Misaotra Tmpklhy,mankasitraka Tmpkvvy!

21. xxx ( 24/02/2007 16:38)
fa hisaorana @ inona eh ?
22. xxx ( 24/02/2007 19:12)
xxx:

niryna:
:x:x:cry::cry:inona no tao anaty ilay paquet rose ve? fitiavana daholo izany xxx a I(l)U xxx
za koa misaotra t@ paquet natao tamiko nefa tsy misy hidirako,na izany aza za koa mahay mamela, ary tsy mila an'io I(l)U io




inona no nataon'i niryna anao ry xxx,toa paquet rose hono no nomeny ka tsy mila fitiavana ve ianao:cry::cry:

23. xxx ( 24/02/2007 19:14)
kanefa izaho indray xxx hafa mamerina ilay tsy tian'i xxx I(l)niryna.:*
24. niryna ( 25/02/2007 08:07)
xxx:

kanefa izaho indray xxx hafa mamerina ilay tsy tian'i xxx I(l)niryna.:*

I(l)U 2

25. niryna ( 25/02/2007 08:11)
xxx:

niryna:
:x:x:cry::cry:inona no tao anaty ilay paquet rose ve? fitiavana daholo izany xxx a I(l)U xxx
za koa misaotra t@ paquet natao tamiko nefa tsy misy hidirako,na izany aza za koa mahay mamela, ary tsy mila an'io I(l)U io




paquet na cigarette indray aza no omeko an'i xxx rehefa tsy tian'ilay bouquet de rose natao tao anaty paquet.Mbola tsy tianao ihany ve,oops,toa tsy manambola indray aho sady mahavoan'ny cancer io ka ny namako ve dia omeko zavatra ratsy:P

26. linarako2 ( 09/03/2007 10:11)
xxx:

niryna:
:x:x:cry::cry:inona no tao anaty ilay paquet rose ve? fitiavana daholo izany xxx a I(l)U xxx
za koa misaotra t@ paquet natao tamiko nefa tsy misy hidirako,na izany aza za koa mahay mamela, ary tsy mila an'io I(l)U io




Manana fo madio amin'izay ry xxx.Inona ary no tena mahatonga anao hanao toy izao e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4389