Misaotra Tmpklhy,mankasitraka Tmpkvvy!
1. niryna
(
23/02/2007 16:36)
Mamerina fisaorana feno amin'ny foko tanteraka aho ho an'ireo namana rehetra eto amin'ny serasera nisaotra ahy noho ny fanampiako sy fanomezako toro-hevitra.Tsy misy avy amiko ireny fa fitaovan'Atra fotsiny aho ka izany no hiforoko vavolombelona.Aza kivy izany ka milaza fa mamaky fo ny tenin'ny sasany ary izany no tsy tianareo hamaliana azy ireo.Mijoro amin'ny fahamarinana lalandava.Misaotra betsaka an'ny serasera koa aho fa raha tsy nisy moa ny serasera aiza aho no hanome izay talenta nomen'Atra ahy?
Ireo namana maro mifanosika sy mizara ny talenta dia hisaorako koa ianareo.Tsy nisy nahay tany an-kibony fa izay kely ananana no ahiratra.
Ba mamikely ho antsika rehetra ary ny voninahitra anie dia ho an'ny ray irery ihany.
(l):D(l)niryna

novalian'i linarako2 ny 09/03/2007 10:11
2. tywa68
(
23/02/2007 17:18)
afak'andro aloha @ serasera ê :-D:-D ! misaotra anao koa zahay @ sujets be dia be isakarazany :lol::lol:
3. tisera
(
23/02/2007 19:18)
:)misaotra nyrina a!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* dia samy ho tahian'Andriamanitra avokoa é!
10. niryna
(
24/02/2007 00:52)
tywa68:
afak'andro aloha @ serasera ê :-D:-D ! misaotra anao koa zahay @ sujets be dia be isakarazany :lol::lol:
Tsy misy fisaoran ty a:lol:
11. niryna
(
24/02/2007 00:53)
tisera:
:)misaotra nyrina a!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* dia samy ho tahian'Andriamanitra avokoa é!
:*:* koa tisera:lol:
15. niryna
(
24/02/2007 00:58)
xxx:
zah misaotra t@ le paquet nomena ahy fa mahay mamela.
:x:x:cry::cry:inona no tao anaty ilay paquet rose ve? fitiavana daholo izany xxx a I(l)U xxx
16. niryna
(
24/02/2007 01:00)
fijo:
hay ndry fitaovana fotsiny???ratsy be izany.
Izaho fitaovana ho an'Atra fotsiny,faly tanteraka aho ary misaotra azy aho fa aiza no hananako hati-doha hamorona ireny size be dia be ireny raha tsy misy Fanahy Masina manampy sy mitari-dalana aho?I(l)U fijo
17. niryna
(
24/02/2007 01:02)
mbaliana:
fa in no tsara?
Tsara ho an'ny sasany ratsy ho an'ny sasany mbaliana.
Misaotra anao betsaka koa aho mampahery ahy foana.Indraindray isika tsy manampo fa misy herin'ny Fanahy Masina mifanampy antsika.(l)
18. niryna
(
24/02/2007 02:32)
Mola misy sary maro ireto ka jereo ery amin'ny farany ambany fa misy sainan'ny frantsay raha tsy te-hijery amin'ny anglisy.klikeo in-droa eo amin'ny sary dia mivoaka ngeza.:D:D
http://www.loc.gov/exhibits/911/images/01810r.jpg
http://911review.com/attack/
eo amin'ny farany ambany misy saina frantsay dia klikeo,misy video dia azo jerena ihany koa ireo
http://911research.wtc7.net/
klikeo eo amin'ny911 Review.com..Klikeo attack ary azo ovaina frantsay ihany koa eo ambany misy ilay hoe babel fish.

19. niryna
(
24/02/2007 03:09)
[http://www.loc.gov/exhibits/911/images/01810r.jpg
Mola misy sary maro ireto ka jereo ery amin'ny farany ambany fa misy sainan'ny frantsay raha tsy te-hijery amin'ny anglisy.klikeo in-droa eo amin'ny sary dia mivoaka ngeza.
Jereo eto
Jereo eto
eo amin'ny farany ambany misy saina frantsay dia klikeo,misy video dia azo jerena ihany koa ireo
Jereo eto
klikeo eo amin'ny911 Review.com..Klikeo attack ary azo ovaina frantsay ihany koa eo ambany misy ilay hoe babel fish.
ooops :roll:Mialatsiny fa tafiditra tato ity .Efa voafindrako any amin'ny tokony hisy azy.:cry::cry:
20. xxx
(
24/02/2007 09:24)
niryna:za koa misaotra t@ paquet natao tamiko nefa tsy misy hidirako,na izany aza za koa mahay mamela, ary tsy mila an'io I(l)U io
:x:x:cry::cry:inona no tao anaty ilay paquet rose ve? fitiavana daholo izany xxx a I(l)U xxx