Madagasikara, Fijery vaovao
1. jefra
(
24/02/2007 20:28)
Madagasikara fijery vaovao, tsy resaka MAP fa fampisehoana ny harena voajanahary ananantsika sy ny kalitao fampiasa. Rakitra vita malagasy (2004).
Mety efa betsaka no nahita, fa atolotra ireo izay mbola tsY, nefa te hita. Halavany 17mn.
http://video.google.fr/videoplay?docid=3587606824247278460&pr=goog-sl&hl=fr
Mety efa betsaka no nahita, fa atolotra ireo izay mbola tsY, nefa te hita. Halavany 17mn.
http://video.google.fr/videoplay?docid=3587606824247278460&pr=goog-sl&hl=fr
novalian'i fijo ny 01/03/2007 00:00
3. bazylou
(
24/02/2007 22:32)
dia hoe, ataoko tsara amin'izay ny mandat faharoa sy ny environnement satria izay vao hitako!! Inona ary izany no nataony tao amin'ny mandant n 1???
