noana aho izany

1. sakaizakely ( 25/02/2007 21:59)
mijery Zone interdite za zany dia mikaraikona mitsy ny vavoniko. Kaly bonne be ato izany nendry Bocuse, Fauchon, Ducasse sns...
Noana aho e :-/ :-/ :-/
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 17:48
2. fasaly ( 25/02/2007 22:00)
:roll::roll::roll::-D
3. sakaizakely ( 25/02/2007 22:05)
te hihinana sambosa 3 étoiles :-P
4. andry08 ( 25/02/2007 22:06)
bon goût an!=D=D
5. sakaizakely ( 25/02/2007 22:09)
ka efa hiha boda ihany tsy aleo ve kaly milay ? Fauchon klou mbo efa mahazatra ahy ihany satria akaikin'ny fiasako fa ry Ducasse sy Bocuse zany dia nofinofy ihany :lol:
6. Fiffi ( 26/02/2007 07:16)
tena bon gôut mihintsy kah ! :) =D=D :miam::miam::miam:
7. tywa68 ( 26/02/2007 07:18)
ny ahy ry sakaizakely ilay mortadelle be iny no nampilendalenda ahy !:-D:-D
8. Fiffi ( 26/02/2007 07:20)
:miam::miam:
9. fasaly ( 26/02/2007 07:22)
ny ahy tsy hatakalo ny kaly gasy ihany ry zareo an! henakisoa sy ravitotot malemy be tavikena sy tongolo gasy miaraka am vary THAI, sy lasary rougail miampy sakay manitra be hummmmmmmmmm ho boda tokoa moa izany:miam::miam::miam::miam:
10. tywa68 ( 26/02/2007 07:30)
ka iza moa no manakalo fa ampiana en plus :-D:-D:-D
11. Fiffi ( 26/02/2007 07:46)
lasa noana be zah zany klé ! :-D:-D:-D
12. xxx ( 26/02/2007 17:23)
ny kaly gasy ry fasaly tsy mahaboda izany a , sérieux izany

ny ahy ny tsy azoko dia ohatry ny hoe manana vady 3 ity Paul Bocuse ? sa izaho no tsy mahazo resaka ? Kaly hafa koa !!!
13. fasaly ( 26/02/2007 17:49)
taywa::-D:-D:-Dary izy tendakanina be an!:-D:-Deka ouz marina zany:-P


xxx: mahaboda reh a! zà zao bodan'ny kaly gasy koun reny sauce sauce ndraha reny no tena mahaboda miampy ny menaka atao aminy:?
14. tisera ( 26/02/2007 17:50)
:-D:-D:-D ka angamba ireny ilay karazan-dehilahy mihevitra ny vehivavy ho sakafo dia satria leiry tenda-kanina be dia tsy maintsy mihinana foana moa koa angamba mba varier-ny ny menu @ izay ! fa ny azy kosa tsy misy ankinafinafina fa samy mahafantatra daholo hoe @ izao fotoana izao no ary na atsy i bocuse dia miandry tantana é! fa izaho koa aloha tena tia sakafo gasy ry fasaly fa tena mahatsapa koa aho hoe tena mahay manao sakafo ry vazaha frantsay ireto an!:miam::miam::miam: ny fromage , sy ny patisserie -ndrizareo ireto tena tiako beé! dia grave koa ry zareo @ subtilité-n'ny goût
15. fasaly ( 26/02/2007 19:32)
tisera: zà tsary tia formazy:? patisserie njay anefa hummmmm:miam::miam::miam::miam:
16. Stretch ( 26/02/2007 20:00)
Ouuuuu !
tsy namako njy zany ry fasaly ,
aôna oe e?
tsy tia fromaka ?
de aôna zany ny pizza , , ,hummmm,
ambavako zany.
eny e ; efa fay alou a tam ki fondu sy rakleta
fa natavy be ôtran'ny kisou a tam heritaona.
tsy nanao tsony a tam ty ririna ty fa elako pa ny rakleta , fa namay mintsy a vô nahia tam ete.
:-D :-D
17. fasaly ( 26/02/2007 20:48)
zà tsy de tia pizza fa raha maka zà de lay tsisy formazy reny ohatsa hoe calzioné! tsy haiko na izao no fanoratra azy! mihidy otsan'ny sambos izany lay izy hummmmmm! oignon fotsiny no ao anatiny de champigon miarak am sauce tomate
18. Stretch ( 26/02/2007 21:15)
samôsa be ky reny a !
:-D
sambatra ndry zany tsy tia fromaka,
mapatavy aingana matsiravina nefa de tia a e!
19. sakaizakely ( 26/02/2007 21:50)
mba danz kou aloha ny adin'i Bocuse vhv 3 be izao ve ... Rehefa ngetroka dia hoatry ny vita hoazy tsisy quoi le resaka, fa raha gena zao no manao an'zany an, dia efa nahazo commentaires betsaka.

Le isa 3 aloha antonony tsara raha amiko : 1 miasa mampidibola antrano, 1 manao raharaha sy sakafo, dia 1 "mikarakara" dia mifandimbidimby ireo.

Robbie William iny klou de siora fa embauché "mikarakara", fa le suppléants mbola ho eritreretina :-D =)) =))
20. Fiffi ( 26/02/2007 21:53)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5401