Vehivavy manisy rojovolamena @ tongotra BORDEL!

61. papounette ( 05/03/2007 12:57)
Tsy hitako ze mahabordel an'zany fa matetika ny olona(lhl na vhv) tery saina na matetika "troublé sexuellement" izy mijery an'le rojovolamena eny @tongotr'le olona de miteniteny foana.
Io samy manao ze zavtr mahafaly azy ary tsy azo atao ny mitsara2 olo saria tsy mifanaraka ny fomba fisainana ananan'le olona miteny hoe bordel ny zavtr miseho anakiray.
62. andouh ( 05/03/2007 14:33)
otsan'ny mampime be hoe eny @ tongotra de bordel ny @ zavatra hafa moa dia tsy lazaina intsony, ka ra ny hevitrao anie zany dia lolohavina antampindoha io volamena io e, de ny amin'ny peratra raha misasa zany dia mila esorina sa ? ireny sinoa mitsabo amin'ny paingotra volamena reny zany dia am partie ambony ihany fa tsy sitrana mihitsy zay marary am divozin nao satria mananjina ? ny varahana miofo, ny volafotsy tsy voadio , ny volamena mety hoe ratsy tefy nefa matevina be miaraka @ tongotra maloto be sy vakivaky no mety hoe bordel amiko.
63. Fiffi ( 05/03/2007 14:53)
sakaizakely:

kavina ?
Hoatran'izao ve ?
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img155.imageshack.us/img155/5584/z3e5a806wa8.jpg[/IMG][/URL]
zao ve rangaha tsy bordel ? zay rojo tsy de misy mahita ary @ tongotra ary no hatao hoe bordel ?


64. sakaizakely ( 05/03/2007 15:04)
ary tsy rakatrareo ve ilay maranitra kely eo ambany molotra, sy ity sary menamena ity ? manao scarification faciale (dorana vy) toy ny afrikana nefa tsy miankina @ fomba amampanaon'ny afrikana fa resaka esthétique fotsiny, na défi contre la douleur.

Adaladala ! Bordèla tena bordèla!
65. Fiffi ( 05/03/2007 15:08)
de mba ahoana ry zareo no ahitana asa @ zao style berkkk zao ?
66. sakaizakely ( 05/03/2007 15:18)
oudryyyyyyyyyyyy ry Fiffi,

Zavatra tsy ampoizinao misy erak'izao tontolo izao. Misy site isankarazany mikasika an'ireo, une certaine culte du corps

Misy koa aza ilay hoe suspension, mampahorikoditra satria tena accrocher-na @na faraingo ngodabe ilay olona dia ahatona. Tena faly ery ry zareo manao an'io.
Rey razako oooooooooo !
67. niryna ( 07/03/2007 06:57)
xxx:

Tsy hitako hoe inona no maharatsy izany. Fitaovana anie ireny e. Azy iny ka izay tiany hanaovana azy. Manaraka, tsy bordel zany io fombam-behivavy iray lazainao io fa raha varahina kosa no atao any miteraka aretina e.

Izaho koa manaiky an'io,izay mahafalifaly ny fony no ataony.Toa tsy misy hidiran'ny mananjiny izany ko

68. Kwasi ( 09/03/2007 02:32)
Fiffi:

hummm.....milay an ! sa ahoana ozy nareo ry zavavy ? :)


Na dia ny tongony fotsiny aza no hita d'efa babo, k'izao ve no lazain-dry Donga fa bordel?
Fa hono hoa k'lo ry zareo, tsy atahorana ho voasaringotra ve izy ireny rehefa any anaty taxibe?:-o
69. Fiffi ( 12/03/2007 08:05)
mitandrina fotsiny koh ! hummmm...milay an ! :) zah aloha de anisan'manao an'io rehefa été eh ! indrindra rehefa tsy mikiraro iny eny amoron-dranomasina iny ....:)
70. jaloko ( 28/03/2007 17:19)
anisan'ireo lamaody mahafinaritra ny rojo volamena eo @ tongotra , tsy voatery bordel akory mariky ny vacances @ko .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6062