mampalahelo ny kibo tsy voky
21. kally
(
27/02/2007 19:05)
Aino:
tsy voatery hitovy anie ny eto europe sy Mada eh, ny any mada mbola betraka ny hezaka tsy maintsy hatao, izy mandroso fa saingy tsy tazamaso izany.
mahareta eh!!
Inona akia ry Aino no mbola asain-dry hiaretany? Efa ny kibo no tsy misy sakafo, tsy hitandry izany hoe fotaka no sakafo, raha mandalo indry dia rano no angatahiny fa tsy vola! Mitomany indry raha mahita an'izany, nefa dia samy Malagsy!
22. xxx
(
27/02/2007 19:33)
kally:
Inona akia ry Aino no mbola asain-dry hiaretany? Efa ny kibo no tsy misy sakafo, tsy hitandry izany hoe fotaka no sakafo, raha mandalo indry dia rano no angatahiny fa tsy vola! Mitomany indry raha mahita an'izany, nefa dia samy Malagsy!
Marina zany ry kally, ary izay no antony tokony hijerevantsika azy ireny, ra miara-mifanampy miara-misalaha ny gasy iray tandindrazana de hinoko fa mety ho voavaha hany reo olana reo.
Ny pb antsiaka ange ity krizy politika ity mitsy eee, io no antony manimba ny gasy. Jereo fotsiny zao zareo atsy Maurice, efa firy taona taorinatsika reo taloha, nahantrabe taorinantsika reo taloha, nefa noho izy mahay mitrandraka (investiguer) ny nature-ny tahaka ny tourisme fotsiny, sy ny fahaizany, ohatra @ zany oh ny ara-malagasy, hainy ny mitrandraka ny sasany @ izy ireny, de lasany ny art antsika, lazany fa made in Maurice nefa taiza tao maurice no nisy itony temotra sa inona moa izy teo hadinoko fa antsika gasy le izy, de inona vokany lasa lavitra be zareo @ zao. tsisy krizy politika any aminy en plus.
Mifanohitra @ zany kanefa isika gasy olona mahay be daholo, ny tanintsika manakarena manana vato précieux isika, manana pétrole isika..tsy b olona mararin'ny sida isika ..tsy hitako ze tsy hampandroso antsika.
23. Aino
(
27/02/2007 20:45)
Mpandefa : kally [ Valio ] 27-02-2007 20:05:54iza salmo anie no lazaiko hoe mahareta eh, fa tsy ny any mada ankory:oops:
Lohateny : Re : mampalahelo ny kibo tsy voky
Hoy i Aino:
tsy voatery hitovy anie ny eto europe sy Mada eh, ny any mada mbola betraka ny hezaka tsy maintsy hatao, izy mandroso fa saingy tsy tazamaso izany.
mahareta eh!!
Inona akia ry Aino no mbola asain-dry hiaretany? Efa ny kibo no tsy misy sakafo, tsy hitandry izany hoe fotaka no sakafo, raha mandalo indry dia rano no angatahiny fa tsy vola! Mitomany indry raha mahita an'izany, nefa dia samy Malagsy!
24. Aino
(
27/02/2007 20:48)
tsy azonjy ry kally ny tiako lazaina, ny tiako lazaina any salmo1
message
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 27-02-2007 17:07:03ka io no namaliako any salmo1 hoe mahareta.
Lohateny : Re : mampalahelo ny kibo tsy voky
Ny frantsay efa lasa lavitra sady ambony fa ny gasy mila havotana fa tsy avotra,
26. maditra
(
28/02/2007 00:51)
Salmo1> Tsy hamaly ny fanontanianao aho fa hanampy anao ahay hanontany kosa. Raha tianao ny ahazo valiny precis @ fanontanianao dia ataovy plus specific (prcis) koa izy, sady ataovy fanontanian'olona nianatra.
- Anontanio ohatra ny GDP na GNP (tadiavo @ google raha tsy fantatra ny dikan'izany) amin'ny taona samy hafa dia manaova comparaison.
- Satria koa ny Malagasy dia tsy olona tokana fa maro sady tsy mitovy vola am-paosy fa misy gap be entre ny mahantra sy ny manana, dia tsaratsara kokoa raha preciser-nao tsara hoe, ireo Malagasy manan-karena ve no tianao lazaina, sa ny mpiasa madinika, sa ireo olona mahantra (fadiranovana).
Fa raha io fanontanianao io dia mazava ho azy raha sahirana ny olona hamaly azy!

27. rush
(
28/02/2007 15:18)
maditra:ary mbola hampiako hoe jereo hiany ny zavatra lazain'ny gazety momba ny MAP!
ataovy plus specific (prcis) koa izy, sady ataovy fanontanian'olona nianatra.