inona no tena dikan'ny peratra omena

1. xxx ( 27/02/2007 13:11)
vao niaraka 3volana am olona 1 aho, mifankatia izahay, fa ny nahagaga ahy dia nomeny peratra lafo vidy aho tam st valentin, tsy nilaza inona izy fa nomeny ohatry ny k-do tsotra le izy, k-do tsotra ve izany sa misy heviny hafa amin'ny maha peratra azy?
novalian'i kally ny 06/03/2007 21:28
2. xxx ( 27/02/2007 13:37)
Raha izaho no teo amin'ny placenao dia nahatsiaro ho sambatra mihitsy za , midika izany fa tiany tokoa hianao , amiko manokana aloha io an , fa tsy haiko ny hevitry ny hafa , ary efa manampikasana ho tia anao ho mandrakizay ihany angamba ilay olona , fa hianao tokony hahatsapa izany fitiavany izany ihany koa , izy izany dia tsy te-hiteny firy fa fonosin'ilay peratra lafovidy ilay fitiavany anao , ka noho izany dia hajao tsara izy fa tena tianao tokoa izy , zaho matsy tsy mba nahalala io peratra io raha tsy nahalala izany "fitiavana" izany , ka amiko dia misy dikany manokana io peratra io , indrindra fa nataony eo akaikin'ny akihekely izay ilay izy , eo amin'ny gauchéen'ny tananao izay . Tena tianao ilay olona e !
3. Fiffi ( 27/02/2007 18:31)
raha vao manomé peratra zany aloha amiko de tena midika hoe tena fitiavana eh !
azo hatao tsara manko ny manomé heu....ohatra voninkazo , ranomanitra , bdb ny zavatra azo omena saingy raha peratra kosa de........

amiko aloha matoa izy tondé nanomé peratra de tena serieux be zany ny fitiavany anao....tena tiany enao ....sady @ zay perara lafo vidy ? hummmmm.....tandremo fa bdb ny tovovavy mba manana envie an'io ...."estimes-toi heureuse" ry xxx an !
4. kally ( 27/02/2007 19:13)
Ka fanomezana izany ka inona moa? te hahita andry faly izy dia iny no hitany hoe tsara sy mampatsiahy andry azy isan'andro angamba!!:?:
5. Stretch ( 27/02/2007 22:56)
hono wa ry reto de raha ohatra ve zany le bandy ka tsy manome peratra de tsy tia hoy nareo.

nefa de tia manao fanomezana be mihintsy ohatra izy.
-montre
-firavaka isakarazany sauf peratra
-fiara
-vonikazo matetika.

lasa iany ny saiko, am hevitrareo.
6. Fiffi ( 28/02/2007 09:43)
Stretch:
hono wa ry reto de raha ohatra ve zany le bandy ka tsy manome peratra de tsy tia hoy nareo.
an3 kosa kah ! tsy midika hoe tsy tia zany le bandy raha tsy manome peratra fa zavatra hafa no omeny.....

samy manana ny fanomezany ny olona.....mety tena tia mihoatra noho ny fanomezana peratra ny fanomezana raozy mena ohatra.....saingy le peratra heu.....azo tazomina mandrakizay..fa le raozy mety ho maina .

Tsy ny fijerena hoe inona ry zareo no mavesa-danja fa le FANOMEZANA vokatrin'ny FO ...io jerena ...


7. sakaizakely ( 28/02/2007 09:47)
Nahavoa indry izany fa nena efa 3 taona vao nahazo, sady am'zay le cheap tany Turquie, il a fait une affaire :-D :-D
8. Fiffi ( 28/02/2007 09:55)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. sakaizakely ( 28/02/2007 09:59)
fiffi
n'empêche, je suis une affaire à moi toute seule 8-)
10. Fiffi ( 28/02/2007 13:46)
hummm.....de mba azy koh akia eh ? :-D
11. sakaizakely ( 28/02/2007 14:00)
fiffi> eny hoe :-D :-D :-D

ary nareo ve tsy mbola naheno an'le lhl kahihitra be dia zavatra récup daholo no omeny ny vadiny ?

Ohatra, nomeny vonikazo ny vadiny, sady tsy bouquet no tsisy emballage fa dia mifangarongaro eny. Hay izy ity zavatra notsiponiny tanaty poubelle n'ilay fleuriste. Andrasany ilay mpivarotra hanary ny efa tsy nilainy intsony, dia nalain'i lery zay vao tsaratsara dia nentiny nody ho an'ny vadiny.

Pas glop !!!!
12. Stretch ( 28/02/2007 22:10)
aiza kosa , ra tena tapaka be kosa lery v mo ?
tsy omeko tsiny fa aleo tsy manome.
Amiko ndray lo le fanomezana eo iany fa le mba , attention amiko kely iny no tena tsy lefitro . .
13. kally ( 02/03/2007 19:38)
Ny ahy koa ry Stretch, ohatra hoe ilay fraise iray mba masaka tao an-jaridaina, dia sahirana ery izy maka azy sady faly jejo ery manolotra azy:lol:(l)
14. Zina ( 02/03/2007 19:58)
misy heviny hafa amin'ny maha peratra azy?


misy heviny tokoa moa izany...
1- fitiavana
2- ho lasa sipako
3- ho lasa vadiko
:wink:
15. Stretch ( 02/03/2007 21:58)
ontonale ky njy kally.

le fanomezan'iny eo ihany fa ndraindray zvtr tsy tiko kory fa mapalahelo fotsiny sahirana.
fa le mbô miraraha a refa le za marary na le mody marary iny.
misy ngé ny lhl tsy te halala ny vhv mintsy e !

hitako zany tam le nenifaranay , fa tsy mba mahazo marary zany mintsy izy , na efa tena marary be ôtran'ny inn azany de tsy maintsy miarina refa tonga ra baina manao kaly sy ny sisa.

za ko lo tsy tia an le lhl manompo be reny e ! ôtrany sarimbavy ndray reny ny fiheverako azy.
mba ilaina macho kely ihany ndraindray, kely wa an !
16. Stretch ( 02/03/2007 22:01)

kally:wink:

ilay fraise iray mba masaka tao an-jaridaina, dia sahirana ery izy maka azy sady faly jejo ery manolotra azy


de natao inn aky le fraise tokamasonareo.
nozaraina tam vava v :*
sa natao kofitira :-P
17. vahatra22 ( 03/03/2007 08:11)
tsy voatery hoe ny fanomezana ihany no midika fitiavana fa ny fihetsika sy fomba fiteny, ary tsy miankina @ iny no itsarana ny fitiavana! d ra tsy manana omena izany le ol d ahoana? maivan-doha b ny ol mitsara @ alalan' ny fanomezana izany! manjary otran' ny lasa amour par intérêt fotsiny le izy!
18. xxx ( 05/03/2007 12:03)
misaotra anareo namaly
tsy izany ny nahatonga anhy hanotany fa talohan'io olona io manko efa nisy iray nanome bracelet, tena nieritreritra oe tena serieux le olona satri tsy kely le izy, anefa namadika ahy izy taorina kely ny le fanomezana, ary nisy olona niteny aho oe, bracelet zany k-do tsy de misy dikany na de volamena aza...de lasa iany ny saiko.
misaotra ny mamaly e
19. kally ( 06/03/2007 21:28)
Stretch:


kally:wink:


de natao inn aky le fraise tokamasonareo.
nozaraina tam vava v :*
sa natao kofitira :-P



Ka nataoko indraim-bava aza ilay izy koh!:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4749