referendum 04/04

1. salopard ( 23/02/2007 12:56)
mila sorona hovonoina
hanamasina azy hono
sy ho lafikin'ny lapa
hisandratany ambony
1)voalohany c pas un poisson d'avril sinon natao t@ 01/04, ary 04/04 satria hanana 4x4 ny gasy, izay no tanjona

2) fotoanany cyclone sy kere no ananovana azy satria, mila sorona ny referendum:
mila sorona hovonoina
hanamasina azy hono
sy ho lafikin'ny lapa
hisandratany ambony

novalian'i Robert ny 26/02/2007 16:07
2. lapino ( 23/02/2007 13:25)
3. beloha ( 23/02/2007 21:49)
:evil:
4. jefra ( 23/02/2007 23:50)
Efa namono akoho, dia namono vorono, dia mbola hamono omby sy kisoa hatao sorona fa aza maika e!
5. fijo ( 24/02/2007 05:45)
izay tokoa mantsy.hamono omby isika hifety ka,mahazo mihinana na dia salopard aza
6. Robert ( 26/02/2007 16:07)
Misy zavatra tsy mazava tokoa aloha ilay referendum...
Inona no tena tiany mpitondra hatao???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0797