Vehivavy manisy rojovolamena @ tongotra BORDEL!

21. Lalah ( 27/02/2007 18:07)
simplex:

Lalah,
tonga d kozio aloha fa tapenako ny sofiny e :P:°)8)8)


ao ary bitsibitsihiko, (@ foitra) henonao ve?
22. Lalah ( 27/02/2007 18:12)
Langaiko zany ry simplex fa aza tsy manana tapa-bolamena na iviny aza.
ry dongaka efa tsy mahita atao intsony dia milaza arira eto, ianao io indrindra zao no mahazo vady ilay manao volamena @ orona reny, jereo tsara
23. fasaly ( 27/02/2007 18:15)
andry08:

izaho manao an'io rehefa été ka inona ny olana? Mahafinaritra ny mijery azy!
mbola aiza izany rehefa misy rojo eo @ kibo?


ié! kay zà kounkou aza miravaka eny am kibo, nefa try bordel mitsy ny fahitako azy fa mafinaritra be...:-D rehefa me ngeza fotsiny aho de lasa tery be lay izy de midika izany fa mi ralentir am fihinana sakafo fa mila mihena, fandrefesana habe en meme temps:-P


24. simplex ( 27/02/2007 18:26)
samy manana ny gout-ny kosa fa le hoe bordel ngamba no manindry loatra. Ny indianina zao no tena mpanao firavaka nefa izy d faran'ze manja,
http://k47.pbase.com/o4/94/17294/1/56084193.Indianladywebbw.jpg

;-)
25. Fiffi ( 27/02/2007 18:54)
tena tsy hitako zay maha-bordel an'zany an ! fa inona aloha no hatao hoe bordel @ DONGAKA ??? :roll:
26. Fiffi ( 27/02/2007 19:05)
hummm.....milay an ! sa ahoana ozy nareo ry zavavy ? :)
27. fasaly ( 27/02/2007 20:50)
hummmm! zao kosa ve re oul de bordel! zany hakantony e! milay beuhhhh!
28. fasaly ( 27/02/2007 20:53)
zà zao vao hanao tatouazy ao ambany lamosina kou!!!! otsan vositona hanao zà ho an'ny été!:-P:-P:-P
29. Fiffi ( 27/02/2007 21:12)
milay be an ! :)
30. fasaly ( 27/02/2007 21:24)
ieuh! zà klou de mankafy sy mametaka refa am été iny e!:P bordel à bordel:roll::-D:-D:-D:-D
31. tywa68 ( 27/02/2007 22:26)
:-D:-D
32. Fiffi ( 28/02/2007 07:04)
:-D:-D:-D:-D
33. sakaizakely ( 28/02/2007 10:13)
Inn koa no idiran'ny jiny am'zany, samy manao izay zakany dia izay. Rehefa tsy tinao dia ialao, teboka, ndaka maka an'ilay be menaka sy sarondoha ary manao peignoir sy bakiraro @ kiranyl, ireny no mendrika ve ?

Samy maka ny feeling ny io kou

Milay kosa alo njy ry fasaly le pierce @ lavapotra ireny. tiako be koa ilay sary nalefan'i Fiffi

Vive les femmes belles et féminines =D =D =D
34. kelly13 ( 28/02/2007 11:12)
za zao mba hanandrana hanao bague @ orteils, d bordel kou zao za oe, hihihihi! sa gasy b zesita za fa aty? hihihii! mahita tenenina mihintsiny ny oul ka
35. Fiffi ( 28/02/2007 11:40)
:-D:-D:-D grave klé ! tsy aleo ve manararaotra mihaina fa fandalovana fotsiny ange ity fiainana ity eh !
raha ny vadiko aloha no miteny ahy hoe bordel ny fanaovana an'zao sy zao de je l'envois pâitre =))=))=))=))=))
36. kelly13 ( 28/02/2007 11:46)
mazava ho azy! hihiii!
37. xxx ( 28/02/2007 14:29)
andeha indray kaloha hanao xxx sao maty pasiporo eto.

Dia ahoana aloha ny fahitanareo ny pierce amin'ny lelan'ny vhv ? Zay kofa fantatro nanontaniako aloha dia milaza daholo fa milay be hono.
38. kelly13 ( 28/02/2007 15:02)
tsy haiko, za tsy mbola nanadrana :-D:-D:-D:-D
39. salopard ( 28/02/2007 16:52)
kapôty volamena
40. Fiffi ( 28/02/2007 17:22)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6451