mampalahelo ny kibo tsy voky
1. salmo1
(
27/02/2007 13:58)
Mihamahantra sa mihamanakarena ny tanindrazana Malagasy?
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:27
4. emi
(
27/02/2007 15:50)
salmo1:
Mihamahantra sa mihamanakarena ny tanindrazana Malagasy?
ny hoe mihamahantra,na mihamanakarena dia sarotra ny hamofy izany; fa ny evitro manokana kosa,dia mila firaisakina sy fiafina ny fitiava-tanindrazana,tsy misy ny mana milatsaka avy any andanitra,fa ny ezaka ataon'i mpitondra tohanan'i vahoaka no hahatonga ny malagasy ho hanakarena na ahantra,toin'i toka-trano iray ny firenena iray,katokony ho ny fianakaviana iray trano ao no samy manao ny ezaka fa tsy ny Ray na ny Reny hiany,dia hisosa mora daholo ny rehetra.Miala-tsiny @tsy fahantanterahana @teny malagasy, Misaotra tompoko:D:D
6. jefra
(
27/02/2007 15:58)
salmo1:
lasa mahantra ny gasy sa lasa mpanakarena?
Ary ny frantsay? Raha voavalinao io dia valiako ny momba ny gasy :lol::lol:
7. emi
(
27/02/2007 16:03)
manaona o! angamba mety tsy ho nahafa-po anao ny fomba nentiko namaliana ny fanotaniana,fa kosa raha mandinika lalina ianao dia mety hisy azo raisina kely hiany koa ny tiako ho ampitaina ho valin'ilay fanotaniana. Misaotra tompoko
8. Fiffi
(
27/02/2007 16:06)
salmo1:sady tsy lasa mahantra no tsy lasa mpanakarena satria.....ny hezaka rehetra eo am-pikarakarana azy.......@ zao fotoana zao ...
lasa mahantra ny gasy sa lasa mpanakarena?
9. salmo1
(
27/02/2007 16:07)
Ny frantsay efa lasa lavitra sady ambony fa ny gasy mila havotana fa tsy avotra, vao maika milentika any ambany. Ka inona indray no hidirany ry zareo frantsay amin'ity fanontaniana ity?
11. salmo1
(
27/02/2007 16:14)
Fiffi:
sady tsy lasa mahantra no tsy lasa mpanakarena
T@ androny bekabary 1€ = 166pts vola española = 1400ariary 7000Fmg
@ izao ny 1€?
13. emi
(
27/02/2007 16:21)
jefra:
salmo1:
lasa mahantra ny gasy sa lasa mpanakarena?
Ary ny frantsay? Raha voavalinao io dia valiako ny momba ny gasy :lol::lol:
ny frantsay indray?mety tsara ny azy, satria mifanampy ny frantsay @alalan'i Impot mba hampandrosoany ny firenena,ny tsy ampy moa dia ampiny.Isika Malagasy dia mbola sarotra ho antsika ny hanao ny toy izany satria vao mianatra mamindra isika;ho tonga amitsika hiany izany raha toa ka maharitra ny izao fahasarota-mpiainana izao isika,Tsy maintsy miaritra ny mangidy vao misotro ny mamy.misaotra tompoko
15. jefra
(
27/02/2007 16:36)
salmo1:
Ka inona indray no hidirany ry zareo frantsay amin'ity fanontaniana ity?
Misy ny "contexte" mondialy mihatra am rehetra. Dia mila mijery ny hafa rehefa manao fampitahana.
Tsy ekeko hoe tafita daholo ny vozongo. Misy mafy ady, tena miha mafy ady. Raha nety ny nataony, mbola nilatsaka i Chichi...
Dia misy gasy tena tafita, tena miroborobo, fa tsy hitonona anarana aho.
16. emi
(
27/02/2007 16:37)
tsy raisina ara'bakiteny ankory ny lazaina rehetra fa dinihana tsara,satria mino aho fa misaina daholo isika MISAOTRA TOMPOKO
18. emi
(
27/02/2007 16:47)
MILA MIEZAKA Isika mianakavy raha tia-tsika hitoy izao efa fivoarana lehibe hita sy mibaribary be izao.Ampian-tsika fanohanana kely fotsiny sy firaisa-kina dia ho tonga toa itony tanana mandroso be itony isika,sarotra fa raha tia tanindrazana marina dia ho mora izany Misaotra tompoko
19. kally
(
27/02/2007 17:01)
salmo1:
Mihamahantra sa mihamanakarena ny tanindrazana Malagasy?
Ny tanindrazana sa ny vahoaka Malagasy?
Raha ny vahoaka dia misy ny miha-mahantra sy mihasahiran-dava, nisy ny nahita rirany ka nihanety kokoa ny fiainany.Amin'ny ankapobeny, mbola be ny mahantra mahavaky fo.
20. Aino
(
27/02/2007 18:30)
tsy voatery hitovy anie ny eto europe sy Mada eh, ny any mada mbola betraka ny hezaka tsy maintsy hatao, izy mandroso fa saingy tsy tazamaso izany.
mahareta eh!!
mahareta eh!!
