referendum 04/04
1. salopard
(
23/02/2007 12:56)
mila sorona hovonoina
hanamasina azy hono
sy ho lafikin'ny lapa
hisandratany ambony1)voalohany c pas un poisson d'avril sinon natao t@ 01/04, ary 04/04 satria hanana 4x4 ny gasy, izay no tanjona
2) fotoanany cyclone sy kere no ananovana azy satria, mila sorona ny referendum:
mila sorona hovonoina
hanamasina azy hono
sy ho lafikin'ny lapa
hisandratany ambony

novalian'i Robert ny 26/02/2007 16:07
4. jefra
(
23/02/2007 23:50)
Efa namono akoho, dia namono vorono, dia mbola hamono omby sy kisoa hatao sorona fa aza maika e!
5. fijo
(
24/02/2007 05:45)
izay tokoa mantsy.hamono omby isika hifety ka,mahazo mihinana na dia salopard aza
6. Robert
(
26/02/2007 16:07)
Misy zavatra tsy mazava tokoa aloha ilay referendum...
Inona no tena tiany mpitondra hatao???
Inona no tena tiany mpitondra hatao???