vavaka

1. poopie ( 27/02/2007 13:21)
Manahoana nareo,
Raha mba misy aminareo re mba manana ny tonon'ylai hira hoe"
Ray o apetrako aminao ny fiainako tontolo izao
Tsy mendrika aho ny atao hoe zanakao
Amin'izao fianako izao
tantano Ray o
Ny fiainako
Mba tsy ho very
Raha tojo fakam-panhy....
Misaotra e
novalian'i Fiffi ny 27/02/2007 16:12
2. Fiffi ( 27/02/2007 16:12)
fihirana vao2 ve io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1486