Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 23/02/2007 18:21)
Fiangonana evangelique
O ry zavavy a (na zalahy aza tsy maninona), aiza no misy an'ireny fiangonana evangélique ireny eto Paris? na région parisienne? izay mba tena bebe olona ireny fa tsy ilay fiangonana vao miforona ako... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 19:21
niryna ( 23/02/2007 16:36)
Misaotra Tmpklhy,mankasitraka Tmpkvvy!
Mamerina fisaorana feno amin'ny foko tanteraka aho ho an'ireo namana rehetra eto amin'ny serasera nisaotra ahy noho ny fanampiako sy fanomezako toro-hevitra.Tsy misy avy amiko ireny fa fitaovan'Atra f... tohiny
novalian'i linarako2 ny 09/03/2007 10:11
baw ( 23/02/2007 15:32)
toc toc toc
mandom-baravarana klou sao d lazaina tsy mahalala fomba eo satria vaovao ny tena ka d miarahaba e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/02/2007 15:38
Aino ( 23/02/2007 14:39)
blagy
nisy vehivavy 2 izany hono!! dia hoy ilay iray nieritreritra nanao hoe!! "aleo ho lazaiko azy ihany fa saode lazainy fa misy resaka hafa ity ny farany raha hitany miresaka any vadiny faona ny vhv" ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/02/2007 13:30
DODABE ( 23/02/2007 14:11)
Mangataka Tononkira
Inona kay moa ny lohatenin'ilay hira misy hoe "Fotoana fohy na herinandro angamba izay no teto mahajnaga izahay" dia mba mangataka an'io za raha misy manana miampy ny mpihira; tiko le hira fa tsisy ha... tohiny
novalian'i cutie ny 28/02/2007 21:36
nathie86 ( 23/02/2007 13:51)
Inona no antony
Aôna ndray ny faitanareo ity tantara ity. Ny sipako taloha efa nisaraka zay efa ho 1/2ans, efa manambady izy an, nefa de mbola miantso @ phone sy manakorontana imasombahoaka fôna.:?::?::?: le manan... tohiny
novalian'i nathie86 ny 26/02/2007 13:36
salopard ( 23/02/2007 12:56)
referendum 04/04
[b]mila sorona hovonoina hanamasina azy hono sy ho lafikin'ny lapa hisandratany ambony[/b]1)voalohany c pas un poisson d'avril sinon natao t@ 01/04, ary 04/04 satria hanana 4x4 ny gasy, izay no tan... tohiny
novalian'i Robert ny 26/02/2007 16:07
nenipita ( 23/02/2007 12:17)
raha te ho betsaka ny nonon-dreny
Misy zavatra tokony hatao ve mandritra ny fitondrana vohoka mba hahabetsaka ny nono ho an'ny zazakely rehefa teraka iny? Mba toroy hevitra izay mahalala o... tohiny
novalian'i booboo ny 04/03/2018 17:20
fiaina ( 23/02/2007 12:13)
mody am'zay (Iary)
mba mangataka ny tononkiran'iIary "mody am'zay" de mba alefaso @ mail-ko raha azo atao. Misaotra indrindra tompoko.... tohiny
bogar ( 23/02/2007 11:55)
RAH-CKIKY SAMBIRANO
Mba asio tononkiran'i RAH-CKIKY SAMBIRANO ato ty reto a! Merci!Coll!... tohiny
Tahiry ( 23/02/2007 10:58)
Hery Tiana
Hono oa ry reto a iny @clip an'i Hery Tiana le oe "mety amiko ianao" iny ve no vadiny e.:^)... tohiny
novalian'i tambawaks ny 26/02/2007 05:52
tslem ( 23/02/2007 10:24)
inn ar zany?
inn ary zany ra fantatrareo,sady matsiro no tsy mankaleo?... tohiny
novalian'i kelly13 ny 26/02/2007 18:48
moumouzy ( 23/02/2007 09:56)
hira NANIE
Mba mitady hiran'i Nanie misy hoe HIRAHIRA SY MOZIKA lay korana tsy tiako hangatsika... tohiny
novalian'i Lalah ny 23/02/2007 22:15
kheanu ( 23/02/2007 08:55)
liberté
inona no azonao ambara... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/02/2007 09:06
Tahiry ( 23/02/2007 08:30)
hira evanjelika
:roll:azfd alou fa de tshaiko ny titre sy ny mpihira fa hira evanjelika le iz de mis hoe: =Do^o "Ne T'éloignes pas de moi Car Tu es pour moi Mon réfuge, ma forteresse" Mba meo tonony ze manan... tohiny
novalian'i Tahiry ny 28/02/2007 10:57
azzaro ( 23/02/2007 07:24)
Mycose
Manahoana isika ato! Izaho dia manana pbm na mycose vao hita vao haingana nefa mino aho fa efa ela ireo no tao amiko : candida albicans, ureaplasma urealyticum, streptocoque groupe D. Nomen'ny gyné... tohiny
revy2 ( 23/02/2007 07:05)
HIRA
MANAHOANA E !!!!! MBA MANGATAKA ILAY HIRA MISY HOE : - Eto aho,ihezaka hatrany, hanadino anao ihany, fantatro fa,tia ahy ianao eto ambaravarankely.... NY MPIHIRA TSY FANTATRA DIA ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/02/2007 07:32
niryna ( 23/02/2007 06:59)
Mifandray ireo kanefa samy manana ny asany avy!
Mba afaka hanazavana ny namana eto ve isika ny hoe Ray sy Zanaka ary Fanahy masina dia telo izay iray? Misaotra mialoha niryna :D ... tohiny
novalian'i prime ny 15/03/2007 13:24
niryna ( 23/02/2007 04:43)
Fahatsiarovana mampivaki-fo
Asa ianareo raha mba efa nahita na nahalala ny zavatra niseho ny firenena ipetrahanay.Raha efa nahita moa dia tsy maninona ny mijery ity etraketraky ny tany ity.Raha ohatra kosa moa tsy mbola nahita d... tohiny
novalian'i linarako2 ny 09/03/2007 10:09
soanja ( 23/02/2007 03:37)
Artisao
Ny artisao: Kay tena matsiro be izy ireny. Zah mantsy mbola tsy nihinana an'ireny mihitsy raha tsy vao haingana. Fa lasa tena tia be anle izy zah. Nihevitra foana aho fa fikikisana lavareny mandany ni... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.6496