mpisakana - tananarive, antsirabe

1. salmo1 ( 27/02/2007 17:14)
Inona hono ireto Policia mangataka vola rehefa misakana hisava taratasim-piarakodia. Teo Ambatolampy voalohany ary vetivety kely vao tonga teo Ambohimandroso, de sady misakana ry zalahy no mangataka. Fihomezana hono ny tao anaty Taxy madrapatonga tany Antsirabe. T@ fiverenana indray de torakizany ihany. :D:D


novalian'i fijo ny 09/03/2007 23:15
2. rush ( 27/02/2007 21:49)
fa hoaviana i salmo1 no tany? satria efa toa tsy de misy an'zany intsony zao. Ny corruption efa toa nitsahatra ireny noho ny lalana nivoaka manko. (mety mbola misy hiany fa tsy ampahibemaso tahaka an-zany.
3. melody ( 27/02/2007 22:26)
miombona hevitra @ rush zà:)
4. kally ( 27/02/2007 22:27)
Ny ahy aloha ny hitako, mangataka tsotra izao fotsiny zareo! sakanany ianao dia jereny ny taratasy dia rehefa tsy misy ho kianina, dia mangataka tsotra izao zareo hoe mba tairo sôsy any hono izy fa tena maina! vao tapa-bolana izay raha ela!Ary tsy indray na indroa fa imbetsaka sady toerana samy hafa.
5. melody ( 27/02/2007 22:45)
ka 'izay mangataka hono d homena' akia ry kally a - mazana be 'nge ilay mijoro tsy misy atao ity e, enao tsy afaka hatory, tsy afaka milalao domy, tsy afaka mankaiza fa d miandry tomobila mandalo fotsiny.
6. ikaretsaka ( 28/02/2007 03:04)
misy ary le petahan-dry zalahy hoe inona ny vaovao?
kay gazety ilay tadiaviny...
fa rehefa midina mianatsimo taloha (3 volana lasa izay) dia ny fatao dia mitondra gazety efa ho 50 sy 100 dia iny no omena an-dry zalahy! le gazetin'ary zato ireny

aleo maty gazetina 100ar toy izay hanome 500ar na 1000Ar isaky ny mangataka ry zalahy le

fa efa nanisa aho fa misy 80 mahery ny isany hatrany toulouze rehefa misy androny iny!
indrindra rehefa ilay manao "Toliara tsy miroro" iny ianao! ary ilay any ampovoamboan'ny volana iny
7. kally ( 28/02/2007 09:21)
Ny ahy indray aloha raha mangataka sy mitsotra tsy mampaninona ahy fa ilay mody mila vaniny nefa vola hay no tadiaviny mahaletra ahy e!
8. ikaretsaka ( 28/02/2007 15:15)
iny koa aloha tena mahaletra e...
ny ahy tonga de anontaniako mivantana heo tena vola ve no tadiavinao ry ngahy polisy?
naninona ary no tsary nolazaina hatr@ voalohany!
zao ny olona lasa tara fotsiny! efa mangatsiaka izay ny vary any ankaramena!
9. zandrikely ( 04/03/2007 15:57)
kally : za ko dia manao izany , zara aza anie mba misy azy ireo e , eo ry zala mbola misy manakandalana ko vao maik fa tsy eo , ny ahy ko ra mitsotra dia omeko ko
ikaretsaka : ka tsy mety kosa le tonga dia mangataka e , io ilay fomba gasy tsy mbola hita zay mmaharatsy azy
10. tynah ( 04/03/2007 20:10)
tam zah tany farany an! efa nisy ny BIANCO fa d mbola manao ihany ireo eh! ny mandeha Majunga tena tsy maka vola zany ry zareo fa ny mandeha Antsirabe! tena :twisted: mintsy. d nampitahorinay d navelany nandeh haingana zahay satria ny auto vao tonga nefa ny paps ara dalana fa d mila vaniny eh!
11. ikaretsaka ( 08/03/2007 21:25)
ny fanaovana azy koa dia alaina sary aby izay zavatra ataony rehetra! raha manana ilay phone misy fakantsary ireny, moa raha handeha hanao vokansa ka nitondra fakantsary de vo mainka tsara)) de mody ampitahorina hoe azo feo aby koa izy teo fa misaotra fa entiko any @ bianco ty raha vo fopla fa raha vo ok de ataoko photo de vokansa hoe izao ny polisy/zandarma aty...
fa milamina tsara
12. fijo ( 09/03/2007 23:15)
io fikan'ika io mihintsy no fanaoko tany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8314