Vehivavy manisy rojovolamena @ tongotra BORDEL!

1. DONGAKA ( 27/02/2007 12:34)
Mananjina hono ireny volamena ireny ary mino aho fa marina izany.Nefa dia misy ireo vehivavy sasantsasany manao an'izy ireny @ cheville ary hitako fa tsy mendrika ilay izy..misy aza moa dia manao piercing dia any @ mahavevivavy no asiana azy ...tena BORDEL aloha ny fahitako azy fa asa izay hevitry ny sasany
novalian'i jaloko ny 28/03/2007 17:19
2. xxx ( 27/02/2007 12:58)
Tsy hitako hoe inona no maharatsy izany. Fitaovana anie ireny e. Azy iny ka izay tiany hanaovana azy. Manaraka, tsy bordel zany io fombam-behivavy iray lazainao io fa raha varahina kosa no atao any miteraka aretina e.
3. papala ( 27/02/2007 13:05)
Amiko, volamena ve? mananjina ahoana ? samy manao zay ahafinaritra ny sainy sy ny fiainany e! nataon'Andriamanitra ho ampiasan'olombelona ireny ka tsy hitako mihintsy zay maha bordel ny ol manao an'ireny eny antongotra, ambany noho ny olombelona ny volamena, fitaovana !
4. jefra ( 27/02/2007 13:35)
DONGAKA:

..misy aza moa dia manao piercing dia any @ mahavevivavy no asiana azy ...

Tena ilay toerana sarobidy izany no asiany azy ka tsy hitako ze olana :lol:

5. hery ( 27/02/2007 14:12)
Zah kou tsy mahita olana loatra... raha tsy hoe manimba zavatra ilay na mibahana @ fahafinaretana hummm :-p

6. andry08 ( 27/02/2007 14:20)
izaho manao an'io rehefa été ka inona ny olana? Mahafinaritra ny mijery azy!
mbola aiza izany rehefa misy rojo eo @ kibo? Fanao koa io saingy manelingelina rehefa mibahana fahafinaretana!tsy bordel fa haingo toy ny haingo rehetra!:-D:-D:-D
7. salmo1 ( 27/02/2007 14:22)
misy bleme ihany izy io sady manelingelina, ary tokony hanontaniany ilay sipa alou lay bandy, raha reveny ilay peratra mipetraka any na tsia.

eo @ sofina ihany no milay. sa tsy zany ry zalahy?
8. patrick2002 ( 27/02/2007 15:08)
IO moa haingo ka tsy hita izay lazaina azy, samy manao izay tiany rehefa tsy miteraka violence fotsiny.
Fa raha mba fantatrao ny niantombohany rojo volamena tany @ tongotra dia : Ny vehivavy lesbienne tany @ iny pays scandinave iny ,no nanapaka fa tokony hanao rojo eny @ tongotra izay vehivavy lesbienne rehetra mba hifankafantarany izy samy lesbienne ,hitany vehivavy sasany izany taty aoriana ka lasa lamaody ilay izy.
Torak'izany koa ny kavin'ila :ny lehilahy pede no nanao an'io voalohany ,nefa lasa lamaody izy taty aoriana.
9. Fiffi ( 27/02/2007 16:27)
dainnn koh nareo lhl an ! tsy maharaka ny lamaodinay vhv an ! :-D:-D:-D nefa milay be le tongotra....:-D:-D
ary ny lhl manao piercing ? manao boucle d'oreille ? mba tsara ve ireny ozy nareo ? :roll:
10. Lalah ( 27/02/2007 16:42)
Ry donga tony koa de efa tsy mahita soratana tsony, inona no idiran ny maha-bordelina @ zany. Haingo io, samy manana ny mahamety azy, raha ianao zany no mahita ny ahy de tsy haiko zany ilazanao ahy, aleo ihany tsy tenenina fa sao vao maika miakatra eo donga
11. simplex ( 27/02/2007 16:59)
Lalah,
tonga d kozio aloha fa tapenako ny sofiny e :P:°)8)8)
12. salmo1 ( 27/02/2007 17:19)
izay manisy peratra any @ mahavhv ane hono mpivaro-tena eh!? :D
13. salmo1 ( 27/02/2007 17:20)
kavina kay le izy fa tsy peratra :-D
14. simplex ( 27/02/2007 17:22)

salmo,

efa nahita nga ela :P:°)
15. salmo1 ( 27/02/2007 17:23)
t@ TV fa raha sipa tsotra tao mbola tsy nahita zah leisy :D:-P
16. salmo1 ( 27/02/2007 17:32)
simplex: ary nareo anga efa nahita miaraka @ kavina? :D :-P
17. simplex ( 27/02/2007 17:40)
:-D:-D
le mpivaro-tena sa le tsy mpivaro-tena no tian'la koziana? ;-):lol:8)8)
18. salmo1 ( 27/02/2007 17:49)
les 2
19. simplex ( 27/02/2007 18:03)
samy efa hitako, tao @ nofy ;-)
fa tena bordel wa :°):-D:-D

@ taranja malagasy moa le misy hoe milatsaka ny a :roll:8)8)
20. fasaly ( 27/02/2007 18:04)
DONGAKA:

Mananjina hono ireny volamena ireny ary mino aho fa marina izany.Nefa dia misy ireo vehivavy sasantsasany manao an'izy ireny @ cheville ary hitako fa tsy mendrika ilay izy..misy aza moa dia manao piercing dia any @ mahavevivavy no asiana azy ...tena BORDEL aloha ny fahitako azy fa asa izay hevitry ny sasany


:roll::roll::roll: in no maha bordel anzany leretsy e! zà zao mitondra chaine am cheville refa am été mba hanome endrika anlay tongotra iny de inona no maha bordel anzany leretsy..... fa lay piercing eny am fivavina kosa alou tsary voako e!:-P


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4186