na aiza na aiza aleha, ny nosintsika voahodidina rano, ny renirano sy ny tanimbary sy ny farihy manginy fotsiny,
fa mahaagga fa raha miara mivavaka na mamonjy fety any amintsika.. indrindra raha any @ morondranomasina ilay izy.. dia manara pofona be sy misy fofom-batana be ny olona.
ny savony anie ka mora... afaka petahana @ zao raha tsisy savony na ny manasa ny tena na ny lamba .. fa e e e!

ny any @ dezaka aty @ be kintana.. Arizona, Nevada, dia vidiana any @ etats hafa ny rano ary ferana ny fampiasana azy, fa misasa sy tsy mba misy fofombatana loatra ny olona...

fa ahoana mihitsy ary??8O8O



sao de mba tokony homena azy reny aza "ny rano miboiboika, rano tsy mety ho ritra mandrakizay" mba ahafahany misasa e!:wink:
29. xxx ( 25/02/2007 13:36)
Resaka tiana hateza io,tsy misy tsy tia rano izany.Hakamona angaha,ny vehevavy no tena maimbo raha tsy misasa.Jereo anie ireny adala ireny hafa mihitsy ny fofony avoakan'ilay adalavavy.
30. Lalah ( 25/02/2007 16:56)
mety lafo be ny zingan rano ko nareo koa! na mety fadi-rano mihintsy, arakaraka ilay environment iainany io koooooooo
31. soanja ( 26/02/2007 01:12)
ikaretsaka:

nahita ilay theme tary @ resa-behivavy hoa za (tsy tia rano)
mba gaga amin'ny gasy sasany ..
ny rano any amintsika dia feno na aiza na aiza aleha, ny nosintsika voahodidina rano, ny renirano sy ny tanimbary sy ny farihy manginy fotsiny,
fa mahaagga fa raha miara mivavaka na mamonjy fety any amintsika.. indrindra raha any @ morondranomasina ilay izy.. dia manara pofona be sy misy fofom-batana be ny olona.
ny savony anie ka mora... afaka petahana @ zao raha tsisy savony na ny manasa ny tena na ny lamba .. fa e e e!

ny any @ dezaka aty @ be kintana.. Arizona, Nevada, dia vidiana any @ etats hafa ny rano ary ferana ny fampiasana azy, fa misasa sy tsy mba misy fofombatana loatra ny olona...

fa ahoana mihitsy ary??8O8O


Education, education, education.....

Fa izao kosa ry Ikaretsaka a, misy olona tena misasa tsara mihitsy fa ny vatany mihitsy no misy fofona na miteraka hatsembohana dia manome le fofona tsy zakanao. Aminy izy tsy maimbo fa fofona natoraly ary ao an-tsainy, madio izy satria nandalo rano.
Ny mahasamihafa azy dia aty an-dafy feno ireo deodorant ampiasaina manala an'izany ka na dia efa nandro aza ny olona iray ohatra dia manisy an'io koa hanalefahana ilay fofona natoraly, zay possible hisy eny anivon'olona. Ny mampalahelo fotsiny anie dia lafo ireo any Mada ary ny mahantra indrindra anefa no mamoaka ireo fofona ireo satria tsemboka izy satria ny asany mafy lavitra noho ireo manan-karena.
Aza omena tsiny izy e.
Milaza aminareo aho fa tsy mahafaka ny rehetra ny rano fotsiny fa mila savony sy ny tariny ny vatantsika vao madio tsara, indrandra ambany masoandro ary io de be ny tsy manana an'io fahafahana io any amintsika.


32. ikaretsaka ( 26/02/2007 02:00)
misy alternatives any ka...
voan-tseva, alamo, voasary makirana, savony gasy, savony nosy, menaka isan-karazany,
33. simplex ( 26/02/2007 02:32)
aaaaa eeeee,
k za tsy handro zany na inon-kidona na inon-kihantra e. Tsy maintsy mahavita jobily @ tsy fandroana, zay fotsiny. Tsy asiana hoe nahoana. Satria tiako izy. Na tsy hiditra fasan-drazana aza tsy rarahako, tsy handro a. Mazava !!!!!!!!!!!!!

8)
34. simplex ( 26/02/2007 02:33)
fa zao ry soanja an,
le ol misy fofona manaraka ireny matetika no tena midofaka ra vao tsindriana fofona hafa le izy :°):}:} tonga d tara za (l)(l)

35. miarina ( 27/02/2007 17:06)
karetsaka aiza koloina kay izao
36. ikaretsaka ( 28/02/2007 15:11)
miarina> tena tsy haiko hoe nankaiza izy zao..fa mab teneno ihany rehefa hitanao
37. Papoose ( 02/03/2007 21:20)
fa i koloina v aloha nisasa e!:-P
fa zay no ataoko hoe mila mivavaka ho an'ny olona any @toerana tsy misy na tsy ampy rano!
38. ikaretsaka ( 04/03/2007 02:31)
le any @ toerana tsy misy /tsy ampy rano.. ireny aza no mpisasa be .. sy tia misasa.. mahagaga an
39. Papoose ( 07/03/2007 04:30)
fa i koloina v wa nisasa?:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2555