Vehivavy manisy rojovolamena @ tongotra BORDEL!

41. fasaly ( 28/02/2007 17:30)
xxx:

andeha indray kaloha hanao xxx sao maty pasiporo eto.

Dia ahoana aloha ny fahitanareo ny pierce amin'ny lelan'ny vhv ? Zay kofa fantatro nanontaniako aloha dia milaza daholo fa milay be hono.



ié! ny bandy tia manoroka anreny sipa mi pierce am lela reny ka!
lay izy anie tsy ratsy fa marary kosa e!
:{:{:{refa mandoaka azy, sady tsy mihinana vetikanina mandrintra ny 15 jours refa mametaka areny am vlou fa lasopy fona:?


42. Fiffi ( 28/02/2007 18:09)
ny @ lela kosa aloha toa tsy lasa eh ? :{:{:{
43. soarynala ( 28/02/2007 22:58)
rangitin i dongaka daolo ireto dia mikorontana, za manao percing à lela, orona, maso d sofina tena miravaka beuuuh;d rehefa tsy manao string aho dia manisy rojo @ tongotra mba hamenona ny zavtra ts ampy:)
44. patrick2002 ( 28/02/2007 23:00)
Dia ahoana indray no fahitanareo anay lehilahy manisy perce @ filahiana :oops:
45. fasaly ( 01/03/2007 07:21)
patrick orera orera orera! itsôkako lavitsa beuh raha n partenerako no manao anreny:-D:-D:-D:-D:-D
46. fasaly ( 01/03/2007 07:24)
fiffi: nefa otran mafinaritra ahy zany lay am lela ! sexy! fa zà klou tsy sahy fa efa nanao tam foitra aho fa tratran'ny infection goavana ka saika gravvvvvv de tsy sahy tsony:?
47. xxx ( 01/03/2007 07:28)
soarynala: enao en personne aza efa ratsy be mapatahotra koa no mbola asiana an'izany reheta izany tsy aleo mivily lalana=))=))=))=))=))
48. xxx ( 01/03/2007 09:47)
le amin lela hono milay ka. Ho antsika vhv izay tsy mbola nanandrana aloha mety ho hafahafa ilay izy fa fantatro fa mampisy filinn be, indrindra le mi...

ny lhl manisy anio amin seksa indray, mbola tsy nandramako ka tsy fantatro :D
49. xxx ( 01/03/2007 10:49)
bordel @ aona aza ny rojovolamena?? Miaraka @ zipo kely sy kapakapa fa tena mivoaka be ny bikan;ny tongotra.

Ny piercing @ lela sy ery ambany klou ohatry ny mampatahotra kle. Aleo hilamina.
50. fasaly ( 01/03/2007 15:02)
ny am lela milay ka! fa lay infection io no hatahorana discret sady tsy de mampanin lotra manome charme am lela hummmmm ny am foitra kou manja fa ankoatra izay nada:°):-D
51. sakaizakely ( 01/03/2007 17:03)
nena nada de partout :-P
52. sakaizakely ( 01/03/2007 17:34)
Izao ahay no azoko raha hampibaradaka...

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img172.imageshack.us/img172/272/adaladalawc9.png[/IMG][/URL] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img172.imageshack.us/img172/5835/implwe5.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img111.imageshack.us/img111/2896/implantiw3.jpg[/IMG][/URL]
53. sakaizakely ( 01/03/2007 17:41)
santionany kely fotsiny io fa misy tena way way way be aza
54. tywa68 ( 02/03/2007 13:39)
sakaizakely : tena aleoko ihany kavina d zay e !
55. sakaizakely ( 03/03/2007 09:21)
kavina ?
Hoatran'izao ve ?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img155.imageshack.us/img155/5584/z3e5a806wa8.jpg[/IMG][/URL]
56. fasaly ( 03/03/2007 09:56)
nada nada nada a! tsary voako ireo ry sakaizakely a!
beurkkkkkk be dool mampatahotsa beuh! :{:{:{
57. sakaizakely ( 03/03/2007 10:05)
efa miha adala ny olombelona. Hoatry ny tsy ampy fahasahiranana mbola ampiana fampijaliantena koa.

Aiza Dongaka am'zao e ! Toa mibaradaka amboalohany fotsiny ?
58. fasaly ( 03/03/2007 20:32)
hihihihi! tsy hita i dongaka fa nametraka bordel fotsiny de lasa:roll::-D
lay lava tsofina io aky ry sakaizakely tena daba loaka be mitsy an!:-P
59. bibiango ( 03/03/2007 21:29)
Raha sursaturé kosa aloha de za dakôro fa tena ôtra'ireny
mampme reny ny vevav e, tena lasa haingon'adala, tsy aleo ve zalah kelikely tsara² toy izay trop....dain le!!!
60. xxx ( 04/03/2007 19:55)
tsy manana omena ny sipany izy d ataony zay fomba tsy hitiavan'ilay sipany manao volamena am tongotra. Hividiano varahina izy refa tsy mahavidy volamena =))elah lesy eh!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3952