Afa-po amin'izay aho ka!

1. niryna ( 24/02/2007 05:24)
Maninona tokony ary no tsy mety afa-po ny olona e.Ny olona lava te-ho fohy(io aloha dia vitsy) fa saingy lasa vokoka izy rehefa lava loatra:cry:.Ny fohy te-ho lava.Mihezaka ny manao basket hono e dia lasa lava fa mba niezaka hiany ny sasany fa lasa ny fe no botakely.Ny kely nono mitady hanalehibiazana azy ka manisy ireny fanabotsonana nono ireny.Ny manan-karena tsy mety mionona fa mitady hatrany.Izaho indray ny mpivarotra lasa namorona silipy misy eponge ny dodosiny:roll:dia lasa mitombotombo izany ilay izy rehefa ao anaty pantaloha.
novalian'i niryna ny 25/02/2007 07:19
2. fasaly ( 24/02/2007 08:57)
izay no hatao hoe tsy mety afa po amzé hananany ny zanak'olombelona:°):-P
3. Ralay ( 24/02/2007 09:52)
niryna: Dia inona amin'ireo no efa nataonjy :lol:
4. sakaizakely ( 24/02/2007 10:27)
raha diso mionona @ zay ananany koa ny dia lasa kamo velona hoe hanao inn intsony fa efa mety daholo izay efa eo.
Nena manokana aloha dia moteur-ko eo @ fiainana ilay tsy fahafahampo. Manery ahy hihetsika sy hiezaka isan'andro. Samy manana ny ideolojiany eo @ fiainana ny oul dia izay anaovany azy. Ny an'ny sasany fihetsika ivelany (apparence) ny sasany finiavana tia hivoatra.

[center]Samy mandeha samy mitady io[/center]

5. fasaly ( 24/02/2007 13:04)
ié! mampiovoatra io tsy fahaiza-mionona amzé hanany io ka!:-P
6. Fanambinana ( 24/02/2007 18:59)
Tsy mantsy manao izay ezaka hitany fa mety ny olona satria raha tsy mandroso izy mihemotra. Ny maty no tsy mivoatra intsony.
7. niryna ( 25/02/2007 07:11)
fasaly:

izay no hatao hoe tsy mety afa po amzé hananany ny zanak'olombelona:°):-P


hitako:roll:
8. niryna ( 25/02/2007 07:13)
Ralay:

niryna: Dia inona amin'ireo no efa nataonjy :lol:

Nianatra nitia ny tenako.Ahoana moa no hitiavako ny hafa raha ny tenako aza tsy tiako.Misy lesoka kely ny fiainana fa izany akory tsy hanakana ahy ho tia ny tenako ary tena hitako nanampy ahy io.:P

9. niryna ( 25/02/2007 07:16)
sakaizakely:

raha diso mionona @ zay ananany koa ny dia lasa kamo velona hoe hanao inn intsony fa efa mety daholo izay efa eo.
Nena manokana aloha dia moteur-ko eo @ fiainana ilay tsy fahafahampo. Manery ahy hihetsika sy hiezaka isan'andro. Samy manana ny ideolojiany eo @ fiainana ny oul dia izay anaovany azy. Ny an'ny sasany fihetsika ivelany (apparence) ny sasany finiavana tia hivoatra.

[center]Samy mandeha samy mitady io[/center]





Ie,indraindray aho mijery ity mpiara-miasa amiko mbola tanora kely kanefa kamobe dia miteny irery aho hoe rahoviana io vao ...raha ohatr'izao foana no hiainana.Na ny asa aman-draharaha ary anie dia mila manao zavatra amin'ny fo ny tena e ary rehefa mandray karama iny dia faly tokoa satria nody ventiny ny rano natsakaina teny amin'ny paompy:lol::lol:
10. niryna ( 25/02/2007 07:18)
fasaly:

ié! mampiovoatra io tsy fahaiza-mionona amzé hanany io ka!:-P

Ahoana tokony aky ry fasaly.Ilay fivoarana izao tena mandany vola isaky ny miantsena satria mahita ny olona mivoatra sy manara-damaody kanefa tsy any ny kala,dia ahoana aky no ataoko,sa izaho ampindramin-dry vola kely aloha hanaovako lamaody:P

11. niryna ( 25/02/2007 07:19)
Fanambinana:

Tsy mantsy manao izay ezaka hitany fa mety ny olona satria raha tsy mandroso izy mihemotra. Ny maty no tsy mivoatra intsony.

Inona no ataon'i fanambinana amin'izany?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719