Ho an'izay mahalala lalana,
1. madagasikara
(
27/02/2007 07:32)
Manahoana daholo e,
Ho an'ireo izay mahalala lalàna na mpisolo vava na ireo izay efa nandia lalana toa ahy no ametrahako ny fanontaniana.
Fa hafiriana aorian'ny aterahan'ny zaza no azo anaovana ny test de paternité?
Ary ny pension alimentaire ve arakaraky ny vola miditra amin'ilay lehilahy no amaritan'ny tribunal azy sa izay angatahin'ny vehivavy de mety?
MIsaotra anareo izay afaka mamaly o.

novalian'i Fiffi ny 28/02/2007 07:16
2. Fiffi
(
27/02/2007 09:07)
Fa hafiriana aorian'ny aterahan'ny zaza no azo anaovana ny test de paternité?arakin'ny fahalalako azy de na vao teraka aza le zaza de azo hatao io.......test ADN io...
Azo hatao koa aza ny "Test prénatal de paternité pendant la grossesse"
Ary ny pension alimentaire ve arakaraky ny vola miditra amin'ilay lehilahy no amaritan'ny tribunal azy sa izay angatahin'ny vehivavy de mety?misy critère maro io...
-Raha tsy miasa le vehivavy
-Tsy zay fangatahan'le vhv akory de ho heken'ny tribonaly satria miankina @ situation'le vhv io...
Ohatra hoe miasa le vhv de ny tribonaly hiany no mi-trancher hoe ohatrainona ny pension io...
Miankina koh hoe efa majeur na mbola mineur le zaza ....misy manko na de efa majeur aza le olona de mbola mahazo an'io hiany satria...mbola mpianatra izy ka TSY MIASA
http://www.impotrevenu.com/calculerpensionalimentaire.htm sao de afaka manampy anao...
3. Fiffi
(
27/02/2007 10:24)
aleo hiandry an'i Vaika , fijo sy ds fa ry zareo no tena mahafantatra an'io......
5. fijo
(
27/02/2007 21:31)
le momba ny testa efa voavalin'i fiffi.
le momba ny pension,dia miankina amina zavatra betsaka.ny fidiram bola,sy situation nao.ny fidirambolan dreniny.
le momba ny pension,dia miankina amina zavatra betsaka.ny fidiram bola,sy situation nao.ny fidirambolan dreniny.
6. madagasikara
(
28/02/2007 06:54)
Mazava e, misaotra anareo.
De aiza no toerana aleha raha hangataka ilay pension alimentaire?
De aiza no toerana aleha raha hangataka ilay pension alimentaire?
7. Fiffi
(
28/02/2007 07:16)
Dans le cas du divorce ou de la séparation de corps, vous pouvez demander à votre conjoint le versement d'une pension alimentaire pour vous-même:
- au cours de la procédure devant le juge,
- après le divorce, seulement s'il a été prononcé pour rupture de la vie commune et si vous n'avez pas pris l'initiative du divorce.
http://www.parent-solo.fr/modules/smartsection/item.php?itemid=146